Liste des messages

Liste des messages, inserés par kallie, par ordre de date
kallie ( 06/08/2008 00:22)
kiombiomby
tsy aiko oe aiza no asina anty fanontanina ty fa ra misy afaka manazava ny oe ina sy aôna ny fanaovana ny kilalao "kiombiomby" nareo azafady fa ts mety maita za ;-) ... suite
kallie ( 24/07/2008 13:09)
pok pok
ina kay ny anaran'ny vônatsindrana am teny vazah? pok pok izy any tanàna fa ny tena izy kay ina? ... suite
répondu par rose4u le 19/10/2008 10:31
kallie ( 25/02/2008 07:35)
vazo samoela
mba mangataka tonokira Samoela lé misy oe Fiainana ra tsisy vazo Salam olo von'ny tazo valabalaka malazo ..... Fiainana ra tsisy mihira Salam lôka tsisy sira........ suite
répondu par bida le 17/03/2008 22:58
kallie ( 29/01/2008 18:15)
"namana"
lasa ihany ny eritreritro oe manin ar tsika vhv no tsy afaka manarina anle réputation oe "manao resa-behivavy" mintsy... fa d mifampialonalona kely eo d mifanaratsiratsy kely eo d mifanopanopa kely e... suite
répondu par Papoose le 04/02/2008 14:06
kallie ( 19/12/2007 12:07)
akanjo bevoka
iza mo lé nitady akanjo bevoka iny? sendra nande tato za d feno ao http://www.quelle.fr... suite
répondu par mansoor le 15/04/2008 17:43
kallie ( 18/12/2007 09:28)
sucette foie gras
aôna nareo amity entrée ty? Sucette de foie gras et truffe noire Ingrédients 80 g de foie gras de canard des Landes confit au naturel (ou en terrine) 64 g de truffe noire du Périgord en b... suite
répondu par mangabe le 09/07/2008 16:33
kallie ( 16/12/2007 12:25)
flan
misy fomba na fika manokana ve reto mba aha réussit flan fa na recette in na in tsy mety ôtran'nle eny am pivarotra reny ny anà fa mivadika ôrera? :cry::cry:... suite
répondu par sipagasy le 16/12/2007 18:00
kallie ( 04/12/2007 08:22)
gateau na dessert gasy
in kay ny gateau na dessert tena gasy mora atao sy ingredients mora hita? anontanin'ny ol a manko ao manaova hono dessert gasy... tsitako ze atao :roll: ny gasy tô ts manao gateau zany akôtran'ny ko... suite
répondu par mpisotrtoaka le 20/01/2014 08:34
kallie ( 01/12/2007 09:12)
petit papa chinois
http://www.dailymotion.com/fr/cluster/fun/featured/video/x3lwcu_clip-didier-super-petit-papa-chinoi_fun... suite
répondu par sarobidy le 03/12/2007 09:17
kallie ( 23/11/2007 19:09)
starac
fa za wa ts tia anle starac fa d ts aiko fa d eto, miandry prime eto e... ôtrany lasa mijery fa we ny ol reetra mijery :?... suite
répondu par Rafotsy le 10/12/2007 08:21
kallie ( 21/11/2007 15:11)
kely sisa d noely
in ny nangatahanareo ny dadabe noely? aty aminay bdb ny kilalao nopotehin'ny douanier fa tsy am norma hono... entana avy am sinoa ny tena betsaka... Reny kilalao am sinoa ao Behoririka reo ve mba ... suite
répondu par sarobidy le 23/11/2007 07:04
kallie ( 20/11/2007 15:36)
sauce soja sy épices
fanontaniana manitikitika ahy, mba mila valiny ra hainareo : ny sauce soja sy ny épices ve mampatavy? ... suite
répondu par niryna le 01/12/2007 12:29
kallie ( 20/11/2007 07:04)
grévy
manao aôna ny fijalinareo am grevin'ny rehetra ao (panam)?... suite
répondu par ikaretsaka le 27/11/2007 00:39
kallie ( 30/10/2007 12:36)
pepsi
http://www.dailymotion.com/playlist/x21vn_julia_972_beyonce/video/x289a_britneybeyoncepinkenrique_ads... suite
répondu par sarobidy le 06/11/2007 07:26
kallie ( 15/10/2007 14:52)
tsiky kely e
http://www.dailymotion.com/relevance/search/pazzapa+5/video/xijk8_les-betisiers-de-pazzapa_fun... suite
répondu par tywa68 le 17/10/2007 06:36
kallie ( 15/10/2007 11:34)
parrainage zaza gasy
nisy resaka zay wa nisy fotoana oe 45 euros d afaka mi-parrainer zaza gasy anaty herintaona... d tsy mety hitako tsony ilay lien, ka ra itanareo d mbo ampatsiaivo anà azafady ... suite
répondu par kallie le 15/10/2007 13:38
kallie ( 12/10/2007 10:22)
sô d mahasoa
http://www.youtube.com/watch?v=1xXNoB3t8vM :-P... suite
répondu par miainga le 12/10/2007 14:12
kallie ( 10/10/2007 15:35)
by pass
fa mbô ôtran'ny aôna lôtra kay zany by pass zany fa tô malaza be e? fantatro oe lalana fa lalana misy inona marina? d manin no feno kaly masaka? (cf. Sakafo)... suite
répondu par Noslid le 13/10/2007 16:02
kallie ( 10/10/2007 11:53)
mbô rassuréo za
tsy zany fa ny ol rehetra manodidinà milaza fa za hono maniaque, satria hono (oatra fotsny reto an) -refa tafiditra ao antrano d ny atao vôloany manasa tanana -manasa vôtabia am éponge (ampiasai... suite
répondu par kally le 19/10/2007 15:51
kallie ( 09/10/2007 07:20)
ary ra manafatra?
ary raha sakafo azo afarana ndray d in no angatahanareo? Ny anà, bombo voanjo, lé voanjo vaventy be reny fa tsy poteana be, d pate banane... suite
répondu par boubounezy le 08/11/2007 20:54
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0208