Liste des messages

Liste des messages, inserés par bazylou , par ordre de date
bazylou ( 02/04/2013 00:07)
hitanareo izany
fa tena valifaty mihitsy no ataon'i le8 Lery no tsy milatsaka fa ny zanany kavy, i kala sarah sipan'i tgv taloha niterahany no milatsaka . Hitanareo ilay fikan'i le8 amin'izany. Dia rahaity tokoa moa... suite
répondu par herin le 05/04/2013 12:17
bazylou ( 25/03/2013 00:38)
modia any mada
manova sy manazava ny sain'ny olona raha mahay sy maharesy lahatra fa aza aty amin'ny forum sy gasin'andafy aty no lany andro. Dia mandihiza mba hojerenay raha mahaery e. Mivovo aty fotsiny ianareo m... suite
répondu par hery le 28/03/2013 10:46
bazylou ( 23/03/2013 23:45)
andao ary alefa lavitra
ary ny saintsika dia atao ny fandalinana rehetra. I le8 tsy mety manome solo tena hilatsaka ho prezda raha tsy izy no eo ataoko angamba faraha eto an tany ka manam bady dia tsy misy mahatoky hafa tsy... suite
répondu par nilex le 27/03/2013 05:30
bazylou ( 06/03/2013 14:03)
ho ela velona i tgv
ry zalahy;;; tsy nisy nanana culot sy nahavita ohatra azy eto. dia foronina daholo izao resaka balaoasy rehetra , voan'ny sida e, mangorera e, manala ny tsena eo am malacam e, i Mialy misy fadim bo... suite
répondu par Raharike le 01/04/2013 20:21
bazylou ( 26/12/2012 05:54)
diiiin, ty reto ee
eto mada ry zalahy a. rehefa mandeha eny andalana eny ianareo dia be ny manahy slip eny rehetra eny. faly ery manahy le slip kely efa manify dia manify sady ratsy beeee. beuuurrrrk slip friperie 150... suite
répondu par vale le 03/05/2013 10:47
bazylou ( 10/10/2012 17:16)
ny gasy hoaho tsy mahavita azy raha tsy misy vazaha
ny gasy ry zareo dia olona kondrana ihany satria tsy mahavita zavatra raha tsy misy vazaha manome saosy....... Eto mada tsy misy zavatra vita raha tsy misy taim bazaha mandeha ao. na wc pokonolona aza... suite
répondu par AMIG0 le 29/10/2012 10:08
bazylou ( 14/09/2012 11:47)
izahay eto foana e
tsy miala eo e;;; fa i le8 nareo anie ry zalahy ka tsy hotafiditra eto mada tsony eee. ny passeportny aza nalain'i vendredi........ robinson tsy hita ; loooooooooooooooooooooooool loza ... suite
répondu par dadabe le 16/09/2012 11:35
BAZYLOU ( 24/08/2012 08:01)
fjkm beurrk
hita mihitsy ry zalah amboadia mitafy zanak ondry le8 a. ny fjkm sy ny psd izao dia efa azy manokana indray. i tgv aloha tsy mpandevy y atsalaka ohatr irenye beeeuuurrrk... suite
répondu par dadabe le 12/09/2012 02:05
bazylou ( 11/05/2012 09:38)
efa hoe venansa be le mpanohatra
raha mpanohitra manana hazon damosina sy misaina ry baina dia mliandry fifidianana izy dia miady avy eo. Fa saingy hoe sain gasy maty noana sy tia kely mantsy dia lasa ihany izao .... beuuurrk Raha i... suite
répondu par milamm le 13/05/2012 00:29
bazylou ( 21/01/2012 11:26)
fifidianana
amin'izao fotoana izao izany moa dia mandeha daholo ny fika sy fihaonana etsy sy eroa momba ity ceni ity e. Manao fanamby lehibe manko i tgv fa hatao amin'ity taona ity ny fifidianan ho filoham piren... suite
répondu par rijadolly le 21/01/2012 12:07
bazylou ( 21/01/2012 11:13)
le8 wa, olona kely endaka sy katahoatra
sady lany saosy tazy, tsy nahatakatra jet prive tsony, beurrrk, ny mahazendana dia ireto fatin gasy azo lalaovina etsy sy eroa, amin'ny hoe le8 e, milay , maketsy makeroa e, beuuurrrk... suite
bazylou ( 21/01/2012 11:04)
lasa nitsoaka any rsa indray le8
looooolllll, hoy ny free fm vao teo hoe, nisy notam indray hono e, dia tsy hay na notam vao nilatsaka vao roa minitra teo sa fika fanaon'ny le8 io, hohita eo ny tohiny beuuurrrk... suite
répondu par hery le 21/01/2012 12:27
bazylou ( 21/01/2012 11:02)
14H00
ora madagasikara, niverina any rsa ny avion fa tsy poinsa indray hono e, toa hoe nisy nitifitra hono tazy,, loooooll... suite
répondu par hery le 21/01/2012 12:00
bazylou ( 21/01/2012 10:59)
13h56 izao ora madagasikara
tsy mbola tonga ny avion le8, air links, o ry zalahy, tsy nandeha jet pribe tsony tazy fa compagnie aerienne hafa. loooool lany ny saosoy dia hody ampiesona gasy indray ry le8 beurrrk... suite
bazylou ( 17/12/2011 04:37)
aleo hazava le tany toliara
izao no fandehany. nisy jiolahy tratra nanafika tananan'olona dia tratra ary rehefa nofotorana ry zareo ireo dia nilaza tsy nihambahamba fa nanofa basy tany amin'ny polisy iray tao toliara. Avy hatra... suite
répondu par nilex le 19/12/2011 13:52
bazylou ( 17/12/2011 04:02)
tsy ny fitsarana no
mila avaozina ry baina fa ny olona no tokony anara dalana. na kely io na lehibe ary taritina ny gasy rehetra hanaja ny lalana velona na aiza iona aiza, na fahadiovana, na fianakaviana, na fiteny, ....... suite
répondu par nilex le 19/12/2011 13:58
bazylou ( 17/12/2011 03:51)
voatokana ny campus
anjery manonontolo ao ambondrona mahajanga, miaraka amin'ny labo sy radio oniversitera. lasa commune urbaine 1er categorie ny ao ste marie. Misy hatrany ny hetsika sy vaovao mahafaly na kely sy bitik... suite
bazylou ( 11/11/2011 20:41)
barea sy guinee ekoatoraly
ho fifanintsanana izay hanao modialy 2014. resy 2-0 ny gasy beuuurrrk... suite
bazylou ( 09/11/2011 22:27)
reven'ialahy isany ve
raha ny tananan'ialahy isany no anjakan'ny voalavo sy kadradraka ? nareo mianakavy efa mihamatin'ny pesta tsikelikely amin'io ..... minga teo dahol izy 4, izay ihanyno ady eoo beuurrk... suite
bazylou ( 09/11/2011 22:23)
cua
cua, cul aaaaaa hena kely 1 sotro ve lesy no zarana olona 3000. tssss, tsy aleo tsy manao . beuuurrrk... suite
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0388