ary manambola be nareo izany a! tsy mahagaga satria ny olona tsy miady @ basy, tsy afaka ny handà ny fangalana vola be hataonareo sy ny mpanaraka anareo, de mbola vola be koa io vary sy menaka hangalarinareo io de hamidinareo mora, tena vola be tokoa, ekena e! milalao vola be nareo zao de mizesta ery!