Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i mamzelkely, milahatra araka ny daty
mamzelkely
(
28/05/2005 10:20)
soavaly...
nisy rangahy iray nividy soavaly ka le soavaly zany tsy mihetsika mitsy de leo be le rangahy de nampiantso specialiste...
nony lasa ilay specialiste de tsy nijanona nimeme tsony le sôvaly!!! nande ...
tohiny
novalian'i dadabe ny 30/06/2005 01:59
mamzelkely
(
14/05/2005 12:32)
parasy...
nisy lelà ray zay zany hande hanala fanadinana ka izy tsy nianatra lesona mitsy fa chapitre ray ihany no nenarany dia ny chapitre misy ny "parasy".
tonga tany am toera-panadinana izy dia nanao akits...
tohiny
novalian'i sasa ny 31/05/2005 05:20
mamzelkely
(
09/05/2005 14:23)
ah!ces medecins...
hanonerako ny fahotana vitako ;) t@ nanaovako blagy t@ teny frntsay taloha ary dia aleo adikako io ê! Nisy mpianatry ny medecine (io kosa angamba azon'ny rehetra ê! ;) ), hianatra momba ny "anatomie...
tohiny
novalian'i mishou ny 14/05/2005 14:15
mamzelkely
(
06/05/2005 13:00)
perte de mémoire...
un homme va chez le m édecin:
- docteur, c'est terrible j'ai des pertes de mémoire
- depuis quand? demande le docteur
- depuis quand quoi???? demande le patient...
tohiny
novalian'i sasa ny 18/05/2005 05:32
mamzelkely
(
04/05/2005 06:49)
olive...
- dis papa, une olive, ca a des pattes?
- quoi?
- dis papa, une olive, ca ades pattes?
- ben non pourquoi?
- ben alors j'ai mangé un cafard... :-D =)) ...
tohiny
novalian'i dadabe ny 13/05/2005 14:16
mamzelkely
(
29/04/2005 07:42)
perroquet
un homme et son perroquet entre dans un bar, l'homme commande:
- un whisky SVP
et le perroquet:
- pour moi un coca!
l'homme dit:
-t'as guele!!!
de nouveau l'homme commande un whisky et le perro...
tohiny
novalian'i sasa ny 11/05/2005 05:22
mamzelkely
(
28/04/2005 14:01)
Lacoste...
un homme tres riche engage un nouveau domestique. il fait visiter la maison:
la cuisine d'abord, le nouveau s'exclame:
- que c'est grand! que c'est beau!
le salon, le même replique:
-que c'est gr...
tohiny
novalian'i dadabe ny 14/05/2005 11:06
mamzelkely
(
28/04/2005 07:48)
hafa dray...
deux copain se rencontre, l'un demande:
- "qu'est ce qu'il y a dans cette grande valise que tu transportes?"
- l'autre répond: "ouvre et tu verras!"
alors il l'ouvre et voit "une grosse mite" alor...
tohiny
novalian'i dadabe ny 14/05/2005 11:09
mamzelkely
(
27/04/2005 08:32)
kafé
nisy lehilahy iray zany mandalo am pivarotra kafe reny:
- misy kafe mangatsika ve madama?
- tena tsy misy ao ramose...
dia lasa izy avy eo
tonga dray ny ampitso:
- misy kafe mangatsika ve ao mada...
tohiny
novalian'i sasa ny 11/05/2005 07:00
mamzelkely
(
26/04/2005 15:01)
miala tsiny fa ty le tohin'le plage
une maman et sa fille vont à la plage, la petite fille remarque alors un homme en train de la regarder, elle demande à sa mère:
- dis maman, qu'est ce qu'il a dans le maillot du monsieur là bas?
...
tohiny
novalian'i dadabe ny 01/06/2005 11:41
mamzelkely
(
22/04/2005 06:43)
sarotra @ lehilahy ny miteny....
fa manonina kay no sarotra amnareo lelà ny miteny hoe: "je t'aime" tena io mitsy fa tsy hoe "tiko enao" an :-w :-w :-w ...
tohiny
novalian'i fijo ny 21/06/2005 21:28
mamzelkely
(
18/04/2005 14:56)
Zay
akôtrany ambondrona dia mankafy Zay koa aho. ka mba manotany anareo we aôna ny fahitanareo an'ny zay amzao fotoana izay nosolon'i Hanintsoa i Malala?...
tohiny
novalian'i satasol ny 24/08/2005 20:57
mamzelkely
(
18/04/2005 14:54)
Ambondrona
hono wa sao dia misy mahalala ny prochain concert dry zareo? nanao ahoana ny concert tany parsa?...
tohiny
novalian'i fijo ny 20/07/2005 21:26
mamzelkely
(
15/04/2005 13:51)
hasarotapiaro
fanotaniana tsotra fotsiny: fitiavana ve ny hasarotampiaro diso tafahoatra sa adalana??? inn ny tokony atao mba ialana aminy?? merci...
tohiny
novalian'i fijo ny 22/06/2005 20:52
mamzelkely
(
15/04/2005 09:04)
fanambadiana
manaô daholo, ity mba misy resaka tiako atao amnareo: amnareo ve ny vehivavy tokony hanambady raha toa ka mis pression avy amn'ireo ray amandreny nefa mbola tsy manana ny ampy akory?...
tohiny
novalian'i fijo ny 04/05/2005 21:34
mamzelkely
(
14/04/2005 15:22)
fiarabana
faly miarahaba atsika rehetra eto @ serasera.com :D. tsy dia mbola mahalala loatra ny fandehanjavatra aho fa raha mba misy afaka manazava indrndra fa ao am ny resaka namana ahoana no azaoana namana bd...
tohiny
novalian'i fijo ny 28/04/2005 22:29
