Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i tsinjo, milahatra araka ny daty
tsinjo
(
13/02/2009 15:30)
tatitra
aza adino njay ny mandefa sary eto radem mba jerenay a , ny 13mei sy mahamasina , de mba ataovy meme heure :wink: :°) ...
tohiny
novalian'i heidi ny 13/02/2009 20:33
tsinjo
(
12/02/2009 08:53)
tsy nisy olona 13 mey androany
hiihihi :-D :-D :-D :-D ANDRYWUI aaaaaaaaaaaaaaa...
tohiny
novalian'i pimaso ny 12/02/2009 16:35
tsinjo
(
11/02/2009 12:02)
MBA ASIO SARY HAFA NJAY RE A
mba asio sary hafa ndray alou de asio ora nakana le sary ,mba ho hitany ANDRYWUI tsara ...
tohiny
novalian'i xxx ny 12/02/2009 00:38
tsinjo
(
10/02/2009 06:03)
ENY MAHAMASINA RAPITSO NY MPANOHANA NY FITONDRANA
miantso ny mpanohana ny fitondrana rapitso ho tonga eny mahamasina @ 11ora tolakandro hmmmmmm ...
tohiny
novalian'i xxx ny 11/02/2009 05:05
tsinjo
(
09/02/2009 10:18)
SAO DE TENY AMBOHITSIROHITRA I ANDRIWUI FA TSITA E
houn wa ry reto ra mahita vaovao momba ity akama milay ty ianareo mba ilazao vaovao fa tena tsy hita eto aminy serasera tsony ny akama e ,lasa tsy mety tsony ny vazivazy sy fanalana eto sao de teny am...
tohiny
novalian'i xxx ny 09/02/2009 13:26
tsinjo
(
07/02/2009 11:51)
EFA BETSAKA IREO MATY ENY ANTANINARENINA
efa betsaka ireo maty eny ambohitsirohitra amizao ora anoratana izao?...
tohiny
novalian'i agoago ny 07/02/2009 13:46
tsinjo
(
07/02/2009 05:12)
AZA ADINO NY SARY ENY @ 13MEY ANDROANY O O O O O
aza adino njay alou ny sary eny aminy 13mey anjoany e ,mba avoay eto ho jerenay fa izay tsy mahita mitsy e...
tohiny
novalian'i tsinjo ny 07/02/2009 12:55
tsinjo
(
02/02/2009 12:18)
MITADY NY SARY TEO @ 13MEY ANDROANY OOOO
mba sehoy eto njay alou le sary teny @ 13mey androany e mba emehezana njay :lol: :lol: :lol: ...
tohiny
novalian'i zoulou ny 03/02/2009 12:49
tsinjo
(
31/01/2009 12:49)
TENA MARINA TIA
houn wa ry reto betsaka olona ve teny @ 13 may androany sa mitovy anle farany teo iny sao mba nisy tany ianareo ...
tohiny
novalian'i tsinjo ny 31/01/2009 14:18
tsinjo
(
29/01/2009 14:16)
TETEZAMITA
TSY HIFAMPIRESAKA HOUN RAJOELINA RA TSY MANAIKY NY TETEZAMITA NY FITONDRANA HOY NY RADIO ANTSIVA , TENA EFA MITADY LOZA MITSY IO BANDY IO ...
tohiny
novalian'i tashaa ny 29/01/2009 17:22
tsinjo
(
28/01/2009 06:17)
NIDINA TENY ANOSY ANDROANY T@ 9ora NY FILOHA
tonga nijery ny zvt niseho teny anosy androany ny folaha ravalomanana nijery ireo fitaovana simba avy eo izy de ijery ny simba any aminy faritany ...
tohiny
novalian'i xxx ny 28/01/2009 11:29
tsinjo
(
27/01/2009 07:46)
Milay kosa le tarigetra a , sady nahomby
Nolazaina fa mahantra ny vahoaka , mila sakafo ny vahoaka sns eee ..... zao nahazo sakafo , salon , tele , akanjo , telephone sns ........ ny vahoaka , afaka le fahantrana ??????? voavaha ny olana f...
tohiny
novalian'i akamatiana ny 27/01/2009 12:26
tsinjo
(
27/01/2009 07:04)
RAIKITRA KOU NY FANDROBANA ANY MAHAJANGA AMINIZAO FOTOANA IZ
VOALAZANY RADIO ANTSIVA TEO FA MISY KOU NY FANDROBANA NY MAGAZAY LEHIBE ANY MAHAJANGA AMINIZAO FOTOANA IZAO IZA NO TOMPONANDRAIKITRA AMIZAO ?...
tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 27/01/2009 09:17
tsinjo
(
26/01/2009 16:10)
2 MATY TANY @ MBS 10 TANY @ MAGRO TANJOMBATO
MARINA VE IREO FATY IREO ILAY FOLO ALOHA TOA OE VOAHITSAKA NO NAHAFATY AZY ...
tohiny
novalian'i tolipy ny 26/01/2009 21:50
tsinjo
(
01/02/2008 06:19)
I JESOSY SY FAHATANORANY ?
fa maninona kay no tsy voasoratra ao anaty baiboly ny fiainany jesosy taminy fahatanorany ? inn ny antony misy zvt nataony ts tiana ha fantatra ve taminy izy tanora ? ...
tohiny
novalian'i soanja ny 17/02/2008 05:43
tsinjo
(
31/01/2008 10:24)
TOA MITADY FANAMPIANA SAHADY TGV?
taitra tampoko aho ra nahare fa we mitady fanampina sahady ny TGV ,de nihomehy aho hoe: aiza le we aingampade ny TGV ?hihihi(FAR:fanarenana Antananarivo Renivohitra )...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 13/03/2008 07:35
tsinjo
(
25/10/2007 04:54)
ANTANANARIVO MIREHATRA JIRO
ahoana ny fahitanareo ity tananan tsika mirehatra jiro mahafinaritra kous e ...
tohiny
novalian'i xxx ny 14/11/2007 06:02
tsinjo
(
29/09/2007 09:35)
Rafilômen
Nandao antsika i ZAFIHITA , very olomanga iray indray ny tontolon'ny mpanakanto. Miarary fihononana feno ho an'ny fianakaviany manontolo.:(:(
[b]Mandria am-pihadanana Zafihita a[/b]^:^...
tohiny
novalian'i rvoulah ny 17/10/2007 14:27
