Fitiavana eo @ tanivo sy ny tanindrana, fitiavana eo @ andevo sy ny hova ary ny tanindrana

21. ikaretsaka ( 28/01/2005 14:06)
tsy izy ange no atao vavolombelona ry hery fa ny fiaraha monina e... io ilay hoe ny cekezem ao ihany fa jerena koa ny manodidina..
tsy eo @ lafiny izy samy izy.. fa jerena koa ilay lafiny eno anivon\'izao tontolo izao e!
Za tsy manao hoe tsy fomba le izy na hoe ratsy ilay izy.. fa ny ahy hatramin\'izay dia ny fijerena ilay societe koa no ilana tandrovana
22. booboo ( 28/01/2005 14:10)
ka matoa angé zareo afaka mijoro vavolombelona dé ok zay ny vrdictn\'ny fiaraha-monina e ! euh....na afaka 100 taona aty aoriana ara ( tsy tena 100 fa hevitra ambadika a ! ) :°)
23. ikaretsaka ( 28/01/2005 14:33)
raha izy no mijoro ho vavolombelona de ok izany ny verdict AMINY,
24. ravatorano ( 28/01/2005 14:52)
za koa aloha dia mahita an izany eh satria izao fotsiny ry zareo mifankatia b arty mifanaja fa ny fiaraha monina mbola misy mibolisatra foana eh
Ity dia ohatra velona iray : ao anatin ny fianakaviako dia misy manambady hafa \"\" karazana\"\" na \"\" foko \"\" moa no filazatsika azy.Rehefa manaraka anay ny zanaky ry zareo dia hotsinay hoe miala any ry zalah .......
dia mbola toy izany koa no mahazo azy rehefa manaraka ny lafiny iray indray ry zalah.
Dia hitanareo amin izay fa manontany teny ry lerony hoe aoana marina ny aminay fa raha makany amin dry dada izahay misy sahy manilika anay fa foko zao izahay . makany amin dry Neny indray mamonjy lanonanana fahoriana d velona ny hoe ireny ry lerony avy atsy eh.....Ka io ilay fiaraha monina fa raha ao antranon dry zareo dia milamina tsara ireo nefa tsy maintsy mifanerasera amin ny fianakaviany avy ireo.
Izany koa tsy midika fa mbola lavitra b ny toetsain ireo fianakaviana ireo fa mbola mijanoana ao ampon ny malagasy ihany ny maha avy atsy azy na ny maha aviaroa azy.
Enao v raha miresaka aman olona na aiza na aiza tsy maintsy misy foana manontany hoe avy aiza kay nareo ?
cekezemmm milay fa milamijery ny fiaraha monina io ary anjaran ireo tafiditra ao anatin ny cekezem no mitaiza ny zanany amin ny mety ho fanafittohinanana kely ho hitany eny andalm pandrosoana amin ny fiainana eny.
25. booboo ( 28/01/2005 15:18)
ny fitaizana eo @ fiaraha-monina mihitsy no misy mandringa satria matoa mbola misy ny fanilihana dia ao foana ilay fiheverana oe izay tsy mitovy amin\'ny tena dia \" ratsy \" ka tsy mendrika ny hiaraka @ oul avy ao @ fiaraha-monina misy ny tena. Ratsy eo imason\'ny fiaraha-monina foana hatr@ taranany noho ilay fitaizana hatr@ vôlohany.
Mandringa koa satria tsy mifanaraka @ zava-misy manodidina, ary tsy mahavaha ilay \" olana \" satria tsy mahatohitra ilay zava-misy.
Tsy ny fitenenana \" cekezem \"anareo \"mihitsy no hahafoana izay olana eo @ fiaraha-monina izay. Tsy manisy an\'ikaretsaka zà a :-* fa miteny ny zava-misy eo fiaraha-monina.
26. ikaretsaka ( 28/01/2005 18:01)
ka ohatran\'iznay foana anie ry booboo ny fandehany hatr@ adama sy eva na evolutions taonarivo mahery izay e.. tsy maintsy mahita ny fahasamihafana foana..
ary izay revolisionera manova an\'io dia manakorotana kely ny tany foana ary raha vao mainka aza io afangaro dia vao mainka miteraka lonilony sy ady..
ny ahy rehefa tsy mifampikitikitika izy fa miaina @ ze toerany any dia tsy mampaninona ahy!
27. yonikafopl ( 29/01/2005 13:38)
Ikaretsaka , ka raha ny fiaraha monina no arahana de tsy hanambady eo ianao satria na iza na iza ny vadinao eo, ny vavam-bahoaka tsy hitsahatra ny hitsikera sy hanaraby.
Amiko rehefa iny no ekeko fa ilay safidin\'ny foko sy ny fitiavako, afaka manaja ahy sy hajaiko, izay no arahako.
I don\'t care who he is, where he from, what he do, as long as he loves me.

