Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i mamzelkely, milahatra araka ny daty
mamzelkely ( 03/05/2006 12:53)
moderne
refa vita le expo anah voiture ancienne de andao tsika hifidy zay tena tiatsika am reto tômôbil vita tunning reto bdb le izy fa mahaiza mifidy 8) http://www.tuningfever.com/index.php?page=user&t... tohiny
novalian'i Fiffi ny 05/05/2006 04:40
mamzelkely ( 02/05/2006 10:49)
fitiavana
inn kay ny porofom-pitiavana tinareo njinja atao aminareo :lol:... tohiny
mamzelkely ( 26/04/2006 05:46)
vehivavy tia hard rock
hono hoa ry zareo aôna kay ny mba fijerinao ny vehivavy mankafy ny gado-kira mavesatra genre ACDC SOAD (system of a down) sns reny :lol:... tohiny
mamzelkely ( 19/04/2006 06:47)
pôzipôzy
ts haiko ra efa nande teto ty resaka ty fa mba averiko izy ra efa nande ataoko angamba fa tsisy bedy eee:-D:-D zao wa ho anareo vhv namana genre de lhl toy ny inn ny tinareo du point de vue fomba f... tohiny
novalian'i Aino ny 14/06/2006 13:50
mamzelkely ( 18/04/2006 06:33)
hijery anao
sô de mbô misy manana ny tonon'ilay hiran'AmbodronA [b]"hijery anao"[/b] iny kay fa mba tiko izy iny fa misy ts azoko mits le teneniny de ra ts misy mo zany de afaka misangisangy zay te hisangy fa t... tohiny
mamzelkely ( 16/03/2006 12:22)
efa nahita ve..
niresaka ireto mpinamana 2 vavy: -vavy n°1: njy ve efa nahitan tarehan vadinjy tam njy nanao????(faire l'amour) :-D -vavy n°2: ie efa nahita mits za izy avy eny ambaravarakely fa ts faly izy a... tohiny
novalian'i Veloo ny 21/03/2006 21:28
mamzelkely ( 08/03/2006 12:52)
masoandro
nisy ankizy kely 3 hono zany niresaka de nifampidera teo: ankizy faha-1: za lesy refa lebe de hande ho eny am planeta marsa aaaaa!!!! ankizy faha-2: tsss mbola ts milay noho ny reve-ko zay, za h... tohiny
novalian'i Veloo ny 19/03/2006 04:05
mamzelkely ( 22/02/2006 11:50)
fahazahoana....
ts haiko na mety fa teny vôzah ty navadiko teny gasy aa: nisy ankilahy kely hono niazakazaka tany am reniny sady nikikika hoe: - neny a, neny za nahita an le akoholahitsika nanao in-10 androany..... tohiny
novalian'i Veloo ny 27/02/2006 18:56
mamzelkely ( 21/02/2006 08:48)
antson'ny foko 2 - le retour
za mba te hanao antson'ny fo fa ts haiko lôtra we ôtrany aôna ny olona tedaviko :roll: mbô ampio za:-D:-D:-D:-D... tohiny
novalian'i Veloo ny 10/03/2006 16:04
mamzelkely ( 20/02/2006 14:04)
zao kosa ve de marina
http://humour.blague.free.fr/page/photo/grande1/bijou.jpg :-w za kosa klou ts d'accord mits aa :-D:-D... tohiny
novalian'i Aino ny 07/06/2006 15:43
mamzelkely ( 09/02/2006 11:48)
ny fahitanareo azy
misy hiran Hélene Segara sy Laura Paussini zay ny titre "on n'oublie jamais rien on vit avec" ra adika tsotsotra le izy de we "tsy misy zavatra adino zany , fa miaina miaraka aminy no atao" ts ha... tohiny
mamzelkely ( 31/01/2006 11:44)
coincidence sa signe
nareo ve efa naha-remarker hoe refa misy zvt manjo anareo de ohatra mihaino radio nareo aveo de zay hira henonareo ôtran misy ifandraisany am le situation iainanareo? ohatra zao we avy niady nareo s... tohiny
novalian'i lapino ny 07/02/2006 07:28
mamzelkely ( 07/12/2005 13:45)
tsaty
hono wa inn kay ny mahatonga le disconnected from rci iny refa miditra tsaty de inn n tokony atao ra tratra:roll: miciiiiii a... tohiny
mamzelkely ( 24/11/2005 12:39)
teinture
hono wa ry reto sô de mba misy afaka manome conseil kely kay am resaka teinture fa ny voloko zany ts mandray loko mits sô de misy zvt tokony atao aminy kay alo ef in bdb za zay nandoko fa ts hita mi... tohiny
novalian'i didax ny 23/01/2006 20:14
mamzelkely ( 17/11/2005 15:22)
mpivady efa antitra
nisy mpivady efa antitra hono zany nande niangona ka tam ty zany mopera hafa no nampiangona tao de oziz lilay mopera: - ra misy marary eny am vatanareo de ataovy eo amin'iny faritra iny ny tanananare... tohiny
mamzelkely ( 09/11/2005 11:51)
chameau..
ts haiko ty ra tokony ho ato na ary am dinika manokana fa ra tokony ho any am dinika manokana de ahitsio ry hery a.. ok merci a.... zao zany le tantara e.. nisy lelà ono zany avy nisaraka tam s... tohiny
novalian'i Veloo ny 24/11/2005 23:52
mamzelkely ( 21/09/2005 12:13)
mainty sy fotsy...
tao anatina tanàna afrikanina iray zany a mainty dôly ny olona ao afatsy rangahy iray de i Mopera Robert. indray andro ary nisy ranga tonga tao aminy: - zao mopera a, ts faly mits za fa teraka ny... tohiny
novalian'i Veloo ny 17/10/2005 16:49
mamzelkely ( 19/09/2005 08:34)
Ambondrona
aôna io am 07 octobre ao am palais des sports io e..:°)... tohiny
novalian'i fasaly ny 13/10/2005 13:58
mamzelkely ( 02/08/2005 15:06)
masiso...
nisy mpivady hono zany hande hanao vakansa any amérique nefa manana biby roa ry zareo de: ramanavy sy putois. ts foindry zae hajanona nefa reo biby reo de nitady fika ry zareo mba hitondrana azy. hoy... tohiny
novalian'i Veloo ny 22/09/2005 16:59
mamzelkely ( 20/06/2005 09:00)
aza mba adal ihany waa!!!!
nisy adala roa, Guy sy Denis, hono zany nandende teny amoron piscine ny hopitaly misy azy reo!! tampoka teo zany tonga de nitsoraka tany anaty le piscine ono zany Guy de navotany Denis haingana ka ga... tohiny
novalian'i dadabe ny 28/06/2005 17:34
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0233