Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i rijadolly, milahatra araka ny daty
rijadolly ( 10/09/2011 07:38)
INVITE DU ZOMA DU 09 SEPT 2011 ECONOMISTES
http://blip.tv/tv-plus-madagascar/invite-du-zoma-du-09-sept-2011-economistes-5539412 ... tohiny
novalian'i milamm ny 11/09/2011 13:22
rijadolly ( 01/09/2011 16:04)
BAIBOLY
Mangataka ary mamela ahy ianareo tompon' andraikitra mba hamerina ity satria tiako mba hiparitaka aingana izy ity. Efa nahita olona nanao téléchargement 38 aho amin'izao, ary inoako fa x10 no nipa... tohiny
novalian'i rijadolly ny 23/09/2011 19:37
rijadolly ( 26/08/2011 17:56)
INVITE DU ZOMA 26/08/2011 JENERALY FIDY
INVITE DU ZOMA 26/08/2011 JENERALY FIDY @ zao ora izao... tohiny
novalian'i milamm ny 01/09/2011 00:37
rijadolly ( 20/08/2011 07:59)
MITROSA ETSY SY EROA
Mampalahelo ny mahazo ny akamaroan'olona ankehitriny, eny ny tokatrano maro izay tafiditra amin'io fomba iray io. Ny zavatra tena grave anefa dia ny fahasaiana manonitra 50% amin'ilay vola trosaina. ... tohiny
novalian'i jesuisla ny 22/01/2012 11:28
rijadolly ( 15/08/2011 10:53)
MANANDRAMA OE TSY MIHOMEHY RAHA METY.
Hidio tsara ny trano fa sao lazain'olona adala eo [youtube]http://www.youtube.com/watch?NR=1&v=kqZ6repI-qU[/youtube]... tohiny
novalian'i rijadolly ny 23/08/2011 15:04
rijadolly ( 12/08/2011 20:00)
INVITE DU ZOMA TEO 12/08/2011 MAITRE HANITRA
Invité du zoma tamin' 20h30 ora aty Mada teo IMaitre Hanitra Dia namafisiny indray fa afaka mifampiresaka amin' hamahana ny Krizy ny ankolafy Ravalomanana, araka ny voalazako ao ambany ao dia mbola... tohiny
novalian'i locl ny 19/08/2011 13:14
rijadolly ( 02/08/2011 03:53)
TSY KIVY E!
[youtube]http://www.youtube.com/watch?v=rpPX1Z8DTHI&feature=related[/youtube]... tohiny
rijadolly ( 20/07/2011 16:49)
FAHAVALO
Efa nampetrak'Andriamnitra eto isika Hivelona eto sy iasa, sy hamoa Ty Gasikaratsika ity no hasoavina ho soa Mba hotonga amin' toeran-mendrika Misy fahavalo maro izay manimba ny firaisantsika hina [b... tohiny
rijadolly ( 15/07/2011 17:17)
AZA ALEVINA ATY JEROSALEMA.
