Liste des messages

Liste des messages, inserés par karavasy, par ordre de date
karavasy ( 22/06/2009 13:21)
Tsy ahazo taratasy @ fokontany izay tsy manangantsaina hono
Izay ilay hoe fahafahana ary fampahafantarana ny tena andraikitry ny olom-pirenena hono ka dia ho faizina izay tsy manangan-tsaina satria mitady hanaraka ny mpnohana ny ara-dàlana. Ny namana eny Anka... suite
répondu par benkintana le 23/06/2009 20:49
karavasy ( 13/05/2009 06:15)
TSY AFAKA MILATSAKA ry andry tgvendra a
Tsy milaza ny marina ry andry tgvendrana. Fa efa nisy fametrahana ireo hirotsaka ho filoham-pirenena angaha sa efa nivoaka ny làlana mikasika ny fifidianana no milaza ry tgvendrana fa tsy hirotsaka s... suite
répondu par tsiafoi1 le 14/05/2009 11:10
karavasy ( 20/04/2009 14:15)
Midonaka ny tànana. Mitsipaka tgvendrana
Tsy maintsy miala elah ry tgvendrana f'aza faly amin'ny tsy napa a. Mbola mitohy ny tifitra fa tsy hay na mbola any an-danitra saingy ny midonaka efa hita.... suite
répondu par tsiafoi1 le 21/04/2009 06:07
karavasy ( 20/04/2009 13:21)
Ravolomanana no ara-dàlana. andrytgvendrana MIALA
Tsy mahalala afatsy ny hoe miala ny HAT ny vahoaka ara-dàlana. Na hitady hevitra ahoana aza dia karavasio foana ary aza amelana raha tsy miala. Vidim-piainana inona no hidina amin'ny resaka taingina ... suite
répondu par tsiafoi1 le 21/04/2009 06:26
karavasy ( 03/04/2009 14:34)
Fa manana baomba ngah ny Malagasy sy TGVendrana ?
Dia faly manao revingadra satria namoaka gadra, manao an'i sareraka ho mpikamban'ny fitondrana tetezamita ka hihirahirany ny revin-drongoniny, dia milaza koa hoe anjerao baomba izay firenena mankatoa ... suite
répondu par fijo le 03/04/2009 19:40
karavasy ( 31/03/2009 06:48)
Ho an'olo-tokana ka tsy ilaina ny SADC hoy TGVendrana
Natao ho an'ny fampandrosoana ny orin'asan'olo-tokana ny SADC ary tsy misy tombon-tsoa ara-toe-karena ho an'i Madagasikara hoy andry tggvevdrana omaly. Hiala amin'io i M/kara hoy izy ary mazava fa ny ... suite
répondu par Oay le 31/03/2009 14:13
karavasy ( 26/03/2009 13:50)
Sarinady,film,ady @ dahalo no hain'ny Rasily Gasy
Ny vatandehilahy miaro ny ara-dàlana misy, ny miaramila mangina mipoitra rehefa tonga ny marina. Noho izany aza mihevitra ny TGV fa ny miaramila Malagasy rehetra no manaraka azy. Mora ary maivana ny ... suite
répondu par penguin le 27/03/2009 11:30
karavasy ( 26/03/2009 07:01)
"Le Petit Nid" sy ny fanomezana fanampiana ireo naratra
Miseho amin'ny endrika association AMIE ry zalahy ary milaza ho malala-tanàna ka manolotra fanampiana ho an'ireo naratra teny Ambohitsirohitra hatrany. Dia be no tsy mahalala ary mihevitra fa asa soa... suite
répondu par penguin le 26/03/2009 12:34
karavasy ( 24/02/2009 09:27)
Karavasio ary aza avela hitraka ny TGV
Lazaina fa gola nefa mbola ady eo ampiantohana. Firy ary an'iza ny lamba miahy ? Karavasio ary aza avela hitraka ny TGV... suite
répondu par Andribe le 24/02/2009 13:01
karavasy ( 20/02/2009 10:39)
Any Ambondrombe zay mitapy @ Zone Rouge
Efa nolazaina mazava ny Zone Rouge nefa mbola minia manambany ny làlana ihany satria miseho ambony làlana nefa mbola tsy mahazo fahefana akory. Alefaso any Ambondrombe rehefa leon'ny miaina.... suite
