Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i madagasikara, milahatra araka ny daty
madagasikara ( 18/03/2008 15:25)
CELTEL
Hono hoa re ry zareo, ny CELTEL ve efa manerana an'i mada sa mbola ao tana ihany e. Misaotra... tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 19/03/2008 10:12
madagasikara ( 12/07/2007 09:38)
tel telma
Salut! Raha ohatra ka mitondra tel fixe (appareil no tiko lazaina an)avy aty ivelany mankany dago ka tsy mankany amin'ny poste hanao reny installation be toy ny taloha ireny rehefa hampiditra ligne d... tohiny
novalian'i miarina ny 12/07/2007 12:38
madagasikara ( 27/02/2007 07:32)
Ho an'izay mahalala lalana,
Manahoana daholo e, Ho an'ireo izay mahalala lalàna na mpisolo vava na ireo izay efa nandia lalana toa ahy no ametrahako ny fanontaniana. Fa hafiriana aorian'ny aterahan'ny zaza no azo anaovana ny ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 28/02/2007 07:16
madagasikara ( 28/11/2006 06:39)
Sandambola...
Manahoana daholo, Ohatrinona ny sandan'ny euro sy dolara amin'izao ankatoky ny fifidianana izao? MIsaotra.... tohiny
novalian'i Fiffi ny 02/12/2006 18:49
madagasikara ( 19/11/2006 12:46)
ARAMEX - Antananarivo
Manahoana daholo, Raha misy mahalala dia mba mila ny adressen'ny ARAMEX ao Tana ny tenako: zany hoe No telephone sy ny adresse postal, na email raha misy. Marihina fa toerampanefasana entana toy ny ... tohiny
novalian'i ARAMEXMG ny 12/04/2016 11:54
madagasikara ( 07/10/2006 19:40)
Iza avy ireo hilatsaka hofidiana...?
Manahoana daholo, Misy mahalala ny toerana mety hahitako ny momba an'io ve: site na koa resaka efa nandeha teto ( omeo ref fotsiny). MIsaotra o.... tohiny
madagasikara ( 13/09/2006 06:36)
Fandefasam-bola
Manahoana daholo, Misy namako izay manafatra zavatra amiko hoe entiko rehefa mankany mada za, fa nasaiko nandefa vola izy mba hialana am olana satria efa nataony toy izay za in-1 andro. Ary izy tsy h... tohiny
novalian'i Fiffi ny 17/09/2006 06:53
madagasikara ( 13/09/2006 06:31)
Zaza sary
Manao ahoana daholo, Matetika ny zaza sary dia victime eo am fiarahamonina, indrindra any antsekoly rehefa mameno antontan-ttsy... satria tsy mba misy anarana eo am RAY. Marina fa tsy misy olona ts... tohiny
novalian'i Fiffi ny 16/09/2006 15:26
madagasikara ( 10/09/2006 12:24)
Te-hody any mada fa matahotra sao ...
Betsaka tokoa ny mieritreritra ny hoe hody fa matahotra sao .... ( betsaka ny mandeha ao antsaina am io " ..." io ). Ka tsy azon'ny mpinamana 3-4 atao ve hoe: manangana association rehefa tonga any. ... tohiny
novalian'i bazylou ny 29/12/2006 21:59
madagasikara ( 10/09/2006 12:14)
Saran-dalana
Mba misy afaka milaza ve hoe ohatrinona avy ny sarandalana ao mada raha miala avy ao am renivohitra mankany am faritany, na fivondronana e. Ohatra hoe: tana-mahajanga, tana-Diego... Misaotra o. ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 30/09/2006 08:55
madagasikara ( 29/08/2006 09:53)
Tsy tratry ny sivana ve...
MAnahoana daholo, Fa hono wa: nahoana no tsy voasivana ilay solonanarana " betay78" , am tsy maha teny madio azy. ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 31/08/2006 19:39
madagasikara ( 28/08/2006 17:59)
UPS
Manahoana daholo, Azo ampiasaina mandritra ny firy mn na firy heures ny UPS raha toa ka tapaka ny jiro e? De mila miandry firy heures indray raha mandeha ny jiro vao feno indray?... tohiny
novalian'i cutie ny 30/08/2006 20:36
madagasikara ( 28/08/2006 17:55)
figue
Manahoana daholo, Hono wa, misy milaza fa tsy tokony ho hanina ny figue raha toa ka mainty ny ao anatiny. Ireny fifue madinika ireny no tiko tenenina, fa tsy figue de barbari. Marina ve izany? Za man... tohiny
novalian'i booboo ny 30/08/2006 05:44
madagasikara ( 27/08/2006 09:43)
Ny lehilahy anie lehilahy foana e
IZa aminareo no afaka hilaza ny tena hevitr'io fehezan-teny io. Tsy izany mantsy fa nifamaly tam sipako za indray andro dia io no noazainy tamiko. Nanontaniako ny heviny izy fa mbola naveriny inadray ... tohiny
novalian'i kanto10 ny 27/10/2006 07:47
madagasikara ( 27/08/2006 09:31)
Sao misy mahalala
MAnahoana daholo, Sao mba misy mahalala, ny No tel marina ny an'ny Lycee Ampanihy - Toliara. Ity no nomen'ilay olona ahy: 00 261 20 94 600 21, niantso za nefa tsy mety mahazo, indrayindray occupe. di... tohiny
novalian'i kitjo ny 31/08/2006 17:56
madagasikara ( 05/07/2006 06:41)
fanangananjaza
Misy mahalala ve hoe maharitra hafiriana ny fikarakarana ny taratasy amin'ny fananganan-jaza. Raha mpitovo ve ny tena dia mahazo manangana sa tsy maintsy hoe mpivady ara-dalana? Ary aiza no toerana ... tohiny
novalian'i sechat ny 13/07/2006 10:53
madagasikara ( 29/04/2006 16:16)
Ny tombotsoa azo eto
Manao ahoana daholo, Lazaina fa betsaka ny tombotsoa azo eto rehefa mameno ny " mombamomba anao". Inona avy kay izany tombotsoa izany? Misy afaka mamaly ve? Misaotra an'izay mamaly ary o.... tohiny
novalian'i cutie ny 02/05/2006 21:00
madagasikara ( 16/03/2006 18:42)
Na hatreto ve...
Manao ahoana daholo, Na hatreto amin'ny internet avy ve dia miavona isika gasy aty france. Mampalahelo ihany! Gaga aho satria henoko fa tsara ity site ity ary tsy nisalasala intsony ny hiditra ho mp... tohiny
novalian'i Fiffi ny 28/03/2006 06:41
madagasikara ( 11/03/2006 15:34)
Carnaval
Manao ahoana daholo! Raha sanatria ka tsy eto no tokony hasiako ity lohahevitra ity dia mba ilazao ihany aho. Tokony tsy asiana safidy eo amin ny mpanoratra, amin'izay izay rehetra mandray anjara e... tohiny
novalian'i pissoa ny 12/03/2006 08:15
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.009