Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i ndenn, milahatra araka ny daty
ndenn
(
29/12/2011 23:45)
Ka hita mivandravandra fa jiosy ray jiosy reny isika malagasy 90%!
Mbola roritina ihany ve izany resaka izany ? ...
tohiny
novalian'i niryna ny 18/01/2012 06:10
ndenn
(
04/12/2011 19:36)
Mafia immobiliere malagasy .
Misy fitarainana maro any @ fitsaràna eropeanina sy amerikana ary aziatika noho ny asan' olona jiolahy mpisoloky trano vaovao ao Antananarivo . Mila miambina ny asa vitany ny tsirairay avy indrindra ...
tohiny
ndenn
(
30/09/2010 11:11)
Existentielle oblige !
Celulles souches ,gouves spirituels , composantes chimiques universelles , traces historiques généalogiques ,motricitéscélestes ,quantiques ,mathematiques ,chimiques ,physiques ,algorithmiques, a...
tohiny
novalian'i AndriambyII ny 02/10/2010 22:36
ndenn
(
02/09/2010 20:36)
Ny univers hoy ny sasany manoloana an' Andriananahary.
http://fr.news.yahoo.com/76/20100902/tsc-dieu-n-a-pas-cr-l-univers-5a9d534.html...
tohiny
novalian'i Aries07 ny 06/09/2010 16:23
ndenn
(
27/08/2010 22:01)
Al Kaida sy ny Talibano
Misy milaza fa fivondronana sekta maromaro izy ireo , marina ve izany ?...
tohiny
novalian'i ouioui ny 01/09/2010 23:16
ndenn
(
18/08/2010 13:12)
Mahatalanjona
http://fr.tv.yahoo.com/18082010/18/china-s-got-talent-un-candidat-handicape-joue-du-0.html
...
tohiny
novalian'i marcus11 ny 18/08/2010 16:35
ndenn
(
09/08/2010 21:37)
Ahoana no hanampiana ny Hindoue ?
Ireo hindoue tsy dia mankasitraka loatra ny fitsanganan' ny fanahy ho any amparadisa aorian' ny fahafatesan' ny nofo nitoerany ,fa hiverenany hivelomany @ olombelona na biby , na zavamanan' aina haf...
tohiny
novalian'i xxxw ny 22/08/2010 06:05
ndenn
(
03/08/2010 21:50)
Ny fanahy masina !
Araka ny fivavahana x/ana ,raha taranak'olona paien toa ny ankabeazan' ny olombelona ve dia mety hohamasinina @ alàlan' ny vavaka sy batisa ? Ahoana no ahafahantsika mahafantatra ary milaza ny atao ...
tohiny
novalian'i Miharena ny 14/08/2010 09:22
ndenn
(
31/07/2010 15:27)
Etémenanki !
L'origine de la connaissance humaine brûte fît cents pas en avant durant l' epoque du roi El Nebogadnazar ,apres sa défaite face aux revoltes populaires imposées par le prophète et Ange prot...
tohiny
novalian'i ndenn ny 12/08/2010 09:39
ndenn
(
31/07/2010 13:10)
Ity koa mbola misy zavatra hafa
http://fr.news.yahoo.com/68/20100729/tsc-un-astrode-pourrait-heurter-la-terre-04aaa9b.html...
tohiny
novalian'i AndriambyII ny 14/09/2010 13:45
ndenn
(
10/05/2010 22:41)
Bemolanga en perspective !!
Mila tondraka sa lanonana mangingina ? :idea: ...
tohiny
novalian'i ndotofetsy ny 11/05/2010 22:20
ndenn
(
17/05/2009 12:33)
Ahoana ireto ?
[url](http://www.youtube.com/watch?v=02N4Kx1jxWo) [/url] :oops: ...
tohiny
novalian'i xxx ny 17/05/2009 20:38
ndenn
(
29/04/2009 17:26)
Ho an' ireo izay efa nahafaty sy namono olona
Ampidiriko eto ity resaka vono olona ity ,ary mba tiako ny hilazàn' ireo izay efa tena namono olona ,na tsy nahy izany ,na fanahy niniana natao ( socialement et politiquement )
Misy signification- n...
tohiny
novalian'i xxx ny 30/04/2009 07:51
ndenn
(
23/04/2009 10:01)
Valin-kafatra momba ny olombelona voalohany
47. Mpandefa : ndenn [ Valio ] 23-04-2009 11:57:56
Lohateny : Re : Vadin\'i Adama voalohany hono tsy i Eva fa..
Hevitra hafa tsy mifandray @ hevitry ny maro ity teneniko ity .
Hatramin' ny niforo...
tohiny
novalian'i deric ny 02/05/2009 06:30
ndenn
(
30/03/2009 14:24)
Amin' izao fotoana izao eo Analakely.
Vaovao vao azoko teo no ho eo ity ,mitifitra ny mpanao fihetsiketsehina eo @ 13 mai ny CAPSAT ,sy ny RMI ary ny I ,raha mba misy manana sary na video afaka alefa ,mba mangataka izany ô ,m'saotra bet...
tohiny
novalian'i ndenn ny 31/03/2009 11:38
ndenn
(
11/03/2009 21:36)
Politika sy Ekonomia
Asa raha mba misy mahatsapa fa @ lafiny politika dia tena tokan-tena tsy misy mpanampy iM/car , ny @ lafiny ekonomika indray dia potika hifandrotehan ' ny eran- tany mihintsy , na asiatika , na afrika...
tohiny
novalian'i xxx ny 12/03/2009 08:52
ndenn
(
09/03/2009 22:19)
Fiseraserana
Nankaiza daholo ianareo ô ? Toa tsy misy olona intsony ato?...
tohiny
novalian'i yuka ny 10/03/2009 02:20
ndenn
(
01/03/2009 00:59)
Krizin" adalana.
Nijanona angaha ilay coller copier?...
tohiny
novalian'i andrywui ny 01/03/2009 22:42
ndenn
(
03/02/2009 21:23)
FANDOAVANA NY TROSA IRAISAM-PIRENENA
Mba misy afaka ny hanamaivana ny fandoavantsika ny trosan'i Mada ve izao zavatra miseho ao an-tanàna izao ? Fanontaniana mipetraka @ ny mpomba ny andaniny sy ankilany ,ary ireo tsy mpomba ny atsy na...
tohiny
novalian'i petakoel ny 04/02/2009 07:42
ndenn
(
21/01/2009 23:16)
Ny toerana misy an\'i MADA @ izao fotoana izao.
Indraindray aho aty an-tany lavitra aty dia manongo tena irery mamaky ny hevitra miseho eto @ ity serasera ity. Toa latsaka ambany dia ambany marina ny toe-karem-pirenena @ izao fotoana izao . Ny anto...
tohiny
novalian'i ndenn ny 22/01/2009 14:24
