Fanatanjahantena

RATOVOARY ( 28/05/2008 13:26)
Classement FIFA fantatra farany @ 1poule @ MADAGASCAR fifanitsanana CAN2010 sy MONDIAL 2010: Cote d'Ivoire : 22° Mozambique : 71° Botswana : 112° Madagascar : 146° Mety hanao ahoana ny mety h... suite
répondu par kiadi le 09/06/2008 14:39
kiadi ( 28/05/2008 13:02)
2002 tsy lany i anelka fa voasomgon'i cissé! 2006 bola tsy lany fona i anelka fa bola voasongon'i cissé ihany na de tsy afaka nanao aza cissé fa tapaka! 2008 cissé tsy lany tsony fa voa... suite
répondu par kiadi le 28/05/2008 21:54
ronaldo09 ( 21/05/2008 09:40)
Anio no andro nandrasan\'ny mpitia baolina kitra eran-tany satria rahariva no hiaka-tsehatra ny ngeza roa tonta dia i Chealsean\'i Didier Drogba sy Mnchestern\'i C.Ronaldo !!!Anio zany no mety ho ta... suite
répondu par simplex le 24/05/2008 22:11
kiadi ( 20/05/2008 11:38)
http://www.dailymotion.com/playlist/xg9q3_kouemon_baston/video/x2c5yx_best-of-ko-2007_extreme... suite
répondu par kiadi le 26/05/2008 09:40
rajoelina ( 17/05/2008 06:01)
Mba avelao lesy ny jobagasy hijinja kôfy vazaha, fa [b]hahaingako elah ah[/b]:!: :?: :-p :lol: :-D ;) Sipakely europea lesy bobaka ah! ^:^ ;-)... suite
répondu par ronaldo09 le 21/05/2008 09:02
vaninna ( 15/05/2008 18:34)
Mba ovaina tsy ho boribory baolina foot ndray ny resaka; fa boribory tavy tokony hàlana é inona ry reto ny mahasamiafa ireo 3 reo? samy mampahia ve, toa etape 3 samiafa aminà discipline iray iany ... suite
répondu par tess le 17/05/2008 11:16
ravatorano ( 15/05/2008 04:46)
[b]fanatanjahantena Fitsarana Voatsipaka ny didy fandravana ny FMF[/b] Haharaka ireo lalao isan-kerinandro ataony ve ny Barean’i Madagasikara amin’ny volana jiona, raha tafaverina eo... suite
répondu par tovolahy007 le 20/05/2008 14:37
tlay ( 12/05/2008 13:08)
sali doly e! za ranga mba nadinika iany hatram'izay fa otrany betsaka ny namana mifakahala ato @serasera ato a! ko maninona ra manao organisation oe, asina ony zany COMPETITION serasera a! de atao COM... suite
répondu par rajoelina le 14/05/2008 07:13
ronaldo09 ( 08/05/2008 06:49)
Montsana ary tena montsana tanteraka ny FC Barcelone ,ekipan'i rajoelina ,razouzou ,salmo ary anabavin-dry zareo i aino ......4 no ho 1 no isa nisarahana tao Bernabeu ,araka ny efa nambaran'ingahy ... suite
répondu par ronaldo09 le 15/05/2008 11:59
rajoelina ( 07/05/2008 07:18)
Ra @ ity resaka ity indray aloha de ny vaza no tena mpanalika, tsy mety hangina, makatsy sy makeroa... de mbola ampiana any Atoa ronaldo09 ihany!!!!!!!!!! [b]Real Madrid - FC Barcelone[/b] androany... suite
rajoelina ( 05/05/2008 07:53)
Allez les bleus! Maka Frantsay zah, @ (l) ary elisany?... suite
répondu par ronaldo09 le 08/05/2008 06:52
ronaldo09 ( 03/05/2008 11:05)
Ho anareo mpankafy Barca ,toa an-dry rajoelina , razouzou,sy ny namany : Tena tafakatra i Barca satria nolavin'ny FIFA ilay baolina matin'i Scholes =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) Nolavin'n... suite
répondu par rajoelina le 05/05/2008 07:49
Razouzou ( 02/05/2008 08:23)
Araka ny vao² dia nesorina tsy ho ministra ny sport ingahy ramiaramanana noho ilay dissolution ny fmf ,izay naha tonga ny gasy tsy afaka mandray anjara am mundial 2010. Noho ny negociation teo am p... suite
répondu par ille le 05/05/2008 17:20
ikotoleta ( 30/04/2008 23:34)
Liverpool sa barsaa mandresy? :arrow: TGV ary ve elà e :lol: 8) :P :roll: :wink: :idea: :?: :!: :arrow: :-D :-P ;-) ... suite
répondu par ronaldo09 le 03/05/2008 11:17
rajoelina ( 24/04/2008 11:55)
( Liverpool 1 - Chelsea 1 ) Ra vao sahala 1 sy 1, na 2 sy 2, na 3 sy 3, na 4 sy 4 sns... de tafakatra i Barsa. Ra maresy koa Barsa, de tafakatra:lol: miandry ny vavany ronaldo09! ;-) ... suite
répondu par ikaretsaka le 29/04/2008 20:40
julianna ( 16/04/2008 13:10)
slt daol par hasard sode mis maay tennis kay d mb mapianatr kel f za te anao e ok e :... suite
répondu par kiadi le 16/04/2008 22:05
ronaldo09 ( 15/04/2008 09:38)
Afaka andro vitsivitsy dia higadona indray ny manasa-dalana eo amin'ny CL taranja baolina kitra aty Eoropa ,hisongadina ary anisan'ny be mpiandry ny lalao hiahaonan'ny Manch.Untd sy Barca...Ity far... suite
répondu par maradona le 26/11/2009 11:39
ravatorano ( 11/04/2008 06:51)
Araky ny voalazan ireo gazety maro mpitatitra vaovao ary santionan'ito aseho etsy ambany itsy dia vita hatreo izany aloha ny fandraisan'i Madagasikara anjara amin'ny mondial 2010 ary dia manaraka ho a... suite
répondu par remena le 16/04/2008 17:06
xxx ( 10/04/2008 10:14)
Raha nanaraka nareo dia diso fanantenana ny Anglisy rehetra t@ herintaona satria hoe azon'ny ny ligues des champion .Kanjo inona fa no ravan'ny Ac -milan tsikelikely .Niverina indray izy izao ary ireo... suite
répondu par Mandefitra le 11/04/2008 11:18
salopard ( 09/04/2008 16:44)
ankotran'ny, Darfour, Birmanie, Tibet, Ouigours, sy Tibet dia victime koa ny lambahoany SOTEMA, sy ny soga COTONA, ary ny friperie ambodin'Isotry, sy sab-nam D'ailleurs ny filoha hajaian Ravalom... suite
répondu par zoky le 14/04/2008 05:20
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0405