Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i diloo, milahatra araka ny daty
diloo ( 28/09/2009 22:11)
Izay alehany,alehany,fa ny vola am-paosy miditra foana e!
la déconvenue rencontrée par le jeune Andry Rajoelina à New York, les résultats ne sont pas à la hauteur des frais payés Vinavinan-kevitran'i R. Edmond Midi Mada. http://www.midi-madagasik... tohiny
novalian'i pikatti ny 30/09/2009 00:27
diloo ( 25/09/2009 00:49)
Fampiasana ny Smiley eto @'ny serasera
sali Hery, Hono hoy aho r'ise, ahoana ny fomba ahazoana smiley hafa noho ity :-D . Nahita smiley tipaka ny hehy mitsilany ami'ny tany iny aho, ary i Pikatti no mampiasa azy matetika. :?: :wink: ... tohiny
novalian'i diloo ny 05/06/2010 18:05
diloo ( 20/09/2009 02:49)
Manam-pahendrena ny 3 mouvances
Raha ny HAT manosoka ny olony ho atao sorona t@'ny 7 febroary, ny 3 mouvances kosa dia mitsinjo ny fiarovany ny vahoaka tsy manantsiny tsy ho voatifitra ny miaramila mpamono olona.Araka izany dia foan... tohiny
novalian'i tlay ny 20/09/2009 15:50
diloo ( 18/09/2009 01:46)
10 milliards hanapotehana ny 3 mouvances ny faha 19-09-09
[quote]A coup de milliard Dans cette contre- offensive, tous les moyens sont bons pour ‘‘taper dans les mouvances.’’ Ainsi, diverses sources laissent entendre que ‘‘6 à 1... tohiny
novalian'i diloo ny 19/09/2009 21:58
diloo ( 17/09/2009 03:08)
Tsy mila anefa manantena ihany:toa ny lelon-jaza ny HAT
Tsy mila nefa manantena ihany:toa ny lelon-jaza ny HAT! Ny minisitra Razafimahaleo, mi-zesta be hoe tsy mila ny fanampiana avy any ivelany, ny GIC sy ny sisa, tsy mila Maputo, nefa mangataka fanamp... tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 17/09/2009 08:56
diloo ( 05/09/2009 08:32)
Resin'i Pikatti ny fianakam's
Nahazo laharana faha telo i Pikatti ary nahazo isa 95. Arabaina izany fa mahery ianao e: voanao daholo ireo fianakam's t@'ny: Ireo namana nanoratra be indrindra tamin'ity volana ity. :wink: :... tohiny
novalian'i pikatti ny 07/09/2009 18:58
diloo ( 05/09/2009 08:07)
45 millions dollars pour la téte de Ravalomanana 27-04-2009|
45 millions dollars pour la téte de Ravalomanana 27-04-2009|: jereo:http://www.madatimes.com/index.php?option=com_content&task=view&id=239&Itemid=4 Miala tsiny raha somary miverina ny zava nisy n... tohiny
novalian'i pikatti ny 06/09/2009 20:19
diloo ( 04/09/2009 23:36)
Raha tsy mila ny fananmpiana ny CI, dia ahoana ny vahoaka?
