Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i lazounet, milahatra araka ny daty
lazounet
(
29/04/2008 21:07)
Eritreritra mandreraka
Nitady aho ka nitady! Nikaroka aho ka nikaroka! Nangady aho ka nangady! Niava aho ka niava ... fa hatramin'izao dia tena tsy azoko mihitsy ré ray vahoaka... Maninona i MADAGASIKARA no antsoinareo hoe...
tohiny
novalian'i xxx ny 10/05/2008 21:26
lazounet
(
07/04/2008 15:04)
Mba mangataka re Tompoko ô!
Ity misy tononkira omeko anareo, mba vakio hatramin'ny farany dia mba lazao izay hevitrareo! Hiran'ilay akamako avy ao Sahalava izay izy ity :
[u]Yvon SARERAKA[/u]
Mba mangataka re Tompoko ô!
O...
tohiny
novalian'i mmmhh ny 08/04/2008 12:30
lazounet
(
06/04/2008 12:00)
Tena maika be!
Saika hangataka ny tonon'ilay hira hoe:
"tazana kely ao avaratra ao ô, tanà na filalaovanay!!"
Izay manana mba alefaso fa tena poritra be ny ilà na azy.
Misaotra mialoha :-D ...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 07/04/2008 10:24
lazounet
(
26/03/2008 11:39)
Vonjeo é!
tsy mazava amiko fa isaky ny miova pejy aho na mikitika liens eto @ serasera dia deconnecté ho azy?
normal ve zany sa lasa parano ny aty?...
tohiny
novalian'i kiadi ny 27/03/2008 22:21
lazounet
(
18/03/2008 23:44)
hevitra ho an'i Kiady
Niantso ny fo fa tsy ren'ny aty fa nitampitsofina ny tsinay:-o:oops:...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 21/03/2008 12:45
lazounet
(
17/03/2008 18:05)
ROCK GASY HO AN'I TESS MANOKANA
I Tess mirevy rock gasy fa ity atolotro azy manokana satria izy [b]TOVOVAVY GASY TENA ALLRIGHT.[/b]
http://www.dailymotion.com/bookmarks/Lazounet/video/x2nc30_pumpkins-tovovavy-allright_music
...
tohiny
novalian'i fijo ny 20/03/2008 21:52
lazounet
(
16/03/2008 18:49)
Inspiration na aigam-panahy
Tsy sanatria manamarin-tena aho, fa raha izaho manokana dia sady tsy mifoka (na sigara na rongony) no tsy misotro.
Fa ny zava-misy, dia maro tokoa ny artista,na iaza na aiza, na mpihira izany na mpan...
tohiny
novalian'i sitlo ny 24/03/2008 16:39
lazounet
(
16/03/2008 11:00)
Nenitoa Sipagasy sy Dadatoa Ravatorano
Dia io agnay mamairigna y fierahabana @ izao andro ngaodalahy be izao.
[img]http://serasera.org/namana/media/sary/namana/ravatosipa.jpg[/img]...
tohiny
novalian'i mihanta ny 18/03/2008 18:42
lazounet
(
10/03/2008 23:51)
Nandalo tampoka ny eritreritra dia io....
Nahita an'ilay sujet, "hiram-pirenena " teo aloha aho, dia nadalo ny eritreritro hoe :"hirotsaka ho filoham-pirenena" aho atsy ho atsy ka ho anareo izay manam-paniriana ny handray anjara @ governemant...
tohiny
novalian'i sakaizakely ny 13/03/2008 13:04
lazounet
(
10/03/2008 01:08)
sujet ho an'i Kiadi
[b]Inona no azo atao mba hampijanonana ny eritreritra mandalo?:-[/b]o:-/8O:^)...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 11/03/2008 08:26
lazounet
(
16/02/2008 22:58)
Hafatra ho an'i Hery sy ny specialista rehetra eto
Azafady r'ise fa nahazo an'ity hafatra ity aho tao @ vata fandraisana mailaka ka mba tiako ho fantatra ny hevitrareo handraisana fepetra:
DIS A TOUS TES CONTACTS DE NE PAS ACCEPTER [b]italia9@hotma...
