demokrasia

1. papala ( 17/05/2010 10:29)
TOKONY HO POTEHINA MIHINTSY ZANY IO VIVA io raha ny DEMOKRASIA NO tokony ho izy!!!!!!!! : ZAY TSINONA NO DRADRADRAIN'ILAY andry rajoelina tsy vanona io D (avelao ny olona hilaza ny heviny e!): satria efa betsaka zay NOPOTEHIN-JAREO ZAY. NY MALAGASY 19TAPItrisa potika daholo, na fanahy , na fisainana, indrindra ny fameloman-tenan'ny MALAGASY POTIKA. tsy misy dikany izy na hilatsaka na tsy hilatsaka fa tsy misy olon-KENDRY hifidy azy eo! toa deraina tsy misy dikany oh ny ALIKA HO ANY AN-tsena . tsy misy zavatra hain'ilay FAT mianankavy reo, fa de ny NANAPOTIKA AN'I MADAGASIKARA FOTSYNY NO HAINY. :evil: :evil: :evil: :evil: :D
répondu par fijo le 18/05/2010 20:27
2. pikatti ( 17/05/2010 12:21)
tsy misy dikany izy na hilatsaka na tsy hilatsaka fa tsy misy olon-KENDRY hifidy azy eo! toa deraina tsy misy dikany oh ny ALIKA HO ANY AN-tsena .

Tsisy miraharaha marina iny lesy,
NANAPOTIKA AN'I MADAGASIKARA FOTSYNY NO HAINY.

Izay aloha dia marina tanteraka, ary io no mahatonga antsika tsy hanaiky ny mbola hitoizan'ny asa ratsin'ny tgv
3. wxxx ( 18/05/2010 08:44)
Demokrasia hono no dradradraina teny @ 13mey !!!aiza anefa zany izao 8O
Avelao ny olona hilaza ny heviny,aizaanefa izany izao??poteina daholo ny haino aman-jery milaza ny tena marina :roll:Gadraina ny mpitolona tsy mitovy firehana aminao :roll:
IZANY NO FOMBAN'NY SANKALITÉ
4. fijo ( 18/05/2010 20:27)
hanaka ,aza mamaly ratsy ny ratsy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0371