Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i rijadolly, milahatra araka ny daty
rijadolly ( 01/04/2011 16:02)
éléphant sy parasy
inona ary ny maha samy hafa ny parasy sy éléphant, sarotra be fa somary misava lalana kely aho, tsy momba ny vatany, tsy momba ny sakafony, henoka tamin'ny radio izy io vao haingana...... tohiny
novalian'i rijadolly ny 15/07/2011 17:27
rijadolly ( 11/03/2011 18:41)
Images choc du tsunami qui frappe le Japon
il y a 5 heures 3 min, Images choc du tsunami qui frappe le Japon http://fr.news.yahoo.com/54/20110311/video/vwl-images-choc-du-tsunami-qui-frappe-le-df14a31.html ... tohiny
rijadolly ( 09/03/2011 18:02)
ohatry ny hendry
Nisy adala roa efa tokony avaoka amin' fitsabona marary saina. Teo ampanaovana ilay taratasy no napetraka ny fanontaniana. Iza no te hivarotra aminareo roalahy, dia ny iray mpividy? Niady ho pivarotra... tohiny
novalian'i cyril ny 22/03/2011 09:59
rijadolly ( 19/02/2011 17:02)
Malagasy President Ravalomanana denied returning home at the Airport
[youtube]http://www.youtube.com/watch?v=H8tN1PiIu-4[/youtube] Mba azavao tsotsotra zay mahay teny anglais fa tsy mahavoa mihitsy ny tenanay ô!... tohiny
rijadolly ( 23/09/2010 16:15)
KAKAKAKA EFA ELA BE
Tsy tadidiko hoe taona in moa ny frais bus no nisy fiakarany 50ar, lasa 150ar na 250ar izy izay. Tena marina indray izy ty an! Efa somary sorena ny olona fa niakatra ny frais, ary dia sahirana ny mpa... tohiny
rijadolly ( 21/09/2010 18:32)
KAKAKA EFA ELA BE
andao hamerina ireny fampihomezana taloha ireny e! anakiray tamin' ireny ohatra: Anisany tena tranainy be mihitsy tamin' izany ireny machine fanoratana ireny teny amin' birao mpanjakana samihafa, hany... tohiny
novalian'i rijadolly ny 22/09/2010 15:12
rijadolly ( 18/09/2010 08:56)
Mpitandro ny filaminana # vahoaka ( Taxibe )
http://www.gazetiko.mg/gazetiko/ [quote=GAZETIKO 18 Sept 2010] Teo anatrehan’izay, nihorakoraka ny olona rehetra teo amin’ny manodidina ka rehefa izay dia niantso mpanampy ilay polisy. Nisy fi... tohiny
novalian'i diloo ny 22/09/2010 00:09
rijadolly ( 05/09/2010 18:34)
NY TENA CUISINE
Inona ary no tokony atao voalohany rehefa handidy hena manta amin' antsy?... tohiny
novalian'i ledala ny 21/10/2010 21:46
rijadolly ( 05/09/2010 18:17)
AVOKO
[url=http://]http://www.basyvava.com/2010/09/02/ma%C3%AEtre-avoko-tapitra-ny-fanjakan-ny-mpanao-politika/[/url] T s y amin - k e r y n a amin’ny tanjaka, fa amin’ny fanahin’Andriamanitra no ha... tohiny
novalian'i vonynive ny 08/10/2010 08:58
rijadolly ( 27/08/2010 18:51)
ANARAM-PIANGONANA
[b]JAONA 4: 20 Ny razantsika nivavaka teto amin'ity tendrombohitra ity; fa hianareo kosa milaza fa any Jerosalema no tokony hivavahana.21 Hoy Jesosy taminy: Ravehivavy, minoa Ahy, fa avy ny andro ka ... tohiny
novalian'i niryna ny 10/09/2010 16:55
rijadolly ( 08/08/2010 13:39)
inona ny tetika mba tsy ho lanin' voay
Nisy renirano be feno voay nefa te hiampita ireto olona, inona ary ny antony tsy nahalanin' voay azy ireo nefa tsy nisy lakana fa nilomano.... tohiny
novalian'i rijadolly ny 28/08/2010 06:57
rijadolly ( 18/07/2010 18:43)
Fotoana fandinihan- tena izao...
[youtube]http://www.youtube.com/watch?v=ZPze9iS8bvU&feature=related[/youtube]... tohiny
novalian'i xxwx ny 26/07/2010 08:09
rijadolly ( 11/07/2010 15:59)
HANTATIANA
Inona ary ny laoka tena tian' maman' Hantatiana? ihihihihi!... tohiny
novalian'i RIJADOLLY ny 18/07/2010 04:54
rijadolly ( 06/07/2010 16:54)
inona ny maha samy hafa
Ny maha samy hafa ny DOKOTERA sy ny GISA dia........... tohiny
rijadolly ( 27/06/2010 06:06)
VITA FETY
Efa mba nahafinaritra aloha iny fety iny na dia nangidy aza ny fanjanahatany 1883 - 1960 sy ny fanjanahana ankolaka 1960 - 2010 ary ny tena mampalahelo amin' izao androny fanatotoloana izao dia ny fot... tohiny
novalian'i terrywui ny 27/06/2010 13:58
rijadolly ( 26/06/2010 05:06)
RAITRA
Anisany tena raitra mihoatra nonho ny 26 juin rehetra ny omaly, Nifaly ny olona maro dia maro, horakoraka, Jiro mirantiranty manerana ny vohitra manodidina ny faritr' Anosy, Finaritra ery ny maso mije... tohiny
rijadolly ( 23/06/2010 03:46)
Quinzaine Internationale Contre la Françafrique
[b]Quinzaine Internationale Contre la Françafrique[/b] [url=http://]www.stop-francafrique.com/quinzaine.html[/url]... tohiny
novalian'i xxxw ny 23/06/2010 18:42
rijadolly ( 21/06/2010 18:22)
ANANGANA AHO VE SA TSY?
Ny valeurn' Rà latsaka ho ahy dia tsy ho ataoko ho zava- poana, Inoako fa iraisatsika hevitra tanteraka iny. Ary tsy 60.000 izany fotsiny fa efa ho 1.000.000 ny aina latsaka nandritra ny fikatsahan' ... tohiny
novalian'i pikatti ny 22/06/2010 13:37
rijadolly ( 15/06/2010 16:22)
Mitovy satria
Inona ny hitovin' ny Kiraro sy ny aéroplane?... tohiny
rijadolly ( 29/05/2010 03:36)
TSY MISY MOUVANCE RAJOELINA INTSONY HOY IZY.
Mazava be ny fika ny tsy handehana any Pretoria II, moa koa amin' izay tsy misy azo anaovana convocation amin' anaran' io MV efa MATY NAMONO TENA io. Ny tsy fantany anefa dia hatsoina amin' anarany ma... tohiny
novalian'i terrywui ny 31/05/2010 10:32
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0325