fifidianana

1. bazylou ( 21/01/2012 11:26)
amin'izao fotoana izao izany moa dia mandeha daholo ny fika sy fihaonana etsy sy eroa momba ity ceni ity e.

Manao fanamby lehibe manko i tgv fa hatao amin'ity taona ity ny fifidianan ho filoham pirenena.
HO hita eo aloha io e, fa raha izao manjo sy ny fandehany izao no zohina dia 2O13 ilay izy an, ..............

beuuurrrrk
novalian'i rijadolly ny 21/01/2012 12:07
2. bazylou ( 21/01/2012 11:27)
satria hono ny ceni, mila saosy, fotoana, fika, ..........makorela sy rivotra .....

beurrrk
3. rijadolly ( 21/01/2012 11:53)
Ny an'se olona kay no tsy tiana ko! tsy mahagaga raha fanartsiana tsy misy dikany sy mitsotsona ny ataon'se. Mahereza se manenjika an' le8?
Fa ny ahy manokana dia izay ahafoana ny krizy izay mahazo ny vahoaka madinika tsy mahalaitra bois de rose izao no lalana takiana.
4. bazylou ( 21/01/2012 12:03)
dinnn, tsoin, tsoinn, io ry baina tsy hovita mihitsy a, na aorian'ny fifidianana aza,

ary izay krizy lazainareo dia mondiale anie io e, tsy hoe gasy fotsiny.

beurrrk

5. rijadolly ( 21/01/2012 12:07)

bazylou:

dinnn, tsoin, tsoinn, io ry baina tsy hovita mihitsy a, na aorian'ny fifidianana aza,

ary izay krizy lazainareo dia mondiale anie io e, tsy hoe gasy fotsiny.

beurrrk


Samy manana ny Kriziny fa tsy mitovy. Sa mitovy ohatr'izao krizintsika izao koa ny any France any?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.628