répondu par Mirananirina le 20/02/2009 12:23
karavasy ( 16/02/2009 10:07)
Tsy mila TGV ny Malagasy mikatsaka fandrosoana
Nasehonay teny Mahamasina ho ren'ny mana-tsofina rehetra ary ho hitan'ny mana-maso rhtr fa mbola mankato ny Fitondrana ankehitriny ny maro an'isa. Koa tsy mila TGV ny Malagasy liam-pandrosoana. Harova... suite
répondu par penguin le 17/02/2009 06:40
karavasy ( 29/01/2009 14:39)
Tetezamita hodian'ny sesi-tany any Frantsa
Miezaka mafy ny fianakavian'ny sesi-tany ny hisian'ny tetezamita ary hitaritana izany hatrany amin'ny faniliana ny Filoha amperin'asa. Tsy tafody mihintsy manko ireo raha afaka miasa tsara sy mampandr... suite
répondu par penguin le 30/01/2009 07:19
karavasy ( 23/01/2009 07:04)
Nanimba, manimba ary hanimba ny AREMA
Ny fitondran'ny AREMA izay nalohan'ny vahoaka no nanimba ny firenena ary nahalatsaka an'i Madagasikara amin'ny lafiny rehetra. Niezaka ny vahoaka nanampy izay noheverina fa hialan'izany AREMA izany. T... suite
répondu par tsiafoi1 le 26/01/2009 09:18
karavasy ( 05/09/2008 10:33)
Nenibe+Dadaben'i Naughtyboy, bazylou sns Mpanohatra Motraka
Mba hanaro ny Nenibe sy Dadabe-nareo ry naughtyboy, bazylou, badboy, nanas, kidoropamba, salopard sns fa mahamenatra ny ataony eee. Eo no mody homena tsiny indray ny raibe sy renibe Mpanohatra Motraka... suite
répondu par penguin le 16/10/2008 15:16
karavasy ( 04/09/2008 07:35)
Mpanohatra motraka, mpitondra sahirana miasa
Tsy misy ny fanjakazakana fa ny fahalalahana diso tafahoatra aza no misy. Ny mpanohatra motraka tsy mahalala ny andraikitra tokony hataony fa manao revy tranainy tsy manaraka ny toetrandro. Efa ho tap... suite
répondu par karavasy le 09/09/2008 14:16
karavasy ( 29/08/2008 14:33)
Mpanohatra vendrana mankarary saim-bahoaka.
Ny valaka sy osa mitady ihanteherana saingy ny mpanohatra vendrana vao mainka manome laginina. Mba manana ambopo ary mahita hevitra ilain'ny vahoka fa tsy faly mangarona fotsiny. Mandany andro na ny m... suite
répondu par penguin le 01/09/2008 13:32
karavasy ( 16/08/2008 23:42)
oway oway managadra olomasina sy olomanga. hehehehe
Olomasina isakarazany miampy olomangan'ny mpanohatra hono asitrikin'ny sasany any ampigadrana na mangovitromana ka mavozo tsy sahy tena mipoitra. Izany ve no olomasina sy olomanga tany amin'ny firenen... suite
répondu par karavasy le 26/09/2008 12:58
karavasy ( 15/08/2008 05:52)
Ny madinika ve mampiasa teny Frantsay sa loza ho an'iza ?
Raha nanao service national tany ambanivohitra lavitra aho dia nanantona ahy ny mpianatra kilasy faha-efatra. Azafady ramose hoy izy mba adikao teny gasy ireto didim-panjakana mikasika ny adi-tanin'ny... suite
répondu par karavasy le 12/09/2008 15:12
karavasy ( 14/08/2008 08:24)
Rehefa Filoha dia Filoha na halabato na azo t@ basy na inona
Ny fantatr'izao tontolo izao dia izay filoha misoratra sy mandray andraikitra. Na azo tamin'ny famonoana ny teo aloha, na azo tamin'ny hala-bato, na azo tamin'ny rariny dia tsy ny mpanohatra no zahavi... suite
répondu par karavasy le 16/08/2008 14:38
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0451