Fitiavana eo @ tanivo sy ny tanindrana, fitiavana eo @ andevo sy ny hova ary ny tanindrana
![](https://avatar.serasera.org/fb6af3fd86147456f9cc28e5ed8c6f5e.jpg)
41. ikaretsaka
(
31/01/2005 00:03)
nena aloha misy cekezem tsy ataoko e.. ohatran\'io hoe mandeha mitana basy sy mitifitra izay masosotra ahy io e cekezem ko io .. fa ny antony tsy anaovako azy de ny effets ny eo @ fiaraha monina!
dia an\'ny samihafa fihaviana io koa tsy ataoko (sady cekezem pas koa io) fa ny effets ny eo @ fiaraha monina koa ny tsy anaovako an\'io!
bedebe e.
Misy ko olona zao tia cekezem mampirafy fa ny antony tsy hanaovany azy mety hoe oainina be eo @ fiaraha monina koa na te hanao mafy aza! ... i fijo ohatra!

![](https://avatar.serasera.org/d41d8cd98f00b204e9800998ecf8427e.jpg)
42.
(
31/01/2005 08:18)
mahafinariotra ilay loha hevitra,ity r\'izareo misy tantara tena marina niseho t@olona teo akaikinay.
Misy sipa zay mpanavakavaka(miala tsiny)satria hono izy tanivo de tsy manambady tanindrana(cotier),nanambady vazaha izy io ary natao nalaza mihitsy ilay fanambadiana.Nony tonga taty andafy aho de hitako nyu fianakavian\'ilay bandy fa kay cotier vazaha ilay bandy,dia nanontany tena aho hoe hay ny cotier vazaha milay fa ny cotier gasy tsy milay ,sady amizay ilay bandy jiolahy tany amin\'ny taniny no nitsoaka tany dago.Ny tiako ambara dia ity:miombokevitra amin\'i yonik.. hery..aho ny tsikera tsy maintsy misy,ny vavambahoaka tsy miala(zah zao anisan\'ilay vavambahoaka nitsikera an\'ilay sipa hihihi).Tokony hipetrakla foana hoa le cekezem .
merci e

novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user ny 31/01/2005 08:20
![](https://avatar.serasera.org/0210a81c8ba41de9a90ac055adb3c435.jpg)
43. nikopol
(
31/01/2005 10:53)
Anisan\'ny handicaps lehibe aminy fiainan\'ny olona iray io fihainona ny vavan\'ny spectateurs io. Ary ny fi-juger-na olona tsy aminy maha-izy azy fa amin\'ny fiavihany na ny lokony dia mariky ny fahatarana eo aminy lafiny ara-tsaina sy ara-economika. Ny société taraiky rehetra mampiasa anio daholo. Ary ny mafy ady (ara-tsaina sy ara-economika) tsy manana afa-tsy ny maha- hafa loko na fiaviana azy no tena mampiseho betsaka an\'io we zay zao na izao. Betsaka ny sociologue nandalina an\'io valeur refuge io.
Za kou akory tsy hanofy ka we hiova tampoka zany any madagascar, fa raha ny nianatra sy ny ireo antsoina we elites aza no mbola misaina ohatr\'izany dia mazavazava ihany we maninona i madagascar no mbola amizao niveau zao : betsaka loatra ny valeurs mi-prime alohan\'ny tena fandrosoana hany ka lany andro mitazona ireo valeurs izay hita fa tsy hitondra fiovana mintsy.
Za kalongany raha manana sipa andevo ka izy no tiako aminy maha-izy azy dia tsy hitako ny olona, anjaran\'ny société no misadapte, izy no vadiako fa tsy ny fianakaviany, ary za no vadiany fa tsy ny fianakaviako. Rehefa mahavelona ny tenako aho, ary manana ny maha-izy ahy, dia ze te hifanerasara amiko mifanerasera fa ze tsy te hifanerasera tsy koi. Ny olona be dia be no milay kou za kou ve handany andro amin\'ny hiady amizany.
Samy manao ze mafalifaly ny fony io. Vive cekezem
:lol:

![](https://avatar.serasera.org/4e2790e36d81f4eb75bd9c8060646220.jpg)
44. yonikafopl
(
31/01/2005 12:03)
Bravo nikopol!! :)
Ikaretsaka ilay cekezem ange tsy @ fahotana e!! fahotana ny mamono olona, fa tsy fahotana ny mitia olona hafa fihaviana @ tena.

