Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i tibao, milahatra araka ny daty
tibao ( 21/02/2020 16:08)
Anaram-bolana
Miarahaba antsika rehetra, Inona ny fanoratra amin'ny anaran'ny volana: [list] [*]Jiona sa Jona [*]Avrily sa Aprily [*]May sa Mey [*]Marsa sa Martsa [/list] ... tohiny
novalian'i Lovsa98 ny 06/04/2020 20:20
Tibao ( 19/04/2015 18:24)
Inona ny mpisaraka arivo amin'ny teny malagasy?
Azo ekena amin'ny lahatsoratra amin'ny teny malagasy ve ny fanoratana hoe: Ar123.456.789,000 fa tsy 123 456 789,000Ar ... tohiny
novalian'i Tibao ny 22/04/2015 13:55
Tibao ( 17/12/2014 18:02)
Google Translate @ teny malagasy
Akory aby e! Vao nivoaka vao t@ herinandro ny Google translate t@ teny malagasy. Tsara ilay ezaka ka! Voadikany hatramin'ny teny ratsy :P... tohiny
Tibao ( 21/10/2014 15:20)
Lehibe tao Madagasikara anefa tsy mahay teny malagasy
Hita tao amin'i Ledaily tamin'ny 16 Okt. lasa teo : http://ledaily.mg/andy-15-ans-temoigne-suis-jhabite-madagascar-sais-pas-parler-malgache/ Tena mampalahelo ny toa izany. Dia inona marina no trang... tohiny
novalian'i Nav ny 29/11/2014 14:34
Tibao ( 09/08/2014 08:57)
Tsifahaizana teny vahiny
Miarahaba, Efa nahita olona nanambanimbany olona tsy mahay teny vahiny ve ianareo? Rehefa mba mihaino radio gasy manko aho dia matetitetika mahaino dokam-barotra ho ana fianarana teny frantsay & angli... tohiny
Tibao ( 26/05/2014 20:22)
Fampiasana ny tovona amin'ny teny malagasy
Miarahaba antsika rehetra, Mba afaka misy manazava ahy momba ny fampiasana ny tovona amin'ny teny malagasy ve ato amin'ny fizarana fanabeazan'i Serasera, somary very manko aho satria tsindraindray ts... tohiny
novalian'i endriny ny 28/05/2014 13:24
tibao ( 01/03/2014 00:09)
Ary lasa aiza ny tranonkalan'ny Akademia malagasy??
Miarahaba, Izao aho vao mahatsikaritra fa tena nanjavona tanteraka ny tranonkalan'ny Akademia Malagasy... na ra-google aza tsy mahita azy intsony... :/ Fa ahoana?... tohiny
novalian'i Nav ny 17/02/2015 15:37
Tibao ( 07/01/2014 21:01)
Teny malagasy any ivelan'i Madagasikara
Miarahaba antsika rehetra, Mba misy mahafanta-pantatra ny satan'ny malagasy eny ivelan'i Madagasikara ve ianareo ? Ny tiako ho fantatra manko dia ny satan'ny teny malagasy eny ivelan'i Madagasikara. ... tohiny
novalian'i Nav ny 24/07/2014 13:34
Tibao ( 19/09/2013 21:04)
Mpandika teny malagasy-anglisy
Salama daholo, Vao hitako vao androany ity mpandika teny malagasy anglisy ity. Anjarantsika mpanao informatika gasy ny manao ny mpandika anglisy-malagasy ;) http://demo.clab.cs.cmu.edu/translate/ Ef... tohiny
novalian'i RBNIR ny 28/01/2014 22:17
Tibao ( 08/09/2013 20:40)
serasera.org... amin'ny teny anglisy?
Miarahaba antsika rehetra, Tamin'ny nijery ny kaody HTML an'i serasera.org aho dia somary gaga kely : "en" no lazaina fa fiteny fampiasa ato amin'ity tranonkala ity... Izany hoe teny anglisy? [quote... tohiny
novalian'i sitlo ny 20/09/2013 06:07
tibao ( 14/03/2013 20:21)
voambolana matematika
Miarahaba antsika rehetra. Mba fantatrareo ve ny dikan-tenin'ireto teny ireo amin'ny teny malagasy ? [list] [*]calcul intégral [*]équation différentielle [*]calcul vectoriel [*]calcul matriciel (k... tohiny
novalian'i Tibao ny 17/03/2013 13:32
Tibao ( 06/08/2012 00:37)
Fivoaran'ny tsipelin'ny teny malagasy
Miarahaba antsika rehetra, Rehefa mamaky ireo tahirintsoratra tamin'ny fitaon'ny Fanjakana ([url=http://www.fonds-patrimoniaux.mg/gsdl/collect/butana/index/assoc/HASH6da3/bf43720d.dir/UTBUFL4074%2528... tohiny
novalian'i niryna ny 24/09/2012 03:17
Tibao ( 31/05/2012 16:29)
Fanontaniana mikasika ny tranonkala malagasy
Ary fa maninona kay ny ankamaroan'ny tranonkala malagasy izay hita toa amin'ny teny frantsay daholo ??? Tsy natao ho an'ny malagasy ve hono izy ireo ?... tohiny
novalian'i dadabe ny 17/06/2012 09:24
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0105