Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i Djhamhal, milahatra araka ny daty
Djhamhal
(
21/11/2009 08:56)
tena kristiana ve ny malagasy II ???
ny malagasy dia kristianina ny ankamaroany ! nahoana nefa i madagasikara no mbola tsy tafarina fôna ?? eny fa na dia ny mpitondra ny firenena aza dia manankina tanteraka amin\'Andriamanitra ity tanin...
tohiny
novalian'i fijo ny 24/01/2010 00:24
Djhamhal
(
11/11/2009 13:19)
adin'ny mpivady !!
firy andro sa firy ora no tokony ho faharetan'ny adin'ny mpivady ? zany hoe aorian'ilay fifamaliana iny dia samy milonjolonjo sy tsy misy mifampiteny aloha ! nefa iray trano sy iray fandriana ihany av...
tohiny
novalian'i dailynews ny 27/12/2009 23:56
Djhamhal
(
23/10/2009 10:36)
mpanampy manatitra ankizy !
ity tranga ty dia itan'ny masoko : nandeha niasa maraina aho ary nandeha tongotra dia nahita mpanampy hanatitra zaza hianatra , teo alohako ry zareo , tafintohin'ny vato ary le zaza dia nianjera satri...
tohiny
novalian'i soanja ny 03/06/2010 16:51
Djhamhal
(
09/10/2009 11:11)
hena ritra potipotika!
ahoana kay ny fahandro reny hena ritra tena potipotika reny ? de hena inona @ omby no ampiasaina ? (le anarany )! misy hotely maromaro aty tàna tena mahay azy io ! fa tsy mety manoro le tompon'ny hot...
tohiny
novalian'i ni81 ny 13/10/2009 11:15
Djhamhal
(
02/10/2009 07:19)
mba ampio é!
mitady lahateny na kabary fohifohy atao fisaorana ny olona manatrika famadihana ! zany hoe le refa hifarana iny ny raharaha !! misaotra anareo mialoha !!...
tohiny
novalian'i dadabe ny 16/01/2010 14:25
Djhamhal
(
14/08/2009 10:22)
Maire Tana
Somary variana ihany aho naheno hoe: i M.Edgard R. no maire n'ny Tana; ny mahavariana ahy dia toa tadidiko indray mandeha zay nisy fanadihadina tsotsotra nataon'ny mpanao gazetin'ny R.T.A. taminy ary ...
tohiny
novalian'i patrick2002 ny 15/08/2009 02:46
Djhamhal
(
14/08/2009 07:50)
tandremo ihany!
ialako tsiny aloha fa tsy aiko loatra we aiza no tokony hametrahako ity loha-hevitra ity fa tato klou no nataoko le izy; ka izao ary ny zavatra nahazo ahy : t@ 14 juillet teo dia nanao carburant t@ st...
tohiny
novalian'i Ratoa ny 10/03/2010 20:39
Djhamhal
(
23/07/2009 07:57)
Tandremo ! Arnaque!!
Asa na efa nahazo anareo ny tranga nahazo ahy , fa misy mandefa mail de milaza fa nahazo gain t@ tombola za ! ary izy io de nosarihana t@ adresse mail ary de voasarika tao ny adresse ko ! olona avy an...
tohiny
novalian'i papala ny 05/10/2009 10:04
Djhamhal
(
22/05/2009 07:04)
Ho an'ny efa Manambady!!
Moa ve le olona tena nirinao teo amin'ny fiainanao mihintsy ny olona zay vadianao amin'izao fotoana izao ? ary ny bikany sy ny volokodiny sy izay mombamomba azy ve dia ilay noeritreretinao tamin'ny ia...
tohiny
novalian'i volana1 ny 09/08/2011 12:14
Djhamhal
(
24/04/2009 06:08)
CAPSAT inona ny tena dikany?????
mampametram-panontaniana ahy ihany ny momba ity CAPSAT ty , satria toa tsy misy tafika ( raha zay no maha laza azy) hafa miitsy ve mety ho ambara na ankalazaina be ankoatr'ireo é?? fa inona no tena a...
tohiny
novalian'i pyar24969 ny 25/04/2009 08:31
Djhamhal
(
22/04/2009 15:01)
Msy fetrany ve??
Misy fetrany ve ny fankatoavan'ny zanaka ny ray amandreny ra eo @ lafiny fitiavana ?? raha misy dia farito !!...
tohiny
novalian'i Djhamhal ny 28/05/2009 13:01
Djhamhal
(
22/04/2009 13:31)
ny ho filoha
Inona ny toetra sy finoana tokony ho ananan'ny filoham-pirenena?? tsy maintsy ao anatin'ny F.F.K.M. ve? mahazo manompo sampy ve? (ra izay no mety ahafantaran'ny maro azy ) na mahazo mandala ny fomba n...
tohiny
novalian'i fijo ny 22/04/2009 20:41
Djhamhal
(
21/04/2009 15:37)
fitadiavana vaha olana haingana
amiko de ny fanaovana fifidianana faran'izay maika indrindra no vaha olana amin'zao savorovoro eto amin'ny firenena izao ;ary tokony tsy hihoatra ny enimbolana no hanaovana azy ; [u]antony[/u]:ny ban...
tohiny
novalian'i fijo ny 22/04/2009 21:57
