Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i papala, milahatra araka ny daty
papala
(
23/11/2011 13:20)
andao hitsena an'i dadabe Ratsiraka!!!!
rehefa hitsena an' i Ratsiraka zany rahampitso ( le 24/11/11) ny mouvance de misy fanamina hanaovana mitovy de zao lay izy: - manao satroka penjy (UNDD) ohatry ny an' i Zafy Albert
...
tohiny
novalian'i doria ny 23/11/2011 16:16
papala
(
02/11/2011 12:47)
VAOVAO LEHIBE!!!!!!!!!
to tsy de misy vaovao lehibe firy intsony ato ???????/
- EFA DIFITRY NY FAHANTRANA TANTERAKA NY OL : - NOANA
- TSY MISY ASA HO HATAO - : HANY ka tsy misy mahasoratra intsony.
- ny pomba any le lava ...
tohiny
novalian'i trondrogasy ny 03/11/2011 22:37
papala
(
20/07/2011 12:55)
patte appolo
tena gaga mihintsy za ray ol fa, nihinana patte appolo za tato ampiasana de ozy le namako hoe : boritra hono no hanaovan'i sinoa andreny, de tena manizingizina mihintsy izy fa tany chine hono izy de n...
tohiny
novalian'i mandrindra ny 22/02/2012 13:36
papala
(
08/06/2011 05:47)
FANKATOAVANA iraisam-pirenena
-DIA tena tsy takatry le filohan'ny HAT (joelina ) io mihintsy hoe :
- noho izy tsy voafidim-bahoaka dia tena sarotra ho azy mihintsy ny hahazo an'izany "fankatoavana iraisam-pirenena izanyÎ….
- sa...
tohiny
novalian'i Zoukrivo ny 18/06/2011 11:09
papala
(
08/06/2011 05:46)
FANKATOAVANA iraisam-pirenena
-DIA tena tsy takatry le filohan'ny HAT (joelina ) io mihintsy hoe :
- noho izy tsy voafidim-bahoaka dia tena sarotra ho azy mihintsy ny hahazo an'izany "fankatoavana iraisam-pirenena izanyÎ….
- sa...
tohiny
novalian'i nilex ny 15/06/2011 08:29
papala
(
08/06/2011 05:43)
fankatoavana iraisam-porenena
-DIA tena tsy takatry le filohan'ny HAT (joelina ) io mihintsy hoe :
- noho izy tsy voafidim-bahoaka dia tena sarotra ho azy mihintsy ny hahazo an'izany "fankatoavana iraisam-pirenena izanyÎ….
- ...
tohiny
novalian'i andreasr ny 22/06/2011 09:28
papala
(
07/06/2011 12:15)
fanontaniana?
- hono hoa ze mahafantatra , volan'iza moa zao no nangalana nanaovana frais lay kely filohan'ny hat iny? izy mantsy nandeha fiaramanidina mitokana, ka ny volam-bahoaka ndray ve zao no nalainy?
- de ...
tohiny
novalian'i andrywui ny 15/06/2011 10:11
papala
(
07/02/2011 12:58)
O ry Malagasy o!!! fa aiza ianao
tena mampalahelo mihintsy ny Malagasy, fa efa olona ahoana marina ary ity Malagasy ity e !!!! efa izaho ve ny fiainana de mbola tsy misy taitra ihany? ny mpanana de miha manana ihany, de misy lay las...
tohiny
novalian'i papala ny 09/02/2011 09:57
papala
(
20/05/2010 12:30)
aza avela hitsoka
aza avela hitsoka amin'izay fa ataovy andrimaso-pokonolona ry les 40 voleurs :
(satan)christine mpitsara vilana ,( belzaboba)organes mpamaky baramina ny ministera, ry (devoly)ramaroson alain mpan...
tohiny
novalian'i Tanora ny 20/05/2010 18:00
papala
(
17/05/2010 10:29)
demokrasia
TOKONY HO POTEHINA MIHINTSY ZANY IO VIVA io raha ny DEMOKRASIA NO tokony ho izy!!!!!!!! : ZAY TSINONA NO DRADRADRAIN'ILAY andry rajoelina tsy vanona io D (avelao ny olona hilaza ny heviny e!): sa...
tohiny
novalian'i fijo ny 18/05/2010 20:27
papala
(
19/04/2010 10:06)
io ndray lay "'SCÉNARIO"'ravalomanana gendarme!
