Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i news2dago, milahatra araka ny daty
news2dago ( 12/08/2009 13:51)
Mimenomenona sahady ireo ho very seza!!!!
Mahagaga fa mifandimby maneho hevitra ny mpikambana ao @ fat ankehitriny ao ny sasany mampiakam-peo mafy oe tsy maintsy izy no mitarika ny tetezamita sy ny praiminisitra ary maro an'isa ao @ kongresy ... tohiny
novalian'i fijo ny 13/08/2009 20:46
news2dago ( 30/04/2009 12:40)
Maty i Manandafy
Raha ny vaovao henoko dia maty notifirina ny praiminisitra manandafy!!!... tohiny
novalian'i fijo ny 30/04/2009 20:23
news2dago ( 02/04/2009 12:00)
Hanataka Amin'ny Tetezamita (HAT)
Olona efa tsy nisy lany t@ fifidianana no natao mambra ao @ HAT dia inona no zavatra angatahiny voalohany hoy ianareo: Fiary 4X4 aloha Vola adala tompo reht ... tohiny
novalian'i xxx ny 02/04/2009 12:18
news2dago ( 29/03/2009 20:04)
Madagascar: Ravalomanana toujours “président en titre”
PARIS - Paris considère toujours Marc Ravalomanana comme le “président en titre” de Madagascar et Andry Rajoelina comme le chef d’une autorité de transition “dont on ne sait pas très bien ... tohiny
novalian'i xxx ny 30/03/2009 05:49
news2dago ( 29/03/2009 17:40)
Misy dikany @ tgv ve ny 29 marsa
Gaga aho tena gaga raha nanamarika ny 29 marsa le zalahy ity. Izay fantatra fa padsma ihany koa ankehitriny. Nivarotra ny tanindrazana ambongadiny ny tanindrazana malagasy @ frantsay.... tohiny
novalian'i essera ny 30/03/2009 06:17
news2dago ( 28/03/2009 20:17)
Tsy hita popoka ny deputé william
Proviseur ny lycée Jules fery ity tsy hita ity. Misy tokoa ny olona namoy ny ainy ary misy razana nafenina ao @ RM1 araka ny vaovao maripototra voaray farany. Dia ahn ihany ity fiainana eto madagas... tohiny
novalian'i Andribe ny 28/03/2009 21:38
news2dago ( 28/03/2009 12:32)
Tsy mahazaka demokrasia ny HAT
Vao herinandro no nitondra dia efa ny basy no mitatata etsy @ 13mai!!! aiza re izany e! izao ilay oe ny tody tsy misy fa ny atao no miverina e! Ireto capsat ireto kay mpamono vahoaka fa tsy misy an'i... tohiny
novalian'i pink ny 28/03/2009 22:28
news2dago ( 09/02/2008 13:51)
maditra ny anikizy
sarotra tenenina tia andrakandrana! ny tanora @ izao fotoana izao! sahirana ny ray aman-dreny satria dia lasa tia herisetra sy manendaka ny ankizy sasany tsy mahatanty ny rindram-piaramonina sy ny re... tohiny
novalian'i dziana ny 02/05/2008 13:48
news2dago ( 21/01/2008 12:01)
aza ampediana ny fjkm sy ny katolika
heno siho dresaka indray tato ato fa ny maha radio katolika ny rdb no namelezana ny karajia oe! dia io no vohizina etsy sy eroa oe mamely ny katolika ny fanjakana satria fanjakana entiny fjkm! gina ny... tohiny
novalian'i Jeankely ny 24/01/2008 08:14
news2dago ( 18/01/2008 12:48)
HOFOANANA NY KARAJIA AO @ RDJ
mihemotra ny demokrasia eto madagasikara ary tena manomboka eo @ io kihon-dalàna iray io (ny sivana)no miatomboka ny faharavan’ny fanjakana iray voamarina foana izany na aiza na aiza! satria tsy ta... tohiny
novalian'i Jeankely ny 24/01/2008 05:07
news2dago ( 10/01/2008 07:56)
Hanao défi @tsika hono ny sinoa
Loza ny asahin’ity sinoa iray ao @ orina’asa afa-kaba izay sahy nilaza ampahibemaso mihitsy oe:”Andao ianareo malagasy rehetra eto ianareo 17 millions mipetraka eto madagasikara tsy misy anj... tohiny
news2dago ( 26/12/2007 08:46)
Miarahaba ny mpiserasera rehetra
mirary soa antsika rehetra tratry ny Noely http://www.news2dago.co.cc/... tohiny
news2dago ( 22/12/2007 09:23)
Fanomezana avy @ dadabe noely.
Nisy nanome solika 5000L hanesorana fako http://www.news2dago.co.cc/... tohiny
novalian'i Samoana ny 23/12/2007 08:57
news2dago ( 21/12/2007 11:17)
Manam-pahaizana avokoa no hanodidina an’I Andry Tgv
http://www.news2dago.co.cc/... tohiny
novalian'i Jeankely ny 11/01/2008 03:18
news2dago ( 20/12/2007 12:27)
Fifidianana loholona indray no manaraka
http://www.news2dago.co.cc/... tohiny
novalian'i Jeankely ny 31/12/2007 02:15
news2dago ( 19/12/2007 09:53)
hanova famindra ny TIM
tsidio ny http://www.news2dago.co.cc/... tohiny
novalian'i akama2006 ny 20/12/2007 21:38
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.009