Soso-kevitra

joda ( 28/12/2005 12:58)
hoy izy hoe rehefa nadinika aho an dia nisy TS daholo ny filoha malagasy TSIRANANA RAMANANTSOA RATSIMANDRAVA RATSIRAKA avy eo koa ZAFY mbola RATSIRAHONANA koa no nanao ny affaire courante hatr... tohiny
novalian'i onjah ny 20/02/2006 20:34
syga ( 12/12/2005 15:01)
Il est temps de faire la révolution malgache. Nos parents sont des aliénés, ils ne se sont jamais occupés de nos avenir, ce sont des égoïstes. Il est temps que les vieux malgaches, qui ont v... tohiny
novalian'i jentilisa ny 13/12/2005 15:34
barinjato ( 12/11/2005 14:01)
hoan izay haniry ny hipetraka any Amerika dia manao antsapaka isan-taona ry zareo ka mandraisa anjara ianao sao mba lasa any. Ity ny rohy. http://www.dvlottery.state.gov/ ny fisoratana anarana ... tohiny
novalian'i antso2005 ny 13/12/2005 04:00
barinjato ( 12/11/2005 13:59)
hoan izay haniry ny hipetraka any Amerika dia manao antsapaka isan-taona ry zareo ka mandraisa anjara ianao sao mba lasa any. Ity ny rohy. http://www.dvlottery.state.gov/ ny fisoratana anarana ... tohiny
novalian'i jentilisa ny 12/11/2005 14:54
tsangana ( 10/09/2005 19:12)
Koa satria efa miparitaka ny malagasy ary efa maro no monina any amin'ny tany mampiasa teny anglisy,dia tsara raha mba misy toerana eto ammin'ity fihaonana ity. Misaotra e... tohiny
novalian'i Veloo ny 22/03/2006 02:17
diamondra27 ( 08/09/2005 17:01)
hono ho'aho mba tadidinareo ve le boky kely taloha ny lohateniny de hoe"orakla" de misy fanontaniana tao anatiny sy misy valiny milaza ny hoavinao, tena resaka gasy be le izy an! misy hoe alakaosy sns... tohiny
novalian'i xxx ny 12/09/2005 11:42
tafita ( 02/09/2005 20:02)
nataoko ato amin'ny sososn-kevitra ity fa tsy haiko raha nety na tsia. nahita ilay resaka vola be aho de mba nanoratra tany amin'ilay namana nandefa iny hafatra iny . namaly ahy izy fa misy démar... tohiny
johns ( 27/07/2005 12:11)
MBA MANGATAKA RA-HERY ASIANA HOE : FANDRAISANA IREO NAMANA VAOVAO. Hanaovana présentation, salutation...... tohiny
novalian'i routa ny 04/08/2005 09:43
rhevinilsen ( 11/05/2005 00:00)
mba mangataka mba hasiana rubrique hoe tontolo iainana ao amin'ny forum... tohiny
novalian'i hery ny 11/05/2005 05:34
isambilokely ( 24/04/2005 03:38)
Fitakiambola na fakana vola amin'ny fomba mivantana na eny fa na amin'ny fomba ankolaka izany. Tsy iray amin'ireo ve ity hakana vola amin,ny namana izay efa mahantra eto amin'ny serasera ity ? Tsy ... tohiny
Nananie ( 25/03/2005 10:58)
Tsy haiko na ato na tsia no tokony nametrahako an'ity fanontanina ity. Inona no tokony atao raha ohatra ka tia anadio fer à repasser. Misy may niraikitra tao ambaniny, dia tsy mety hafaka.Ary mandot... tohiny
novalian'i saotra ny 14/04/2005 00:48
xxx ( 13/03/2005 23:18)
http://www.theaustralian.news.com.au/common/story_page/0,5744,12536717%5E2702,00.html... tohiny
novalian'i lebaba ny 05/04/2005 14:21
intelligenzia ( 22/02/2005 04:37)
[img]http://www.geocities.com/tikozefa/binladen.gif[/img] io tanteraho... tohiny
novalian'i rurik ny 20/04/2005 15:57
Fanja1 ( 07/02/2005 07:08)
Maîtriser ce que l'on dit dans un entretien d'embauche est une condition essentielle pour l'accès à l'emploi. Découvrez les 7 expressions qu'il ne faut jamais employer face à un recruteur. 1. "... tohiny
novalian'i Ramaso ny 23/02/2005 06:19
spidherimanina ( 28/01/2005 08:55)
Sarobidy ny fotoana , nefa indraindray lany andro ihany isika rehefa hifindra avy @ namana .serasera ho @ forum ohatra na tononkalo na tahiry SATRIA VOATERY MANAO PSEUDO SY TENY MIAFINA INDRAY! Tsy az... tohiny
novalian'i Ramaso ny 05/02/2005 06:51
tsyandevo ( 11/12/2004 02:49)
ary maninona ra asina fifidianana \"Roi serasera\" sy \"Reine serasera\"? de zareo ndray aveo no asina mifidy ny \"tandapa serasera\" de asina fanendrena \"andevo serasera\" koa ohatra...(andevo ser... tohiny
novalian'i dadabe ny 27/03/2005 14:04
wawawa ( 16/11/2004 20:05)
Hery> Awona raha ohatra hoe manao ceremonie kely (mitovy @ le Awards ceremony reny) dia mifidy ny namana de l\'annee ny mpikambana. Atao regional, ohatra hoe any Dago, Any France, .... Aty States... ... tohiny
fanja1 ( 27/10/2004 06:33)
Combattre les incendies domestiques Du 20 au 27 octobre, des spots radio passeront en boucle sur les ondes et des milliers d\'affichettes seront distribuées pour convaincre le public qu\'un ... tohiny
novalian'i ramaso ny 28/10/2004 18:21
fanja1 ( 25/10/2004 09:07)
Et les taches vont disparaître… Vous l’avez remarqué, la plupart des taches disparaissent avec les moyens du bord. Le solvant le plus économique reste l’eau, froide ou chaude c’est selon... tohiny
fanja1 ( 30/09/2004 15:28)
Pièces à fournir pour les Véhicules provenant de l’étranger (C.E.E) _Si le véhicule vient d’Allemagne, enlèvement des sceaux _Carte de circulation étrangère _Certificat de conformitÃ... tohiny
novalian'i Ramaso ny 07/02/2005 20:20
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0531