Manohana tanteraka ny tenin\'i hery, :-*
28. ikaretsaka ( 29/01/2005 17:41)
izay
29. yonikafopl ( 29/01/2005 23:40)
hihhhhihihihih
kou nga ny vavambahoaka no hanoroka azy raha tsy ny vavako?? :-P :-D
30. ikaretsaka ( 30/01/2005 02:50)
de tsy mety zay satria tsy natao hanoroka ny vavambahoaka fa natao hitabataba sy hanala baraka! :-D
31. cutie ( 30/01/2005 19:55)
za mitovy hevitra @ yonika sy hery koa.
Ny tenanao aloha jerena sy ataovy ze hahasoa azy vao mieritreritra ny fiaraha-monina.
Rehefa milamina ny fiiananao de anjaranao ny mi-s\'adapte @ fiaraha-monina.
Fa tsy ny fiaraha-monina mihitsy akory ny hibaiko ny fiainanao. (l) (l) (l)
32. ikaretsaka ( 30/01/2005 19:56)
raha izay raisonement anareo izay ange izany de mety tanteraka raha ohatra hoe vonoiko daholo aloha ny manodidina ahy satria izany ny tian\'ny tenako e!
33. cutie ( 30/01/2005 20:01)
tsy izany mihitsy io , ahona ny fomba ahafahanao miaina ao anatin\'ny fiaraha-monina raha tsy hainao akory aza we in no tinao sy we sy ny momba anao.
Ny fihetsikao sy ny fiteninao anie no tarafin\'ny fiaraha-monina e.
Za akory tsy nilaza we avelao hidaboka any ny fiaraha-monina.
34. ikaretsaka ( 30/01/2005 20:08)
ka izay hoa.. hoe tiako be ny mamono izay mahasosotra ahy ohatra ve dia aleo aloha any ny fiaraha monina fa hivadiak serial killer za satria izany no cekezem sy mampilamina ny fiainako?? rehefa tsisy an ireo masosotra ireo??
raha iznay dia tena milay le cekezem ko!
35. cutie ( 30/01/2005 20:13)
lollllllllllllllllllllllllllllllllll
aleo hilay le cekezem e.
36. yonikafopl ( 30/01/2005 23:24)
Ika, tsy maintsy ny tenako aloha vao ny fiaraha monina.
Raha io fiaraha monina io no atao vato misakana dia ho simba daholo sy tsy ho tanteraka izay mba fanirianao.
37. ikaretsaka ( 30/01/2005 23:36)
ka io hoa .. raha atao hoe ny faniriako zao dia ny hanana basy dia tifiriko aby ny olona masosotra ahy...
--->ny tenako aloha io satria izay ny tiako ---> cekezem ko io!
fa ny fiaraha monina tsy mamela anahy hanao izany!

Dia tsy ataoko le izy!

38. cutie ( 30/01/2005 23:43)
tsy ny fiaraha monina no tsy mamela anao hanan basy fa ny tenanao ihnay.
In ohtra ny mety ho vokany hoy z\'izy enao . lolllllllllllllllllllllllllll
39. ikaretsaka ( 30/01/2005 23:51)
maty aby ze manirikiry ahy! saingy gadraina za avy eo...

dia mitovy @ hoe sosotra aby de olona niteny anahy ts yhitia an\'io olona samihafa firazanana amiko io... saingy rehefa avy eo dia tsy ilaozan\'ny eso sy ny akora lava sy ny remarque ny vadiko sy za sy ny taranako!

40. cutie ( 30/01/2005 23:55)
de tena we ny fatahorana ny vavan\'olona zany no tsy anaovana ny we cekezem. lollllllllllllllllllll
de eo enao sy ny tranonao ikaretsaka. lollllllllllllllll
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9002