Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i Fody, milahatra araka ny daty
Fody ( 19/02/2008 19:03)
Ny sampy no voarara fa tsy ny sarivongana sy ny sary akory
Nisy resaka tsy vita hatramin'ny farany moa teto ka tiana mba hotohizina, satria miverimberina foana. Tsy inona izany fa ny resaka sampy sy ny fampiasana sary. Tsy izay rehetra mampiasa sary akory ... tohiny
novalian'i caprio ny 11/04/2008 19:55
Fody ( 18/12/2007 17:45)
Firaisam-pinoana
Sarotra ho an'ny Fiangonana rehetra misy no tena hoe: miray. Toy izany koa, sarotra ho antsika kristiana no tena mikambana ho Iray. 1 - Inona no olana na sakana araka ny hevitrao? 2 - Inon... tohiny
novalian'i prime ny 10/01/2008 11:44
Fody ( 12/12/2007 13:31)
Misy Andriamanitra, nefa mbola manjaka ny tsy rariny
Misy Andriamanitra ary lazaina fa Fitiavana. 1 - Nahoana anefa no misy ny olona mijaly? 2 - Nahoana no misy ny tsy fitoviana saranga, misy ny ambinina amin'izay ataony rehetra nefa misy ny tsy m... tohiny
novalian'i fijo ny 26/12/2007 23:38
Fody ( 29/11/2007 16:46)
Inona no lavin'ny Kristiana?
Miverimberina foana moa ny hoe: ny kristiana dia manambony ny azy, ary manilika ny an'ny hafa. Misy tokoa ny kristiana manana an'io toe-tsaina io. Ka izay no antony nanokafana an'ity lohahevitra ity. ... tohiny
novalian'i fijo ny 05/12/2007 22:02
Fody ( 19/11/2007 19:32)
D'où vient le mal?
Avy aiza ny ratsy?... tohiny
novalian'i fijo ny 22/11/2007 23:36
Fody ( 10/11/2007 13:43)
Inona no atao hoe: Fitiavana?
Ny fiainana tsy misy fitiavana no antsoina hoe: afo be! Raha Kristiana izy dia hiaiky fa raha tsy misy an'Andriamanitra eo amin'ny fiainany dia tsy misy Fitiavana izany. Raha tsy mpino kosa dia hana... tohiny
novalian'i fijo ny 14/11/2007 22:48
Fody ( 09/11/2007 19:29)
Fandrosona?
Misy moa no milaza fa nalain'ny kristiana,norobainy, nosandohany, sns... ho azy avokoa ny hatsarana rehetra. Tsy olana izany fa andeha àry mba jerena kely ny zava-misy! Dia aza be fofon'aina eo am-pa... tohiny
novalian'i fijo ny 13/11/2007 23:58
Fody ( 27/10/2007 13:44)
Aoka izay ny lainga sy ny endrikendrika!
Tsy vao voalohany izao no [b]tratra tamin'ny lainga sy ny fanendrikendrehana nataony i fijo[/b]. Maro moa ny lainga sy endrikendrika nataony teto, saingy ninina tsy jerena ireny. Ny tena nisonga... tohiny
novalian'i Fody ny 10/11/2007 09:52
Fody ( 15/06/2007 20:17)
Mbola politika ve no resaka ato sa inona e?
Manjary mahakamo ny mamaky ny dinika eto amin'izao fotoana izao. Tsy hitako intsony izay maha politika azy. Taim-bava sy fanasana vangy no sisa. Ny zavatra tena mivaingana sy voadinika tsy misy. Sa ... tohiny
novalian'i Jeankely ny 19/06/2007 01:09
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.046