Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i bobone, milahatra araka ny daty
bobone ( 24/10/2007 08:34)
Rakaroka
Rakaroka /:(:cry::( @ fo feno alahelo tokoa no iarahanay miaraka ory aminao amin\'izao fahafatesan\'ny Reninao izao!(l)(l) mafy tokoa izany amin\'ny maha-olombelona ,ary tsy maintsy zakain\'ny manan... tohiny
novalian'i bobone ny 05/11/2007 14:05
bobone ( 17/07/2007 07:16)
Fanompoana an'Atra
Aretina no sakana lehibe tsy hanaovana ny asan'Atra!!! tena marina io @ sasany nefa an! amiko aloha de tokony hamantatra tsara isika hoe inona no mahatonga ny aretina? * Misy aretina vokatry ny faho... tohiny
novalian'i deric ny 21/07/2007 10:55
bobone ( 10/07/2007 08:04)
tononkiran'i Solomone
Ity Soratra masina ity de tena fanehoana ny fifankatiavana tanteraka hita ato ny fampakaram-bady ! hita ao ny anatra ho an'ireo izay hanaitra ny fitiavana izay mbola matory!(2/7d) asa ianareo raha mio... tohiny
novalian'i Lisano ny 03/08/2007 15:43
bobone ( 05/07/2007 06:21)
Fitiavan-janaka hafahafa
Salama daholo aloha e! misy zavatra ba tiako ho zaraina aminareo ity reholona an! asa na ahona ny handraisanareo azy fa tena mampihorokoditra le izy: araho tsara ary ! Nisy mpivady izay niteraka v... tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 06/07/2007 14:57
bobone ( 14/06/2007 07:02)
Atra de fitiavana
Atra de Fitiavana ary izay rehetra haterak\'Atra de tia! de lasa hoa ny saiko , tsy mande lavitra isika ato anivon\'ny sera ihany!!! matoa ny olona iray manoratra ho anao de efa fitiavany anao manoka... tohiny
novalian'i bobone ny 17/07/2007 07:07
bobone ( 20/04/2007 13:08)
Finoana( hono oah ry reto an!....)
Hono aoh ry reto an! "Mino ny fiverenan'i Jesoa Kristy ve ianareo! Porofoy ary e!"... tohiny
novalian'i bobone ny 30/04/2007 14:32
bobone ( 12/04/2007 13:22)
ahoana ny handraisanareo ity ....
salama daholo ô! ahoana no andraisanareo ity ! " hihinana mba ho velona ny olona sa velona mba hihinana!" misokatra ny hevitra e!... tohiny
novalian'i bobone ny 30/04/2007 14:40
bobone ( 02/10/2006 14:36)
mitandrema
Afo ny fitiavana ka raha miraparapa de may! tahaka ny raozy mivelatra vao maraina , tsara , mahafatifaty; manitra , ka raha mahita izany ka tonga de mandray azy de tratran'ny tsilo noho izany de iza... tohiny
novalian'i xxx ny 07/10/2006 11:48
bobone ( 20/09/2006 12:22)
izay tia adala
Lasa ho a! ny saina fa misy vhv tena tia be an'ilay LhL ary mahagaga fa ilay Lhl tsy de rototra @ ilay VHV nefa ilay VHV mihtsy no manome zavatra betsaka @ ilay LHL exp: vola , fiara sns... de ahona ... tohiny
novalian'i bobone ny 26/09/2006 05:54
bobone ( 30/08/2006 07:53)
faty hoentina any am-piangonana
:roll:Fa ahona angaha no asiana na rarahana toka gasy na tôka vazaha ny fiara hitondra ny razana halevina rehefa avy natao veloma farany ao am-piangonana.:roll:... tohiny
novalian'i prime ny 31/10/2006 11:02
bobone ( 24/08/2006 07:45)
Loza tena loza
ô ry reto an! ahoana ny hevitrareo @ ireo vehivavy manambady vehivavy na lehilahy manambady lehilahy! loza be tokoa fa matoa Andriamanitra nanao hoe :lehilahy manambady vehivavy iray de izay fa tena... tohiny
novalian'i lafatra ny 19/09/2006 18:58
bobone ( 09/08/2006 12:49)
Fa de maninona loatra!
:(fa de maninona loatra re olona !misy manambady vehivavy tsara toetra, tsara fanahy, sarika , mahay mandray olona , tsom-piaina , nefa de hampirafesin'ny vadiny! ahoana ny hevitrareo @ izany !moa ... tohiny
novalian'i bobone ny 30/08/2006 05:12
bobone ( 08/08/2006 05:29)
ahoana no ahafantarana fa tena tia anao ny namanao
8)8)fa hono oah! ry reto an! ahoana no hahafantaranao fa tena tia anao ny namanao! na lehilahy na vehivavy! eo @ fiteny ve ! sa eo @ fitsiky ve ! sa eo @ fiainany manontolo ve!... tohiny
novalian'i Fiffi ny 19/08/2006 08:13
bobone ( 02/06/2006 12:18)
fa maninona
fa hono oah! ny olona no mandainga fa tsy mety milaza ny marina e!... tohiny
novalian'i ralos ny 21/06/2006 07:11
bobone ( 24/05/2006 06:23)
mahavarina
Hono a! e! Fa maninona ny olona sasany no tsy mba milaza ny marina fa mavandy na mandainga? Fa maninona no minia mikipy manoloana ny tsy rariny:?::?: ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 26/05/2006 06:21
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0495