Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i ryana, milahatra araka ny daty
ryana
(
25/11/2014 08:12)
Terrine de canard
Amin'izao andro fety izao
400g magret de canard fisahana en escalope ; ary 400g jambon en bâtonnets matevina;
-hafanaina ny 10 cl crème fraîche ; alona rano feuilles de gélatine 2 ; rehefa mafana...
tohiny
novalian'i booboo ny 01/12/2014 17:30
ryana
(
25/11/2014 08:10)
Sakafo malagasy anio
Sakafo malagasy anio
gouter : mangahazo endasina sy sauce voanjo (na sakafo hariva)
- andrahoina ny mangahazo lena voatapaka lavalava ary asiana sira kely.
mandrapaha-masaka ny mangahazo dia manao sa...
tohiny
novalian'i booboo ny 25/11/2014 18:33
ryana
(
30/09/2003 11:21)
...MIDIKA FA HOE TIAKO IANAO!
… MIDIKA FA HOE TIAKO IANAO!
Ny tahotra manenika ahy fa hoe izaho ilaozanao,
Tsy mandry saina, miahiahy fa hoe tsy hahita anao,
Ireny alina mangina manadala ny fisainako,
Tebiteby, fanahiana, ...
tohiny
novalian'i dasanga ny 19/12/2003 11:14
ryana
(
26/09/2003 19:54)
SARA-TIANA
SARA-TIANA
Ry rahona eny ambony,
Mba ento re ny hafatro ho azy lavitra any;
Lazao fa tsy mitony,
Ny foko, ny fitiavako… manembona azy ihany!
Nefa … aok’izao,
Aza lalova...
tohiny
novalian'i jm ny 02/12/2003 10:30
ryana
(
22/09/2003 16:54)
NAMAKO ANY HO ANY...
NAMAKO ANY HO ANY…
Tsy fantatro ianao hoe iza, na ny misy anao hoe aiza;
Tsy fantatrao ny amiko : avy taiza aho ka ho aiza;
Fa dia finaritra isika miserasera eto,
Mifampizara tsiky, mifamp...
tohiny
novalian'i rinakely1 ny 22/11/2003 15:56
ryana
(
17/09/2003 19:50)
...NOHO IO FITIAVANA IO!
… NOHO IO FITIAVANA IO!
Eritreritra tsy tàna fa lasana any lavitra any;
Sento tokana, mazàna, mahafehy ireo vinany;
Fanantenana f’isan’andro dia hoe hifankahita;
Haravoana se...
tohiny
novalian'i mamps ny 22/12/2003 11:26
ryana
(
11/09/2003 16:17)
INY MASOANDROKO INY
INY MASOANDROKO INY
T’anaty haizi-kitroka, tsy nahitako mangirana ;
Voton-tsento sy tomany ;
Sendrasendra no nahatazanako sompirana,
Taratr’andro tany ho any.
Dia nikisaka aho nan...
tohiny
novalian'i ryana ny 27/09/2003 17:09
ryana
(
09/09/2003 19:42)
IFONAKO, MALALA
IFONAKO, MALALA
Ireo teny tsy voahevitra, nandratra ny atifonao,
Ireo fanapahan-kevitra nokasaiko ho natao,
Ireo eritreritro nivoana, niampanga, niahiahy,
Toa didy ts’isy hoe nahoana…...
tohiny
novalian'i mxr ny 23/09/2003 14:50
ryana
(
04/09/2003 08:53)
REHEFA TSY EO IANAO
REHEFA TSY EO IANAO
Rehefa tsy eo ianao,
Zary babangoana izay rehetra jereko;
Rehefa tsy eo ianao,
Ny fiainako misaona, tsy misy intsony ekeko;
Rehefa tsy eo ianao,
Ny foko zary maona, mian...
tohiny
novalian'i ryana ny 17/09/2003 15:25