![](https://avatar.serasera.org/291132cbd6cc4d3cb9bad2e59f2fed47.jpg)
45. lanto
(
31/01/2005 12:30)
nikopol> manja e ! :)
Dia gaga aho ray olona mahita ny fomba fisainan\'ny olona sasany :) Efa nahazo tsikera mafy ny gasy manam-bady vazaha ( misy lohahevitra an\'io miverina in-2 ato) dia izao indray ny gasy samy gasy !!! Mampalahelo ! Hifanambady mpanadahy marina ny farany :p
Dia gaga aho ray olona mahita ny fomba fisainan\'ny olona sasany :) Efa nahazo tsikera mafy ny gasy manam-bady vazaha ( misy lohahevitra an\'io miverina in-2 ato) dia izao indray ny gasy samy gasy !!! Mampalahelo ! Hifanambady mpanadahy marina ny farany :p
![](https://avatar.serasera.org/d41d8cd98f00b204e9800998ecf8427e.jpg)
47.
(
31/01/2005 14:06)
fa misy foana ange ry kopol ilay hoe ny vavam\'ny piara monina sy hoe ny hovadiana betsaka fa ny ho rafozanina no manahirana e... vavan\'ny fiaraha monina no tsy laitra.
hozizy i Yonikafopl hoe tsy fahotaa ny manao zavatra tiana.. raha tia mifoka rongony zany de ok?
tadidio fa mihaina ao anaty societe isika.. rehefa tsy te ho tratran\'izany dia manamboara fusee de mandehana any @ volana de ataovy any daholo izay danin\'ny kibo!
hozizy i Yonikafopl hoe tsy fahotaa ny manao zavatra tiana.. raha tia mifoka rongony zany de ok?
tadidio fa mihaina ao anaty societe isika.. rehefa tsy te ho tratran\'izany dia manamboara fusee de mandehana any @ volana de ataovy any daholo izay danin\'ny kibo!
![](https://avatar.serasera.org/0210a81c8ba41de9a90ac055adb3c435.jpg)
48. nikopol
(
31/01/2005 14:22)
Raha resaka fiaraha-monina, rehefa manaja lalàna (code civil) dia mety ( tsy mamono olona, tsy mangalatra sy ny sisa). Raha te hifoka rongony ka any aminy tany azo hanaovana izany ( hollande ohatra) dia tsy koi raha mifoka.
Raha resaka vavan\'ny fiaraha-monina indray, tsy ny fiaraha-monina no miaina ny fiainako fa za ihany. Aleo ze te hitabataba afaka mitabataba, ny bonheur-ko kou ve ataoko ambany nohon\'ny fiaraha-monina? non , merci! :lol:

![](https://avatar.serasera.org/05f3672ba34409136aa71b8d00070d1b.jpg)
49. cutie
(
31/01/2005 14:23)
miaina ao anatin\'ny societe isika. Zany tsy lavina.
Fa natao kosa ny\" law\" hiarovana ny fiaraha monina anie .
Rehefa hitanao fa raranan\'ny lalana ve de mbola hatao ihany .
lollllllllllllllllll
Zay ny lazaiko ery ambony we fantaro tsara alou ny momba anao vao miditra @ resaka fiaraha monina. lolllllllllllllllllll

![](https://avatar.serasera.org/af089cedf4fb105aca50a170c2b545de.jpg)
50. booboo
(
31/01/2005 14:56)
inn no hidiran\'ny lalana @ resaka fitiavana olon-2 tsy mitovy fihaviana eo @ fiaraha-monina raha izany ? tsy misy !!!!!!
![](https://avatar.serasera.org/fb6af3fd86147456f9cc28e5ed8c6f5e.jpg)
52. ikaretsaka
(
31/01/2005 19:31)
ka na fiainanao manokana aza hozy i cutie ka voararan'ny "law" dia tsy atao intsony!
Booboo> misy lalana tsy manaiky izany an.. na tsy misoratra aza dia miseho eny ho azy!
jereo
Mpandefa : welie
27-01-2005 18:57:29
Booboo> misy lalana tsy manaiky izany an.. na tsy misoratra aza dia miseho eny ho azy!
jereo
Mpandefa : welie
27-01-2005 18:57:29
![](https://avatar.serasera.org/af089cedf4fb105aca50a170c2b545de.jpg)
53. booboo
(
31/01/2005 19:55)
ikaretsaka>vakio tsara aloha ny eo ambony dé ho azon'ingahy ny antony nanoratako an'io manaraka ilay nolazain'i nikopol :^) arak'ingahy @ zay ?
![](https://avatar.serasera.org/fb6af3fd86147456f9cc28e5ed8c6f5e.jpg)
54. ikaretsaka
(
31/01/2005 20:05)
Mpandefa : ravatorano
28-01-2005 17:52:16
Lohateny : Val : Fitiavana eo @ tanivo sy ny tanindrana, fitiavana eo @ andevo sy ny hova ary ny tanindrana
za koa aloha dia mahita an izany eh satria izao fotsiny ry zareo mifankatia b arty mifanaja fa ny fiaraha monina mbola misy mibolisatra foana eh
Ity dia ohatra velona iray : ao anatin ny fianakaviako dia misy manambady hafa "" karazana"" na "" foko "" moa no filazatsika azy.Rehefa manaraka anay ny zanaky ry zareo dia hotsinay hoe miala any ry zalah .......
dia mbola toy izany koa no mahazo azy rehefa manaraka ny lafiny iray indray ry zalah.
Dia hitanareo amin izay fa manontany teny ry lerony hoe aoana marina ny aminay fa raha makany amin dry dada izahay misy sahy manilika anay fa foko zao izahay . makany amin dry Neny indray mamonjy lanonanana fahoriana d velona ny hoe ireny ry lerony avy atsy eh.....Ka io ilay fiaraha monina fa raha ao antranon dry zareo dia milamina tsara ireo nefa tsy maintsy mifanerasera amin ny fianakaviany avy ireo.
Izany koa tsy midika fa mbola lavitra b ny toetsain ireo fianakaviana ireo fa mbola mijanoana ao ampon ny malagasy ihany ny maha avy atsy azy na ny maha aviaroa azy.
Enao v raha miresaka aman olona na aiza na aiza tsy maintsy misy foana manontany hoe avy aiza kay nareo ?
cekezemmm milay fa milamijery ny fiaraha monina io ary anjaran ireo tafiditra ao anatin ny cekezem no mitaiza ny zanany amin ny mety ho fanafittohinanana kely ho hitany eny andalm pandrosoana amin ny fiainana eny.
-------------
IO an-dravato io no hitako hoe valable indrindra.. ary na inona na inona cekezem de miseho foana io
Arak'i mademoiselle booboo @ zay??
na mafy loha tahaka ny inona aza ianao de io tsy azonao amboarina!
Dia aleo tsy miditra any!

