Liste des messages

Liste des messages, inserés par bazylou , par ordre de date
bazylou ( 25/03/2011 18:33)
efa niala bal atanteraka ny fanjakana
nandritra ny 50 taona tao mada ka natsipiny any amin'ny ong sy fikambanana daholo ny andraikiny. beuurrkk... suite
répondu par sitlo le 30/03/2011 04:50
bazylou ( 25/03/2011 18:31)
be antitra , pension
fa nahoana no tsy misy manao fampahafantarana ireo be antitra rehetra any madagasikara fa azo atao tsar ny manokatra compte bancaire ka arotsaka any amin'io ny pension rehefa tonga fa tsy mandany mian... suite
répondu par Ratoa le 30/05/2011 00:30
bazylou ( 25/03/2011 18:29)
mbola manao trafika ihany ry le8 and co
Mitohy ny asa Deux affaires, se rapportant à des conteneurs d’huile essentielle et de clous de girofle, ont récemment défrayé la chronique à Toamasina. D’ailleurs, des médias en ont déjà t... suite
répondu par andrywui le 31/03/2011 19:12
bazylou ( 25/03/2011 18:17)
tgv, sosialy kokoa
noho i le8. Io aloha izao no tsapa sy hita. Tsy tafody mihitsy ireny vehivavy niasa tany liban ireny raha i le8 no teo satria very ny saosy. Jereo ny lapan'ny tanan vita jereo koa fa tonga any amin'... suite
bazylou ( 22/03/2011 16:04)
TAratasy misokatra ho an'i Soanja
raha nijery express androanay ianao dia nahita ilay ramatoa 73taona niditra an tsekoly hianatra mamaky teny sy manoratra. Amiko ireny dia tokony amporisihana sy omena vola mihitsy aza i Bebe hazoto a... suite
répondu par mpisotrtoaka le 27/01/2015 05:16
bazylou ( 22/03/2011 16:02)
air madagascar
efa tokony soloina mihitsy ny avion 2 fa tsy mamely intsony e. ny afera amin'ny srdi koa tsy amelan'ny luxembourg sy bruxelles satria very fihinana ry zareo raha esorina aminy io. Dia ahoana inona no ... suite
répondu par AndriambyII le 29/03/2011 20:14
bazylou ( 21/03/2011 17:51)
hetra
Ahoana marina ny tena fandehan'ity fanavaozana sy fandoavan_ketra eny amin'ity contribution ity fa tena maha valalanina: 1- ny tena mahagaga dia ilay fanavaozana be avy hatrany ny antota-ttsy takiana ... suite
répondu par AndriambyII le 29/03/2011 09:08
bazylou ( 21/03/2011 17:38)
zafera masay
ti1ca.com/p4vrlaga-MATV1603-MATV1603.wmv.html dia hita alohaizao fa i tgv no nangetttttttra dia voaroka daholo ny olona, beuuurrrk... suite
répondu par bazylou le 23/03/2011 16:30
bazylou ( 18/03/2011 18:45)
un pm , con
et sensuel, loooooooooool any dago re olona no misy an'izany e, beuuurrkkk... suite
répondu par cyril le 22/03/2011 09:41
bazylou ( 16/03/2011 20:07)
olivier le jeune
io hono no gasy sy andevo mainty voalohany tonga tany canada, avy aty madagasikara izy ary nitety ny kontinanta afrikanina vao tonga tany nentin'ny mena sofina. Taona 1628 izany.... suite
bazylou ( 16/03/2011 20:06)
vitaly misolo an'i vitaly
vita ny pm e, vital no ao , ary norma be ny paika satria tsy maintsy hanomana ny ekipany koa tgv ary tsy maintsy maharesy e; Milay eeeee fanontaniana mipetraka: Rahoviana no ho tonga ilay lepen gas... suite
bazylou ( 12/03/2011 15:25)
mba jereo kely le debat
an'i fetison sy alain andrimiseza tao amin'ny tvplus fa be lotra ny olon aohatr'ireny mora mivadika ireny amin'izao fotoanaizao an, ny tsy manan hazon damosina isany fa akisaosy fotsiny. Mody nytants... suite
répondu par Bazylou le 16/03/2011 20:28
bazylou ( 12/03/2011 15:22)
zesta be fotsiny ny an'ny sasany
nefa tsy mankeny amin'ny toeran ohatrandry soanja akory. ... suite
répondu par RUZ9 le 22/03/2011 11:36
bazylou ( 10/03/2011 18:18)
nilavo lefona sy nanompo hatramin'ny farany zany le8, looool
Qui l’aurait cru jusqu’à la dernière minute ? Mais contre toute attente, la mouvance Marc Ravalomanana fortement représentée a apposé son paraphe sur la feuille de route. La délégation éta... suite
bazylou ( 03/03/2011 19:52)
IPAD 2
Mety tsar akosa ilay izy an , sady mailaka be noho ilay voalohany. Toa hoe efa hivoka amin'ny faran'ny taona indray ny ipad3 fa leo mpifaninana hono ry lerony.... suite
répondu par vale le 08/03/2011 16:10
bazylou ( 03/03/2011 19:45)
samy hanao omby mitrena izany
izao ny ambiance ao mad ao re olona e. I tgv hono saika hisy hitifitra ny fiarany anio hoy tv+ ( fa tsy plosy an,looooool) Ry zefalibera anao transition bis hono fa tsy voany le merindahy kely io. ... suite
répondu par cyril le 04/03/2011 20:19
bazylou ( 01/03/2011 19:29)
ratsiraka mitapy
Milaza ilay rangahy iny fa hoe Mouvance Ratsiraka mbola ilaina ? Sady namono olona no nitondra an'i Madagasikara tany @ fahantrana lalina dia lalina nandritra ny 20 taona. Mila samborina iny fa iny... suite
répondu par soanja le 02/03/2011 23:22
bazylou ( 01/03/2011 19:07)
sain gasy, be fialonana,
hita mihitsy hoe ianareo ireo ry cyril and co no ten abe fialonana kay koo. Maninonano tsy mandefa ianareo raha mahay fa be fialonana amin'ny hafa fotsiny. Ry antsimbil izany aza moa dia mijay ny trai... suite
répondu par AndriambyII le 09/03/2011 09:25
bazylou ( 27/02/2011 13:29)
rehefa inona
rhf inn kay vô vonona ho faty ny gasy ? ny arabo zao dia mazava fa vonona ho faty am : - resaka finoana sy fahafahana !!! ny antsika, inona ?????? ... suite
répondu par andry08 le 07/03/2011 14:08
bazylou ( 25/02/2011 20:00)
Narisoa Rajaonarivony tao am tv+
Tsara ilay prestation an'i Narisoa mazava sady mora takatra na dia somary teknika sy theorika aza.Mipetrka ny fanontaniana ilaina ve ny teknisianina toa ireny ao anatin'ny tetezamita? ary maninona mo... suite
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0394