Hanataka Amin'ny Tetezamita (HAT)
1. news2dago
(
02/04/2009 12:00)
Olona efa tsy nisy lany t@ fifidianana no natao mambra ao @ HAT dia inona no zavatra angatahiny voalohany hoy ianareo:
Fiary 4X4 aloha
Vola adala tompo reht
Fiary 4X4 aloha
Vola adala tompo reht
novalian'i xxx ny 02/04/2009 12:18
2. xxx
(
02/04/2009 12:05)
ka 4x4 hangatahiny ve tsy ilay an'ny deputés sy sénateur nasaina naverina e? mba ry zareo indray no hi zesta @ le izy!
3. xxx
(
02/04/2009 12:12)
MARARY FO INDRAY AN ! DIA MANDRANGITRA SISA
HENOY ITY
IZAHAY ALOHA MANAMBOLA SATRIA NAMBININA DIA NY VOLANAY KOA TSY ADALATOMPO
IZAHAY TSY NOTATAHINA FA FANDRANGITANA IZANY DIA IZAO RIDICUL BE IANAO :roll: :roll: :roll: HIHOMEHEZANAY FOTSINY O ! O !

4. xxx
(
02/04/2009 12:18)
ary manambola be nareo izany a! tsy mahagaga satria ny olona tsy miady @ basy, tsy afaka ny handà ny fangalana vola be hataonareo sy ny mpanaraka anareo, de mbola vola be koa io vary sy menaka hangalarinareo io de hamidinareo mora, tena vola be tokoa, ekena e! milalao vola be nareo zao de mizesta ery!