sao de heverin'ireo mialamila fa tena tsy misaina daholo ary ny MALAGASY 20TApitrisa e? de efa hita zao fa isaky ny hisy zavatra hatao, de HATAO FOANA NY HANDOTOANA AN'I PRESIDENT MARC RAVALOMANANA. ...
tohiny
novalian'i ndenn ny 21/04/2010 22:49
papala
(
25/03/2010 12:43)
association FITIA
tena mampalahelo ny traboina fa ampiasain'i kala mialy rajoelina hafetsena mihintsy NY MALAGASY, indrindra fa ireo lazaina fa hoe malala tanana! angoniny ireo zavatra sy vola omen'olon ho an'ireo tra...
tohiny
novalian'i bazylou ny 27/03/2010 18:29
papala
(
08/02/2010 08:16)
martioran'ny tanindrazana
averina foana ny loza nataon'ny rajoelina amin'ireo famonoan'olona nataony. tsy misy tahotra kely akory. Sao de heveriny aza fa tsy mba misaina ny Malagasy ka handaingainy amin'izao sy izao? de hoe...
tohiny
novalian'i pikatti ny 11/02/2010 13:43
papala
(
05/02/2010 07:43)
FAMPAHATSIAHIVANA LEHIBE t@ tolona!
ny frantsay ange ry le tgv vendran'ity ka efa NALOHAN'NY MALAGASY T@ TOLONA 1947 E! firy moa ny MALAGASY MATY NAMOY NY AINY TAMIN'IRENY? ka zao ndray le tsy misy fisainana andry rajoelina TY DE miveri...
tohiny
novalian'i fijo ny 05/02/2010 20:42
papala
(
03/02/2010 13:08)
nalohan'ny vahoaka
deDaka Ery radomelina tao @ LCI ""fa efa nalohan'ny vahoaka daholo ireo mpitondra taloha ireo"' , FA I ANDRY RAJOELINA KOSA ATSY AORIANA KELY ATSY DIA HO AVOAKAN'NY MALAGASY ANY AMPITOMBENANY"'.
te...
tohiny
novalian'i pikatti ny 07/02/2010 23:53
papala
(
14/01/2010 12:43)
gendarme ravalomanana
fa maninona moa le ravalomanana gendarme iny no tsy any ambanivohitra no manejika mpangalatr'omby? fa aty andrenivohitra aty no mitady handroba fananan'olona fotsiny? AMIN'IZAY MIRONGO police sy genda...
tohiny
novalian'i fijo ny 20/01/2010 21:39
papala
(
04/01/2010 12:18)
TGV mpanodikodina
FA NANKAIZA NY FANAMBOARANA ny ROVA MAnjakamiadana E!no toa tsy nitohy intsony ? notaomina mangingina ny fitaovana rehetra teny dia nanamboarana ny etsy @ LAPAN'NY tanana etsy @13mai! 8O 8O 8O 8O ....
tohiny
novalian'i pikatti ny 06/01/2010 07:04
papala
(
14/12/2009 09:49)
mandavaka lavaka hilevenany itgv
miseho milay @ hoe mahavita n'i MAdagasikara le andrytgv, nefa mandavaka lavaka hilevenany ihany , zao ndray zao de tsy mahazo misidina @ habakabak'i misy ny SADC ny AIR Mada, zany notena atao hoe : ...
tohiny
novalian'i Bazilou ny 14/12/2009 20:18
papala
(
01/10/2009 07:53)
fa tena hafabaraka ve ny MALAGASY?
ho an'ny GILBERT raharozatovo. TSY tokony ny ANARAN'NY VAHOAKA MALAGASY mihintsy no dradradradraina fa hafabaraka.Satria NY VAHOAKA MALAGASY DIA TSY NISY NIFIDY AN'NY andry rajoelina ho PRÉSIDENT! ...
tohiny
novalian'i fijo ny 02/10/2009 20:44
papala
(
30/09/2009 07:36)
demande d'explication
tena mahamenatra sady :D :D mampe, fa hanao ""demande d'explication"' kay le HAT SY RY TGVendrana"" fa hoe FA NANINONA HONO IZY NO TSY NAHAZO NITENY TANY NEW YORK! Mba menatr'olona hoa fa tsy ohatr...
tohiny
novalian'i nathie86 ny 01/10/2009 05:24
