Appelez moi Président...Bon appétit chérie. Interview TF1.

1. diloo ( 15/05/2009 01:00)
Manana ambition i Andry tao @'ny TF1 matoa nanindry ny ho antsoina Président.
Koa Hilatsaka ihany ve sa tsia?
Raha mijoro ho tena lehilahy mendrika izy, dia voatery ve tsy maintsy manao chantage hoe: tsy hirotsaka ho kandida aho raha tsy mirotsaka i Ra8!!!?
Misy impacte @'ny vazaha ve ny étalage ny tranon'ny couple TGV sy t@'ny ilay bon appétit chérie iny.
Misy contradiction ny endrika ny interview iny, manoloana ny fahantran'ny vahoaka noana sy ny fampiseona ny harena manokana an'i Andry Rajoelina.
Tokony tany Ambohitsorohitra angamba no tsara nanaovana iny fifanakalozana iny. Sa ahoana hoy ianareo?
:!: :?: :wink:
2. nancy ( 15/05/2009 02:20)
Tsy matotra e. Programa hitondrana ny firenena no tokony noresahany tamin'iny interviewn'ny tf1 iny fa tsy izay fampisehoana ny fiainany any an-tranony any. Ireny anie dia efa hitsaran'ny vazaha azy e.

Inona koa ilay dikan'ny hoe tsy hilatsaka raha ohatra ka tsy milatsaka Ravalomananana? izany hoe hi-defier an-dRavalomanana izy izany no dikany.
Ka aleo hirotsaka eo fa tsy hahazo mihoatra ny 5% eo akory izy e. Amin'izay koa hita tsara sy voaporofo fa mbola mamim-bahoaka Ravalomanana ary tsy lanim-bahoaka i TGV.

diloo:

Manana ambition i Andry tao @'ny TF1 matoa nanindry ny ho antsoina Président.
Koa Hilatsaka ihany ve sa tsia?
Raha mijoro ho tena lehilahy mendrika izy, dia voatery ve tsy maintsy manao chantage hoe: tsy hirotsaka ho kandida aho raha tsy mirotsaka i Ra8!!!?
Misy impacte @'ny vazaha ve ny étalage ny tranon'ny couple TGV sy t@'ny ilay bon appétit chérie iny.
Misy contradiction ny endrika ny interview iny, manoloana ny fahantran'ny vahoaka noana sy ny fampiseona ny harena manokana an'i Andry Rajoelina.
Tokony tany Ambohitsorohitra angamba no tsara nanaovana iny fifanakalozana iny. Sa ahoana hoy ianareo?
:!: :?: :wink:



3. Noue ( 15/05/2009 05:53)
ka mba te ho prezidà kosa hono izy eee :-D :-D :-D :-D
4. xxx ( 15/05/2009 06:01)
vao2 efa elabe izany reportage t@ tf1 izany e ,tara be koa ianareo izany :lol: :lol: :lol:
5. halloween ( 15/05/2009 07:38)
Inona koa ilay dikan'ny hoe tsy hilatsaka raha ohatra ka tsy milatsaka Ravalomananana? izany hoe hi-defier an-dRavalomanana izy izany no dikany.
Ka aleo hirotsaka eo fa tsy hahazo mihoatra ny 5% eo akory izy e. Amin'izay koa hita tsara sy voaporofo fa mbola mamim-bahoaka Ravalomanana ary tsy lanim-bahoaka i TGV.


nntssooooo !! ty nancy ! sao de ny hifanihitra anzany no hitanaory malala !! tsy fantatrao angah fa fianakaviana amanapitrisany no efa nampitondrain'i dada takaitra teto M/car !! ka tsy ireo eo amin'ny Magro ireo(0,00002%) ry nancy no atao oe Malagasy voajadona fa ny 20tapitrisa a !! azon'i toi ve ?? ianareo angamba le anisan'ny nampijaly Malagasy tam andron Ravalo de maharary eeee!
6. benkintana ( 15/05/2009 23:59)
tsy miteny eo zany tgv zany ,ampiriatiko miaraka any an-kaboné eo nareo sy hallowain
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0507