Fiainam-pianakaviana iray, izay misy rafozam-bavin'ilay rangahy loaham-pianakaviana. Raha tiana hono ny vady dia ny rafozana no tsinjovi-mandeha. Tsapan'ity Ramatoa fa ohatry ny mampijaly ny vadiny lo... tohiny
rijadolly ( 14/07/2011 17:33)
11 07 13_Apenjiky_Fanazavana ny fanapahan-kevitry ny CPS
http://ti1ca.com/9cg9ickj-vii-06-110713-Apenjiky-Fanazavana-ny-fanapahan-kevitry-ny-CPS-vii_06_110713_Apenjiky_Fanazavana-ny-fanapahan-kevitry-ny-CPS.MP3.html Tsy efa mba iraisana amin' izay ve io ... tohiny
rijadolly ( 13/07/2011 17:53)
BAIBOLY
http://www.baiboly.org/ Ho an' rehetra , raha ohatra ianareo ka mitady teny izay efa tafiditra ao anatinareo ka somary sahirana hoe aiza moa no misy an' zay dia io rohy io hampasaina, eo amin' havia... tohiny
novalian'i rijadolly ny 11/08/2011 17:41
rijadolly ( 03/07/2011 13:02)
JEREO AINGA FA METY MIOVA ILAY VAOVAO
Isaorana manokana ny TV plus, sy Vatofototra. Ataoko fa tsy tara fa misy isainan' rehetra na iza izy na iza. http://www.vatofototra.com/#bv000008 ... tohiny
novalian'i rijadolly ny 07/07/2011 17:41
rijadolly ( 24/06/2011 19:44)
NOFO, FOFONAINA(Aina), FANAHY, FANAHY MASINA
NOFO, FOFONAINA(Aina), FANAHY, FANAHY MASINA Mba mangataka ho antsika rehetra hitondra hevitra na fanazavana ireo teny ireo aho raha azotsika atao, fa tena mifamaofao be loatra ato an-tsaina ny fomba... tohiny
novalian'i bichette ny 20/07/2011 20:18
rijadolly ( 23/06/2011 18:50)
NY LALANA
[quote=Rekinbelo] tsy manatanteraka lalàna intsony isika satria tsy misy olombelona mahavita izany fa kristy irery no nahavita izany matoa izy sahy nilaza hoe hanatanteraka ny lalàna aho.toy ny mana... tohiny
novalian'i rekinbelo ny 05/07/2011 12:28
rijadolly ( 23/06/2011 18:48)
NY LALANA
[quote=Rekinbelo] tsy manatanteraka lalàna intsony isika satria tsy misy olombelona mahavita izany fa kristy irery no nahavita izany matoa izy sahy nilaza hoe hanatanteraka ny lalàna aho.toy ny mana... tohiny
rijadolly ( 23/06/2011 18:47)
NY LALANA
[quote=Rekinbelo] tsy manatanteraka lalàna intsony isika satria tsy misy olombelona mahavita izany fa kristy irery no nahavita izany matoa izy sahy nilaza hoe hanatanteraka ny lalàna aho.toy ny mana... tohiny
rijadolly ( 12/06/2011 15:43)
MIVERINA MANOKATRA LOHAHEVITRA SY HEVITRA INDRAY
Ny taloha rehefa manokatra lohahevitra isika ary manokatra hevitra izay mandeha ao, ka raha eo vao mampiditra PS, dia io zavatra nojerenao io ihany no misokatra eo nefa ianao dia tafiditra tsara. Ny a... tohiny
novalian'i hery ny 02/09/2011 22:42
rijadolly ( 03/06/2011 06:33)
JESOSY NANAO BATISA AHY
[b]ASAN'NY APOSTOLY 1 : 4 Ary raha niara-niangona teo aminy Jesosy, dia namepetra azy tsy hiala any Jerosalema, fa hiandry ny teny fikasan'ny Ray, izay efa renareo tamiko, hoy Izy;5 fa Jaona nanao bat... tohiny
novalian'i madagass ny 30/06/2011 11:14
rijadolly ( 16/05/2011 16:11)
KELY LOATRA NY TAKELAKA ATY AMIKO
HS kely: ohatry ny lasa kely loatra ilay takelaka dia somary kamokamo mamaky ny soratra kely ny maso, sa ny ahy ihany no manao izany??? inona ny vaholana raha ny ahy ihany???? Misaotra mialoha... tohiny
novalian'i rijadolly ny 17/05/2011 14:42
rijadolly ( 10/04/2011 17:40)
giravy be ilay vava e!
[youtube]http://www.youtube.com/watch?v=wWazLpBrPJo&feature=related[/youtube] giravy be ilay vava e! tena tapaka ny tsinaiko marina, hihihihih!... tohiny
novalian'i Josiah ny 15/04/2011 21:21
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0421