Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i xxx, milahatra araka ny daty
xxx
(
10/12/2006 18:49)
SITLO
Aôna oa ny fahitanareo an i Sitlo e!!ohatran ny mila vanona no antodian ny eto, ao @ tsikeran ny sary alou no tena manjakazaka izy e!!marina fa tsikera fa tsss mamely lé ataony!!revena manja fotsiny...
tohiny
novalian'i fasaly ny 04/01/2007 18:49
xxx
(
10/12/2006 18:29)
politika ve no mampahantra an'ny malagasy?
Tsarovy fa ny malagasy dia eto amin'ny tany. Misy izany antsoina hoe politika iraisam-pirenena izany.
-Tsy mbola ifaninanan'ny vazaha(ankohatry ny sinoa) aza ny antsiaka fa vao maika ampiana mbola mi...
tohiny
novalian'i fijo ny 12/12/2006 22:21
xxx
(
10/12/2006 17:35)
mariazy
misaotra tamin'ny peratra.
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img89.imageshack.us/img89/6690/peratrogy5.gif[/IMG][/URL]...
tohiny
novalian'i malalatinasoa ny 12/12/2006 03:06
xxx
(
10/12/2006 11:57)
ny vola misy fa ny anaovan azy mou tsy misy!!!
8Otsita lery zay anaovana volany de anaovany 5 etoiles ,ividianany air force one sns.. fa tsika eo foan é!aiza v ranga de tsy milatsaka aty ampaosiko miitsy le vola!!!!!8O...
tohiny
novalian'i fijo ny 12/12/2006 22:24
xxx
(
10/12/2006 00:10)
hanao ino anao refa lhb?
marina ve izany??? fa ny boaka avy any la côte ony taloha dia rehefa anotaniana hoe: inona ny asanao rehefa lhb? dia ny valitetiny dia zao foana hoe; "hagnano makorely" satry ny vazaha maro tonga @ p...
tohiny
novalian'i ledada ny 02/01/2007 12:29
xxx
(
09/12/2006 10:08)
aiko foana
Angataka ilay hiran'i ny ainga aiko foana mitia ano iny...
tohiny
novalian'i dongadonga ny 09/12/2006 14:33
xxx
(
09/12/2006 08:15)
iza i ilay politicien "mahay be" ato @ namana sera2
http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m45786c9346331 dia vakio ny hevitra nosoratana tamin'ny [b]08-12-2006 22:37:26[/b] ...
tohiny
novalian'i Imahaka ny 09/12/2006 19:27
xxx
(
08/12/2006 14:01)
Fanagadrana: TANTELY A, HAJA, VONINAHITRA, SNS
Efa io indray manangasanga any PETY. Vahaolana mahomby!... Ary iza ndray ny manaraka ?...
tohiny
novalian'i fijo ny 15/12/2006 21:27
xxx
(
08/12/2006 08:12)
La Gazette 8/12 : Lasa any @ Politika
Lasa any @ Politika - Asa raha azon'i Fiffi amboarina. :lol::lol::lol:...
tohiny
xxx
(
08/12/2006 08:04)
La Gazette 8/12 : Pitié pour les exilés
Politique : pitié pour les exilés !
D’après les derniers résultats du scrutin, tout laisse à penser que Marc Ravalomanana sera réélu.
Devant une telle « évidence », l’opposition, en ...
tohiny
novalian'i colar ny 08/12/2006 21:50
xxx
(
08/12/2006 01:28)
maty aho
maty aho fa tratran'ny sipako nampiaraka :cry:...
tohiny
novalian'i Imahaka ny 09/12/2006 19:21
xxx
(
08/12/2006 01:26)
hevitra hafa indray
rehefa nodinihiko dia tsy tianareo ilay soloina hoe zorro ny xxx. Tsy maninona fa mahatanty demokrasia aho.
Fa ity misy fanamarihana kely ilay 8-) sy :b ilay emoticon mangamanga manao fihetsika ada...
tohiny
novalian'i sitlo ny 20/12/2006 21:41
xxx
(
07/12/2006 22:06)
permi africane
lalana vaovao henoko de ity ,@auto ecole reny dia maro be reo afrikana alain'ny prefecture ny permi -ndreo fa maro hono no mividy permi any afrika ka asa na ho anisany isika na ahoana na ahoana...
tohiny
novalian'i Bakobako2 ny 20/12/2006 19:12
xxx
(
07/12/2006 18:04)
miodina?
raha manorisory anareo v ny vadinareo , ary indray2 aza tsy manisy sira sy tsy mijery anareo akory aza, ary indrindraindra tsy misy envie anao l'amour @ nao intsony ! tsy mampi te hi-tenter saina rats...
tohiny
novalian'i parazy ny 04/02/2008 12:20
xxx
(
07/12/2006 10:03)
La Gazette - Gazetin'ny Nosy 7/12
Traqué par la police: Pety en fuite
Dopé par le score réalisé par le candidat d’Etat à l’élection présidentielle, le régime reprend la traque de ses adversaires avec une vigueur nouvell...
tohiny
novalian'i Robert ny 07/12/2006 14:38
xxx
(
06/12/2006 08:52)
Lay Gazety 6/12
Trafic de bois de rose: Des dizaines de milliards en jeu
En dépit des mesures annoncées par l’Etat, les magouilles relatives au bois de rose continuent.
A Toamasina notamment, des opérateur...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 07/12/2006 12:20
xxx
(
06/12/2006 05:20)
contraception
efa nahare aho oe misy ilay pillule hohanina 24h après rapport sexuel, afaka mba milaza ny anaran' ilay pillule sy bb kokoa momba izay v ?...
tohiny
novalian'i robin ny 01/01/2007 15:17
xxx
(
05/12/2006 08:58)
La Gazette 5/12
Marc Ravalomanana: Elu au quart de tour
Les pronostics annoncés, bien avant la campagne électorale, semblent aujourd’hui se confirmer.
En effet, Marc Ravalomanana risque de gagner, non pas au...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 06/12/2006 18:13
xxx
(
05/12/2006 08:23)
adalàna ny azy toy izao
asa izay mahay ilay hira oe:
raha tena tian'ialahy tokoa ilay kala iny
raha nahtezitra an'ialahy koa 'zahay tamin'iny.......
d ny ref-ny oe:
adalàna ny azy toy izao
isika roalahy tsy hifa...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 05/12/2006 21:49
xxx
(
04/12/2006 16:29)
mazava be erantany
@ ity vokampifidianana ity zao dia mazava be fa ry deba no tena nangalatra t@ 2002 ireny , ka inona no tsy marina @ izany :°)...
tohiny
novalian'i fijo ny 06/12/2006 22:48