[i]Dia hitsetritra Pip(e) parallèle aiza indray izany i Andry TGV raha hitazona ny fanjakana HAT? ... tohiny
novalian'i pikatti ny 07/09/2009 19:01
diloo ( 04/09/2009 22:38)
Conseil d'Etat dernier rempart du droit
A LA UNE (05/09/09) Conseil d'Etat Recours d'un haut magistrat contre le Président de la HAT Midi Madagascar Hummm, ho avy indray izao ra-Sarla sy ny basiny fa tsy manaiky ny lalànan'ny HA... tohiny
novalian'i pikatti ny 06/09/2009 20:15
diloo ( 29/08/2009 00:05)
J.C.:Des élections crédibles garantiront une reconnaissance
Joaquim Chissanno: ...... tohiny
novalian'i pikatti ny 01/09/2009 05:15
diloo ( 28/08/2009 21:47)
L'épée de Damoclès de Andry TGV
Tsy afa manoatra marina i Andry TGV kle: vakio ito: - 01h00 - Les militaires mutins menés par le ministre Noél et le CEMGAM Andre se sont réunis hier soir avec tous les chefs de corps de Tanà ... tohiny
novalian'i diloo ny 30/08/2009 07:59
diloo ( 26/08/2009 23:17)
Gasy 5 lahy voagadra tao Mozambika
Sao dia sanatria ka kobo tao ra-Sarla kle. Sécurité-n'ny mouvance Rajoelina ireo kobo ireo tao @'ny Hotel. Vakio ito: Saika anao forcing @'ny fomba mahazatra indray ry zalahy: Ataovy Présid... tohiny
novalian'i fijo ny 02/09/2009 20:27
diloo ( 25/08/2009 00:25)
Le PM des légalistes libéré hier Manandafy parti à Maputo
Arabaina izany fa navoaka tsy fidiny ny Ray-aman-dreny be Manandafy. Nilaza azy ho mafy be ingahy Sarles, kanefa dia very maina sy nampijaly olona @'ny tsisy antony. Tsaroko falifaly ery ny mpiseras... tohiny
novalian'i pikatti ny 26/08/2009 18:07
diloo ( 23/08/2009 18:16)
Joaquim C. « L’article 22 de la Charte ne sera pas révisé>>
Le chef de la médiation conjointe du GIC, Joaquim Chissano, a été ferme : « Les accords de Maputo en général et l’article 22 de la Charte en particulier relatif à la mise en place du ComitÃ... tohiny
novalian'i pikatti ny 26/08/2009 18:43
diloo ( 23/08/2009 17:02)
André Ramaroson « Le GIC devrait rester facilitateur »
Ary toa matahotra mafy mihintsy ingahy Ramaroson tsy anjaka toa ny fomba fanaony nandritra ity vanomptoana HAT ity e. Toa malahelo tsy afaka mampijaly vahoaka tena izy, atsy ho atsy. Ary toa tsy ma... tohiny
novalian'i penguin ny 24/08/2009 09:30
diloo ( 01/08/2009 11:04)
Ny Vahoaka tena izy sy ny faniriany hifidy ny filoha
Mety ho tsapan'ny mpanao politika rehetra @'izay angamba, inona ny tena dikany ny atao hoe tena VAHOAKA tsy vaky voly raha raikitra soa-aman-tsara ny fivoriana any Maputo, mba hirotsoana @'ny safidim-... tohiny
diloo ( 18/07/2009 11:37)
Raha miverina ho neutre ny miaramila, dia ahoana?
Raha tsy misy mpanohana amin'ny alalan'ny basy i Andry sy ny HAT, izany hoe miverina ho neutre ny miramila, inona no mety hitranga? :!: :?: ... tohiny
novalian'i xxx ny 20/07/2009 13:37
diloo ( 17/07/2009 01:53)
Amnesty International recommande la HAT de dissoudre la CNME
Amnesty International Les droits humains sont laissés de côté dans la résolution de la crise politique actuelle mardi 7 juillet 2009 Amnesty International recommande à la HAT de dissoudre l... tohiny
novalian'i diloo ny 17/07/2009 22:58
diloo ( 13/07/2009 14:32)
Une réflexion de Rado...: la démence d'Andry. A méditer.
Je me suis permis de transposer ici une réflexion de Rado...(Radomy) sur son site.Je n'ai pas transmis la totalité de son exposé.J'ai inséré quelques parenthèses à la suite de ses paragraphes. ... tohiny
novalian'i fijo ny 18/07/2009 20:01
diloo ( 13/07/2009 11:09)
Andry disait: la CI prend en otage la population malgache.
Tsara fakafakaina io fanendrikendren'ny filoha ny HAT an'ny CI. Koa samy maneo ny heviny ny mpomba an'i Andry sy tsy ny mpomba. Dia inona ny fiatraikan'io fanindriny io manoloana ny fiainan'ny ten... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.027