Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i diloo, milahatra araka ny daty
diloo ( 24/05/2009 01:09)
Inona indray ity: fotoana eo @'ny Savonnerie Tropicale
Misy maorisa tsy mazava nampitaina ity hoe:[b]Fotoana @'ny 10 ora maraina ny alarobia 27-05-09 eo @'ny Savonnerie Tropicale.[/b] Sao dia mba tsy mety kosa e! :x :!: :?: ... tohiny
novalian'i diloo ny 27/05/2009 00:41
diloo ( 15/05/2009 01:00)
Appelez moi Président...Bon appétit chérie. Interview TF1.
Manana[b] ambition[/b] i Andry tao @'ny TF1 matoa nanindry ny ho antsoina [b]Président[/b]. Koa Hilatsaka ihany ve sa tsia? Raha mijoro ho tena [b]lehilahy mendrika[/b] izy, dia voatery ve tsy ma... tohiny
diloo ( 14/05/2009 12:39)
Mety tsy hanoahana ny HAT ny CAPSAT? Inona ny hevitrao ?
Raha manoahana an'i Pierrot RAJAONARIVELO ny CAPSAT, dia iza no hiaro an'i TGV sy ireo HAT? Mety possible io ary mety hiova[b] HAE[/b] (Haute Autorité des Exilés) ny [b]HAT[/b]. Raha izany no izy ... tohiny
novalian'i pikatti ny 15/05/2009 00:37
diloo ( 13/05/2009 22:40)
les sanctions individuelles à l'encontre de la junte HAT
Tsy dia mahagaga loatra raha mandà ny tsy ho kandida ho filoham-pirenena i andry RAJOELINA. Mazana ihany ireo sanctions internationales mihatra @'ireo tompon'andraikitra ny"Coup d'Etat"ireo. Jereo ... tohiny
novalian'i cyril ny 14/05/2009 08:32
diloo ( 16/03/2009 13:07)
Mr KOUCHNER, la France et la Démocratie?!!!
Mr. KOUCHNER faisait partie des hommes sages pôlitiques pour le respect des Droits de l'homme et de la Démocratie. Curieusement, il se tait lorsque l'instrument démocratique véritable: le [b]Réf... tohiny
novalian'i xxx ny 16/03/2009 13:12
diloo ( 16/03/2009 07:40)
Fitsapana hevim-bahoaka anterneto ankolaka(Randria2009)
Manao ahoana daholo. Mba nampiasa ity sondage ity aho saingy ankolaka ny valiny. Ity ilay site nanao ilay sondage, izay azo hidirana ao @'ny Serasera.org: Fitsapan-kevibahoaka 2009 [Referendu... tohiny
novalian'i Oay ny 16/03/2009 09:10
diloo ( 15/02/2009 08:59)
tononkira
Manao ahoana o, Mitady ny tononkiran'i Black Jacks: [b]Raha mbola misy[/b]. Misaotra mialoha an. :wink: ... tohiny
novalian'i xxx ny 22/02/2009 17:41
diloo ( 12/02/2009 10:04)
Fampitahana ny fizotran'ny zava niseo nanomboka ny 27-01-09
Bjr djiaby, Jereo @'ny faran'ny forum politika:Pierrot,TDM. Misy message non négligeable ao par Olga RAMIA... mi-informer ny stratégie mampiseo ny zava-mitranga nanomboka t@'ny 27-02-09. Mbola mi... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0258