55. booboo
(
31/01/2005 20:15)
Ikaretsaka>tsy azoko fa maninn no zà no asian'ingahy manokana ? teneno fotsiny refa tsy afaka mampiseho hevitra satria tsy manana fomba fijery hafa ankoatra ny an'ingahy dia zay.
![](https://avatar.serasera.org/4e2790e36d81f4eb75bd9c8060646220.jpg)
56. yonikafopl
(
31/01/2005 20:22)
Ika samy manana ny safidim-pony io eeeee, za njay raha ny fiaraha monina tsy hampiova ny fitiavako olona mihintsy, @ antsoin'i niko we rehefa mandeha ny fiainako, ny fiaraha monina ambin-javatra.
Ho an'ilay tsy mitonona anarana, aza milaza izay tsy nolazaiko

![](https://avatar.serasera.org/ad6f6cebce544b18679adfb55f9b9cb1.jpg)
57. Tanala
(
31/01/2005 20:36)
Slt daholo,
Sarotr'io resaka io fa mila jerena kely satria atoky ny fampandrosoana. Ra mbola te hizaka ny zom-pirenana malagasy de mila mizaka an'io ny gasy 1x1.
Ra ny amiko manokana de tsy tanala#cameleon io fa 1/18 foko any Dago. Tanala ny reniko ary hova tsy miambolahy ny raiko. Ny kolotsaina Antakarana no isany nitazaina ahy. Hoy ianao hoe mifanatsimo sy avaratra izany.
Ny tanjona de ny iraisan'ny malagasy saina de tena marina de tsy mifakafantatra ny malagasy hotran'ny vaza sy gasy. Mba tsy ho mora @ manjanaka ny hanjanaka antsika. Ampisaiko fona io satria raisiko ho mpanjanaka zay mampisaraka ny gasy mba hanjakany, mbola misy io na lasa ary ny vaza.
Oh Fahombihazana vokatry ny fanambady foko roa:
Nafana hono ny ady hevitra rehefa nosamborina reo merina mpivaro-mande tao Diego t@ 2002 atao ahona reo. Ny fisin'ny metisse no nahavonjy reo fa minoa ahy ianareo. Reo olona nanana havana no nanelanelana. Rehefa mahita olona hafa foko enao de raiso toa ny ray foko aminao izy fa ho hitanao hoe misy hitoviana ny gasy rehetra.

59. ikaretsaka
(
31/01/2005 21:18)
ie ko! nga nareo tsy manao androtokompananana sy misoratra any @ ngalemera rehefa hivady fa tounde boum boum crac crac ohatran'ny film anareo sy ramaso.
:twisted:
:twisted:
![](https://avatar.serasera.org/05f3672ba34409136aa71b8d00070d1b.jpg)
60. cutie
(
31/01/2005 21:22)
ny tiko lazaina, anga ny fitiavana, voararan'ny fiaraha monina
ary in mihitsy ny tsy aritra @ le film e lolllllllllll