tohiny
novalian'i xxx ny 17/02/2008 15:31
lazounet
(
09/02/2008 13:53)
TESS KALLIE PAPOOSE KELLY13 RAMATOAKELLY
Ity hira ity mba atolotro manokana ho anareo
http://www.dailymotion.com/relevance/search/willou974/video/x18hrj_string-color-la-ficelle-sega-maloya_music
mahazahoa fahafinaretana é!...
tohiny
novalian'i Papoose ny 14/02/2008 04:24
lazounet
(
09/02/2008 11:57)
N'IMPORTE QUOI
Alors que:
- le prix de l'essence ne cesse d'augmenter à Mada.
- la population peine à trouver ce qu'il doit manger aujourd'hui
- les malgaches s'appauvrissent à vue d'oeil....
[b]Je ne compr...
tohiny
novalian'i melody ny 12/02/2008 16:36
lazounet
(
25/01/2008 17:44)
Diska praiféré Kerimesin'AntanimbarinAndriana
Atolotra ho an'i SHOAN, RABILABILA, SAMOANA ary BADOUDA
1. http://www.dailymotion.com/Lazablues/video/xqdbu_aviavy_music
2. http://www.dailymotion.com/lazablues/video/xq6pp_ta-hody_music
3. ...
tohiny
novalian'i lembelo ny 28/01/2008 09:37
lazounet
(
24/01/2008 02:09)
Triste départ
Misy hira hoe TRiste départ henoko tao @ RVG toa Tantely no mihira azy. Sao misy manana tonony ianareo.
Misôtra ô.;-)...
tohiny
novalian'i Samoana ny 25/01/2008 15:36
lazounet
(
19/01/2008 09:14)
Saika maty
Saika maty Marco Randrianantoanina
http://fr.news.yahoo.com/afp/20080119/tfr-foot-fra-l2-sport-4elead-f56f567_1.html
Vokatry ny Dopage ve?...
tohiny
novalian'i meva2 ny 22/01/2008 07:44
lazounet
(
14/01/2008 00:47)
Voadona ny amour propre
:cry::cry::cry:
Mampijaly ny diso fanantenana.:cry::cry:
(Midépra kely aho fa azafady.)...
tohiny
novalian'i mpisotrtoaka ny 30/10/2015 09:08
lazounet
(
15/12/2007 18:36)
Veloma ry BIZ'OROKA sniff sniff sniff
Mba nahazo biz'oroka 8 be izao ho'aho izaho androany (izany hoe 16 biz'oroka Décembre) saingy indrisy [u][b]18/07/2006[/b][/u] no daty voalaza fa nandefasana azy ireo noho ny olana ara-teknika.....
tohiny
novalian'i kallie ny 18/12/2007 07:30
lazounet
(
13/12/2007 09:06)
Paolitika ainterinasiônaly
Nanao fihaonam-be hono ny mpitondra fanjakana 3 lahy dia tsy iza fa Marc-Antoine Ravaloumananà , Georges Johny Walker Bush à ry i Nicolas-Jacques de Sarkozy.
Rehefa vita ny fihaonana dia nifanÃ...
tohiny
novalian'i tsoupou ny 02/01/2008 13:21
lazounet
(
12/12/2007 07:20)
Mpirevy Bélôty izy mivady
Nisy mpivady hono rehefa te hanao firaisana dia miteny fotsiny ny iray hoe :"TOUT A", dia raha ok ni feeling dia mamaly ny iray hoe :"Bonne", rehefa tsy mitovy ny tadin-dokanga dia hoe :"CONTRé".
...
tohiny
novalian'i kiadi ny 17/07/2006 20:31
