Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i bazylou , milahatra araka ny daty
bazylou ( 17/02/2007 17:17)
TIKO SA!!
PLUS PROSPERE QUE LE PAYS "" hoy la gazette!! kobo e!!... tohiny
novalian'i fijo ny 22/02/2007 00:05
bazylou ( 16/02/2007 23:17)
hataka hatrany izany an!!
SOMMET FRANCE – AFRIQUE. Intervention hier, en commission, du président malgache devant ses pairs africains à Cannes. Ravalomanana veut un plan Marshall en TIC ---------------------... tohiny
novalian'i vydal ny 18/02/2007 12:23
bazylou ( 16/02/2007 10:08)
rehefa tim na ex tim dia izao fona
Détournement de fonds Mandat d’arrêt contre Gariste Daméogeonie Bénéficiant d’une liberté provisoire à l’issue d’une instruction au Parquet, Gariste Daméogeonie, comptable au minis... tohiny
bazylou ( 16/02/2007 10:00)
mitomany plan marshall
ny anareo!! koa raha tsy poma ny fotsy hoditra ka anome an'ireo maizina any canne an'io!!! tsy misy hazon-damosina marina fa miao miao foana ohatran'ny saka!!... tohiny
novalian'i fijo ny 24/02/2007 05:49
bazylou ( 15/02/2007 21:18)
ny fokontany hono dia nomen'ny jirama
interiptera hanapiana sy andrehetana ny jiro ao aminy e!!!! Asa inona angaha no hain'ny fokontany hitantana izay jiro nefa ny prezdany aza tsy mahay mamaky teny sy maniratra!!:-D:-D:-D... tohiny
novalian'i xxx ny 17/02/2007 11:14
bazylou ( 13/02/2007 00:23)
aorian'ny boky mena dia
ity indray ny map!! bref mapme!!!:lol::lol::lol::lol::lol:... tohiny
novalian'i fijo ny 14/02/2007 23:16
bazylou ( 12/02/2007 00:44)
io anie ilay lazaiko hoe
tsy mahatanty fahamarinana ny gasy e!! aiza koa no misy firena iray dia mpomba azy daholo ny vahoaka ary manaraka ny baikony???!! tssssss, Izay tsy terenareo amin'izay zavatra tianay e!! tano ny le8n... tohiny
novalian'i fijo ny 24/02/2007 06:00
bazylou ( 11/02/2007 22:40)
mora vidina ny gasy ary
mora aodina koa ny sainy sy ny lohany!! hany ka ny humanitera izao no lamaody fa tsy misy miditra amin'ny tena izy!! na ireo tra-boina 10000 ao tana fotsiny aza dia tsy nisy nandray ny andraikiny ako... tohiny
novalian'i fijo ny 14/02/2007 23:19
bazylou ( 10/02/2007 17:40)
mbola pma
ihany aloha hatramin'izao e!! ilay raika lahy atsy aza niteny hoe 25 taona vao ho afaka e!!... tohiny
novalian'i Fiffi ny 11/02/2007 08:07
bazylou ( 10/02/2007 17:23)
tana sous les eaux
10000 traboina ao tana fotsiny, le8 ilaozany mano tour du monde, ilay pm lasa nanenjika an'i pety sy rola ratsiraka,,ny lalana nozitiana efa nataon'ny rano najifa teo,......mahagag ihany ka... tohiny
novalian'i Fiffi ny 20/02/2007 15:48
bazylou ( 10/02/2007 16:41)
ary ahoana no fadehan'ireo gasy
ao maorisy nomen'ny fanjakana gasy garantie ( 1 na 2 taona izay), hiasa amin'ny karana mpanao export nefa tsy mbola nahazo karama hatramin'izao?? ... tohiny
novalian'i niryna ny 07/03/2007 06:14
bazylou ( 10/02/2007 16:39)
ary sao dia mba
gvt de transitionindray ary io ao Madagasikara io??? satria raha teto an tany aloha dia tsy nisy firenena nandroso rehefa entin'ny miaramila e!! ... tohiny
novalian'i Stretch ny 13/02/2007 22:44
bazylou ( 08/02/2007 17:50)
mazava be
ny sarin'ny tribune atsy!!8 , map; referendum; tondradrano... tohiny
novalian'i fijo ny 09/02/2007 23:32
bazylou ( 08/02/2007 00:13)
vista
avy nividy ilay vista aho androany ry zalahy, dia tsoriko fa tsy dia nisy zavatra niova be loatra ao fa ny tena marina dia be dia be ny raccourci ao anatiny. Misy partie sasny aza tsy niova fa ny coul... tohiny
novalian'i bazylou ny 13/02/2007 00:04
bazylou ( 05/02/2007 23:49)
mbola ho ela be ny politika gasy
vao ho tonga politika avo lenta ohatran'ny frantsay sy ny amerikanina, na ny deba sy ny comm aza tsy nisy akory tamin'ny fifidianan farany teo!! Mbola ho ela be vao hisy candidat sy debat mazava s... tohiny
novalian'i fijo ny 07/02/2007 23:44
bazylou ( 05/02/2007 19:07)
kalitao
tokony hiandrina ny mpanao gazety mpampasa io teny io satria mampisy ny tsy misy ary ny manimba ny efa misy... tohiny
bazylou ( 05/02/2007 19:04)
aza mandeha rns
raha tsy te hitontonan'ny sarkozy any !!! ataovy eo ary:lol::lol::lol:... tohiny
novalian'i mbaliana ny 07/03/2007 14:28
bazylou ( 05/02/2007 18:26)
tsy mba hoe ny map
dia teraka sy natao hanaraka ny constitution misy eo an tanana fa ny constitution indray no manaraka ny map izay hevitra tera bary tery!!:lol::lol::lol::lol::roll::roll:... tohiny
novalian'i bazylou ny 10/02/2007 20:15
bazylou ( 05/02/2007 16:24)
fa nahoana no tsy ny vahoaka no mifidy ny
prezdam pokontany fa ny distrika indray ?? Misy zavtra tsy mazav indray ao??? COLLECTIVITE. Les chefs de districts nomment les chefs de Fokontany 05-02-2007 / 08:59 Le Président Marc Ravalomanan... tohiny
novalian'i Fiffi ny 06/02/2007 06:51
bazylou ( 05/02/2007 15:19)
na tsiranana, na ratsiraka, na ratsimandrava
na zefa albert na ilay8 , dia pma hatrany i madagasikara!!!:lol::lol::lol::lol:... tohiny
novalian'i fijo ny 07/02/2007 23:51
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0462