Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i papala, milahatra araka ny daty
papala ( 04/08/2009 09:50)
EFA HO LASA GAIGY.....HAT
tsy misy afatsy zany ''SAMPY '' ODY GASY""ZANY FOANA ve NO MODY havoakan'ireo tarika HAT reo handotoana ny mpitondra teo aloha, SADY handrebirebena ny vahoaka MALAGASY. NEFA isaky zay hoe hanao fi... tohiny
novalian'i fijo ny 05/08/2009 21:21
papala ( 27/05/2009 10:12)
mba mangataka ny hiran'ny Simon Randria
zay rehetra hainareo amin'ny hiran'ny SImon Randria ? de misaotra mialoha! :D :D :D :D :D :D ... tohiny
novalian'i endrika01 ny 01/06/2009 05:25
papala ( 22/04/2009 13:05)
HAMPAMOAKA
Tsy lany LAINGA mihintsy moa le HATay reo zao de hamorona dossier handotona foana an-président R8 foana. EFA fantatry no olona 98% n'ny MALAGASY ny lainga tsara alahatr'ireo. KA NOHO IZANY DE NY HEN... tohiny
novalian'i fijo ny 22/04/2009 20:46
papala ( 10/04/2009 12:14)
Coup d'Etat en dix leçons/
vendredi 10 avril 2009, par Ndimby A. Leçon n°1 : Une fortune et des sponsors tu amasseras, Si nécessaire auprès de sponsors tu quéteras, Et dans l'audiovisuel tu investiras. Leço... tohiny
papala ( 07/04/2009 10:02)
Ny tena marina
1- ireo zay nitifitra teny ambohitsirohotra t@ 07/02/09 dia ireo olona izay niakatra teny no nitifitra voalohany an'ireo mpiambina, zay vao taitra ny mpiambina ka nitifitra ihany koa. 2- ny capsat d... tohiny
novalian'i fijo ny 08/04/2009 21:22
papala ( 09/04/2008 05:49)
LOTERY INTERNATIONAL
mandefa an'ity filazana ity za fa sao misy voafandrika! fa izay manana adiresy mail yahoo de andefasan'io lotery hoe "félicitation" fa nahazo vola oh hoe 200 000 euro ianao, de rehefa avy eo de omeny... tohiny
papala ( 28/01/2008 12:43)
mangataka hira
:D:D:D:D mba mangataka tonokiran'i Tarika Voninavoko ilay hoe "Zanak'Iarivo reny raha tsy fantatrao e!" de misaotra betsaka amin'izay mahay=((=((=((=((=(( Ny ... tohiny
novalian'i papala ny 29/01/2008 07:33
papala ( 27/02/2007 13:20)
mitady tononkira "hiran'ny lanitra''
sao de mba misy mahay nlay tononkira hirain'ny tarika VHF ; hiran'ny lanitra e? de misaotra mialoha=((=((=((... tohiny
novalian'i Fiffi ny 27/02/2007 16:12
papala ( 06/02/2007 13:56)
raha tsy nisy fanjakana moa teto antany ?
tena lasa mihintsy ny eritreritro amin'ity FANJAKANA ity. Ka raha tsy nasiana moa de ahoana ny fiainana teto? angamba nilamina ? sa lasa be jiolahy noho ny amin'izao?:-@:-@:-@:-@:-@:-@:-@:-@... tohiny
novalian'i niryna ny 20/02/2007 05:08
papala ( 16/10/2006 08:27)
momba ny isa azo sy ny bizoroka
Hery>tsy azoko mihintsy lay isa azo, ka noho izany dia aza asiana isa azo zany intsony ny ahy sy zany biz'oroka zany ! Azafady !... tohiny
novalian'i Fiffi ny 17/10/2006 19:57
papala ( 25/08/2005 11:35)
manahoana daholo e!
vaovao ny tena ka dia bisous daholo e!:*... tohiny
novalian'i ramon ny 20/03/2006 08:24
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0253