Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i rzakarivola, milahatra araka ny daty
rzakarivola
(
07/10/2009 07:28)
ody havandra ... vavaka
Nataoko lohahevitra vaovao ity satria feno resaka HS loatra tatsy ambadika.
Mampijaly sy manimba ny havandra, inona no ilaina moa fa tsy hoe mba ho afaka ny havandra ? Na ny marina kokoa, mba hahavok...
tohiny
novalian'i bor2lais ny 20/10/2009 08:09
rzakarivola
(
28/09/2009 14:33)
prière pour la paix à Madagascar, dans le monde, et afin ...
[color=red]Je prie pour la paix à Madagascar, dans le monde, et afin que nous marchions dans la vérité[/color].
En réfléchissant bien, je me rend compte que le monde ne peut pas donner cette p...
tohiny
novalian'i ni81 ny 07/10/2009 06:23
rzakarivola
(
15/09/2009 12:04)
Dia hoy Jesosy taminy: aloavy ho an'i Kaisara ary izay an'i
[[b]MATIO 22:15-22[/b]]
"[color=blue][b]20[/b] Ary hoy Jesosy taminy: An'iza ity sary sy soratra ity?
[b]21[/b] Hoy izy taminy: An'i Kaisara. Dia hoy Jesosy taminy: Aloavy ho an'i Kaisara ary izay a...
tohiny
novalian'i rakaroka ny 20/09/2009 20:49
rzakarivola
(
15/09/2009 08:13)
Hianareo no fanasin'ny tany; ... Hianareo no fahazavan'izao
[[b]MATIO 5:11-17[/b]]
[b][color=blue]Hianareo no fanasin'ny tany[/color][/b]
1- Iza izany "ianareo" izany ?
--> "[color=blue]Sambatra hianareo, raha haratsian'ny olona sy enjehiny ary asiany izay ...
tohiny
novalian'i cutie ny 29/09/2009 22:02
rzakarivola
(
14/09/2009 15:43)
Inona no nahatongavan'i Jesosy tety an-tany ?
"[color=blue]Fa tsy nidina avy tany an-danitra Aho mba hanao ny sitrapoko, fa ny sitrapon'Izay naniraka Ahy.[/color]"[[b]Jaona 6:38[/b]]
"[color=blue]Fa hoy izy taminy: Tsy maintsy mitory ny teny soa...
tohiny
novalian'i cutie ny 25/09/2009 19:10
rzakarivola
(
21/08/2009 07:49)
Famelan-keloka ... @ fomba ahoana?
Voalaza atsy ambadika fa tsy maintsy mamela ny heloky ny hafa rehetra izay vao mahazo famelan-keloka ny tena.
Samy nahatsapa angamba ny rehetra fa nisy ny heloka hay ny nandefitra taminy, nisy ny hay...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 08/09/2009 18:07
rzakarivola
(
20/08/2009 07:20)
Masina Maria renin' Andriamanitra
Hevitra voatsipy tao @ ilay hoe "Fanimbazimbana ny finoan'ny hafa" izy ity, kanefa somary adihevitra hafa moa efa lava loatra iny dia naleoko eto no tohizana.
[quote=ari.malala]ny zava tsy hay aza ...
tohiny
novalian'i rzakarivola ny 08/12/2010 07:14
rzakarivola
(
08/07/2009 13:55)
Manajà ny rainao sy ny reninao ... iza no nahatanteraka
Tatsy aloha dia nisy nitondra ny lohahevitra hoe "inona no atao hoe manaja Ray sy Reny, araka izay ambaran'io Didy io". Samy nitondra ny faharesen-dahany ny tsirairay ny amin'izany, nisy ny nilaza hoe...
tohiny
novalian'i Veloo ny 10/07/2009 18:40
