Liste des messages

Liste des messages, inserés par bazylou, par ordre de date
bazylou ( 28/11/2009 18:10)
rehefa tsy anao dia aleo asin'ny tgv
fa tsy misy mamely ireto goaika lany fromazy reto e, vive tgv, :-P :-P :-P :-P ... suite
répondu par terrywui le 29/11/2009 20:56
bazylou ( 27/11/2009 17:29)
novonoin'i lery ny messagekole hoe
' serasera victime de son succés sa tsy mahtantay polifika le rahery' tsy zakan'i tazy dia nofafany fa vaky hoe ny lohany , beuurrk :-D :-D :-D ... suite
répondu par bazylou le 28/11/2009 18:08
bazylou ( 26/11/2009 18:28)
serasera victime de son succés sa
tsy nahazaka polifika le rahery?, :-D :-D :-D :-D vive tgv... suite
répondu par nanjakely le 08/12/2009 11:36
bazylou ( 25/11/2009 17:08)
mpamboly rongony i le8
http ://www.madagascarnet.net/madagascar/sante/41-culture-de-marijuana-a-madagascar-un-dossier-scandaleux-contre-ravalomanana-s-timide.html Marc Ravalomanana a révélé qu’il a déjà sa planta... suite
répondu par fijo le 25/12/2009 20:32
bazylou ( 23/11/2009 19:27)
tsy mba 20 oct 2010
intsony iznay no ady eto fa efa novembre 2010 na dec 2010 mihitsy aza. Io ho aho rehefa mbola tsy ùahakobo an'ilay fika ry troa movansa venansa dia tsy hisy gvt izany mihitsy e. Ary tsy maintsy a... suite
répondu par terrywui le 27/11/2009 09:06
bazylou ( 21/11/2009 18:37)
taratasy mikombina ho an'ireo tim and co
vahao ary raha voasokatrareo be zesty lany bala ireo ity, :-P :-P :-P :-P :-P :-P :-P :-D :-D ... suite
bazylou ( 21/11/2009 18:18)
tsy aleo ve tsy asian gvt
mihitsy e, amin'izay tonga di amilay be ny eny berox, sa ahoan ry XXX sy milamm, :-D :-D :-D :-D :-D , io koa n asiana io n atsy asiana tsy handroso mandrakizay tsinona :-P :-P :-P :-P , gis... suite
bazylou ( 20/11/2009 17:54)
metro france anio
hita hatrany fa tsy mba zavatra tsar ano klasin'ny vazaha ny gasy fa le tanana voazanaka gisitra lava ireny. Rehefa gasy hoy izy dia sous developpé sy gida maimbo ary tsy velona raha tsy misy ny fana... suite
répondu par bazylou le 23/11/2009 19:32
bazylou ( 18/11/2009 18:21)
tsy tokony hisy himenomenona ny gasy
20.000.000 satria izao no tadiavina, ka zakao fa anjara e, :-P :-P :-P :-P ny mafimafy noho io aza mbola ho avy,... suite
répondu par xxx le 19/11/2009 08:33
bazylou ( 17/11/2009 18:10)
tsy kobon'izy telo mitsama
ny baolinan'i tgv, dia izao niesona teo daholo izao, :-D :-D :-D :-D , vita tanteraka ny gvtnareo e, ary tadidio fa 12 volana aorian'io le fifidianana, :-P :-P :-P :-D :-D :-D ... suite
répondu par terrywui le 18/11/2009 19:04
bazylou ( 15/11/2009 18:12)
novakin'ny tgv sahady ny baolina
, vao reunion voalohany tonga dia novakian'ni lery ny baolina, tsy nahalala akory ry rakotovahiny sy ry fetison hoe annule derniere minute anie le fika be, merci tgv, :-D :-D :-D :-D :-D ... suite
répondu par milamm le 18/11/2009 18:32
bazylou ( 13/11/2009 18:48)
tsy poinsa le juin 2010
fa ny oct 2010 no izy, tsy poinsa satria tsy ao anaty maputo no tsy ao anaty adisabebaka izany , ary tsy poinsa koa satria tsy vonona amin'iznay ny tgv, vive tgv :-P :-P :-P ... suite
répondu par diloo le 14/11/2009 23:12
bazylou ( 13/11/2009 17:58)
tsy maintsy eo ambany fifehezan'ny
frantsa ny gasy raha te hilamina , ary tsy maintsy izy koa no hanome hanina ny gasy, efa voaozona ary efa izay fona no natao hatr'izay 200 taona izay,, izay gvt tonga eo dia tsy maintsy manompo frants... suite
répondu par bazylou le 15/11/2009 18:06
bazylou ( 12/11/2009 16:01)
dia ahoana indray,
firy indray ny hijapy train, rahampitso?? ny aty eropa ozao dia ny fanaovan avaksiny grippe a no mafotaka, ny any mada ny fiadivana io fati tseza tsy aninontsianinonaioihany no ady satria kamo be te... suite
répondu par vitamatavy le 13/11/2009 16:31
bazylou ( 10/11/2009 11:11)
ny gasy anie tsy velona raha tsy misy fanampiana
etsy sy eroa e, efa io na nahafaty azy dia mbola misiska ao ihany ry zareo, beeeuuurrrkkk::,, ny fandrosoana dia ny fitoviana amin'ny vazaha na amin'ny lafiny inona io na amin'ny lafiny inona, na fij... suite
répondu par dadabe le 11/11/2009 16:33
bazylou ( 09/11/2009 13:07)
tadidio le 20 oct 2010
fa any le fifidianana, janv 2011 vo hisolony tgv, dia samia mitehaka daholo e, mandritra izany fotoana izany dia mandeha ihanyny saosy , :-D :-D :-D ... suite
répondu par xxx le 09/11/2009 15:59
bazylou ( 07/11/2009 12:32)
milay ny bandy ohatr'ireny
efficace, perspicace, imprévisible ary tenace, amen ,misaotra tompoko :-P :-P :-P :-P vive tgv... suite
répondu par bazylou le 09/11/2009 13:01
bazylou ( 07/11/2009 12:07)
co rajoelina ireo
mba ampazava ny sasany dia ndeh atao hoe co-Rajoelina ireo anankiroa hafa ! - manana coco zany ny filoha Rajoelina ! cocoricooooo ! :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D vive tgv, ... suite
répondu par pikatti le 09/11/2009 05:30
bazylou ( 07/11/2009 11:46)
any mada no misy an'izanyhoe olona telo
no mitondra firenena, looolll, dia jereo tsara ny firodany ary , fa hirefodrefotra be, :-P :-P :-P ... suite
répondu par diloo le 08/11/2009 17:18
bazylou ( 06/11/2009 18:31)
o ry vatomifototra,
tsy aleo ve tonga de apoaka le info fa mbola be safara amin'ny etsy sy eroa ianareo, :-P :-P :�) :�) ... suite
répondu par terrywui le 07/11/2009 10:51
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 1.5219