Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i mion, milahatra araka ny daty
mion
(
17/03/2009 13:47)
"THE END" Niakatra ny soratra
de inn ndray zany ry reto no hifanasana vangy eto fa tapitra ny filma, ry gasy mahantra, ny film no tapitra fa ny lalana mbola lavitra...
tohiny
novalian'i naughtyboy ny 18/03/2009 09:01
mion
(
17/03/2009 11:48)
TSY NIALA RAVALO
Madagascar: Le président est toujours là
La présidence malgache a démenti mardi une information diffusée par la station de radio privée Radio-Antsiva qui annonçait la démission du chef de l...
tohiny
novalian'i majakely ny 17/03/2009 13:12
mion
(
16/03/2009 11:58)
HANAFIKA ENY IAVOLOHA NY NY FRANTSAY sy NY MUTINS
ANIO HALINA DE A HANAFIKA ENY IAVOLOHA NY MPAMADIKA TANINDRAZANA MIARAKA AMIN'NY Mersenera israelianina anio alina araka ny vaovao azo farany ka inona no azo atao....
tohiny
novalian'i xxx ny 16/03/2009 16:03
mion
(
16/03/2009 09:41)
ULTIMATUM Rajoelina , Hay ORA astronomika le oa ADINY 4
SASA MIANDRY IZAHAY ety @ 13 Mai, tapitra le adim-pamantaran'andro 4 nomenaan-dra8 hialany sinon maninn moa? toa tsy nisy tohiny.
Toa tsy miala ihany ra8 nefa efa ho 72h zao no nanisanay ny famantara...
tohiny
novalian'i Noue ny 16/03/2009 09:58
mion
(
16/03/2009 08:19)
TVM FAHAROA (PIRATY ) TSARA BE NY SARY SY NY FANDAHARANA AO
Rafa noroboaina sy nodorana ny TVM testy anosy dia nanagana TVM II indray ny TGV KA TVM KOA NO ANARANY.
Ireo fitaovan'ny TVM I (talou) no ampiasaina @ zany.
Tena tsy kely làlana ny ratsy an... iny ...
tohiny
novalian'i xxx ny 16/03/2009 10:05
mion
(
13/03/2009 08:46)
Hananika an'iavoloha indray ny fozaorana miaraka@ blindées
Ho an'ny tia tanindrazana , le tena tia tanindrazana (firy marina moa nareo), manaraka ny ara-dalàna. Ekenareo rehetra ve izao zava-miseho zao, hanani-drova ny foza orana rehetra zay efa ho laokan'ny...
tohiny
novalian'i xxx ny 13/03/2009 13:16
mion
(
10/03/2009 12:50)
Ny ZAVAMIAFINA ao ambadiky ny finoana, LALINA izy ity ry nao
Ity misy finoana hafa kely, secte zany e, mahaliana be ny namaky azy hatr@ farany , efa voavakiko hatram voalou ka hatram farany ary maha lasa saina tokoa. Saika hipetraka teto Mada izy ity fa asa t...
tohiny
novalian'i coopsal ny 11/03/2009 07:56
mion
(
10/03/2009 12:00)
Demission dementie officiellement , Le Ministre vient d'anno
Demission dementie officiellement , Le Ministre vient d'annoncer qu'il est toujours Ministre et qu'il a été contraint à lire la declaration de ce matin : pistolet sur la tempe;
http://www.sobika....
tohiny
novalian'i moi ny 11/03/2009 09:19
mion
(
10/03/2009 09:20)
efa vita le film, tsy mety miakatra le soratra
efa vita ange le film e, aiza ihany le soratra oe THE END.
Zay tsy te ahalala oe iza no bandy na iza no rôl tao fa leo be. na le serie Rosalinda iny ary ve tsy efa vita ôtrizay...
tohiny
novalian'i TIMTIKO ny 10/03/2009 09:59
mion
(
09/03/2009 08:26)
TONGAVA HONO eny Mahamasina ZAO de ZAO
Niantso ny radio Mada fa ho avy eny mahamasina ny VAHOAKA maro an'isa manohana ny ara-dalàna IZAO de IZAO . ka ny mahalasa saina de notsindriana oe tongava eny ireo vatan-dehilahy.
HANINONA???
...
tohiny
novalian'i xxx ny 09/03/2009 12:44
mion
(
06/03/2009 06:36)
La curiosité est un vilain défaut.
La curiosité est un vilain défaut.
Efa nolazaina t@ haino aman-jery fa aza mifangaro @ ireo mpangalatra mba hanaovan'ny miaramila ny asany
Mikasika ilay étudiante: aleo ny enquête no hanamar...
tohiny
novalian'i fijo ny 06/03/2009 20:58
mion
(
05/03/2009 06:42)
Appel d'offre: Andry Rajoelina Wanted mort ou vif
Enfin une bonne nouvelle,
Même ces propres partisans affamés voudraient bien le capturer pour la somme qu'on propose. Sans citer des nombreux organismes indépendants paramilitaires et chasseurs d...
tohiny
novalian'i Oay ny 05/03/2009 14:16
mion
(
04/03/2009 08:49)
Nikatona ny Orinasa 13 Mai SARL Offshore, chomage techinque
Nikatona ny Orinasa 13 Mai SARL Offshore, maro ny mpiasa tao no tatran'ny chomage techinque . Tsy hisy zany ny activités maromaro toy ny sport refa avy miasa (mandroba), ny divertissement refa maka ...
tohiny
novalian'i fijo ny 04/03/2009 21:34
mion
(
26/02/2009 06:34)
Mahavariana ny secte "VAHAO NY OLOKO"
Sao mba misy manana informations momba io secte io de raisina an-tanandroa
Asa ianareo raha nahatsikaritra io secte io fa tena mirongatra izy io tato ato et tanà ville.
ry zareo le mijoro eny an-...
tohiny
novalian'i Okok ny 21/09/2025 20:15
mion
(
03/02/2009 06:31)
Mba ataovy manintona le lohatenin'y lohahevitra alefa
Vao tonga tato aho de nijery ity forum ity, vao hitako ny liste n'ireo titre de tsitako ze raisina lasa voatery hanokatra tsirairay ireo lohahevitra aho vao afaka handray anjara: quelle perte de temps...
tohiny
novalian'i Lejoba ny 03/02/2009 12:06
mion
(
03/02/2009 06:31)
Mba ataovy manintona le lohatenin'y lohahevitra alefa
Vao tonga tato aho de nijery ity forum ity, vao hitako ny liste n'ireo titre de tsitako ze raisina lasa voatery hanokatra tsirairay ireo lohahevitra aho vao afaka handray anjara: quelle perte de temps...
tohiny
novalian'i princesseN ny 03/02/2009 11:52
