Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i fyjl, milahatra araka ny daty
fyjl
(
19/12/2004 05:08)
Fankalazana ny faha 5 Taona Namana (Fisaorana)
Ny fifanampiana sy ny fifanomezan-tanana, ny fitiavana ary ny fianiavana no antoka lehibe nahafahana nanatotosa iny lanonana fankalazana ny faha-5 taona ny Namana serasera iny.
Tsy hay noho izany ny ...
tohiny
novalian'i fijo ny 28/12/2004 22:36
fyjl
(
19/12/2004 04:36)
Fankalazana ny 5 Taona Namana (Tatitra)
Miarahaba antsika Namana rehetra tsy ankanavaka tratry ny faha 5 Taona.
Arahaba sarasara ry Namana Serasera, tsy dia hanao sirasira aho akory fa efa soarasoara ihany vao nisaraka ny Asabotsy. Afaka n...
tohiny
novalian'i faravavy ny 10/01/2005 02:05
fyjl
(
15/12/2004 08:36)
Hery avy aiza koa zany?
Nahavarina sy nampiheritraritra ary nampihomehy ity fisehoan-javatra ity :
1 - Misy antokom-pivavahana iray mpandefa fandaharana @ fahitalavitra. Misy olona hono mangata asa @ Jesosy ary miteny mihin...
tohiny
novalian'i xxx ny 17/12/2004 10:57
fyjl
(
29/11/2004 06:17)
SABOTSY 18/12/2004, faha 5 taona NAMANA SERASERA
Faly miarahaba antsika namana rehetra
Araka ny tapaka t@ fivoriana natao ny 27/11/2004 tany @ Glou, dia atao ny 18/12/2004 ny fankalazana ny faha 5 taonan\'ny Namana serasera.
Izany dia atao ao @ ...
tohiny
novalian'i ralay ny 17/12/2004 16:58
fyjl
(
24/11/2004 06:55)
Fitiavan-tenako no itiavako anao
Ny fitiavana olona iray amiko dia fanatanterahana ny sitra-pon\'izay mitia. Izany hoe fanatanterahana ny filan\'ny fonao. Koa tsy afaka mitia olona ianao raha tsy tia ny tenanao satria. Sahala @ olona...
tohiny
novalian'i fijo ny 25/01/2005 23:20
fyjl
(
09/11/2004 10:34)
Ho raikitra indray ny Fankalazana ny 5è Anniversaire e!
Fotoana tsy tokony ho azo avela handalo fotsiny ny faha-5 taona io.
Efa niresaka ihany izahay tany Antsirabe momba ny hanatanterahana azy.
Efa niresaka ihany koa izahay sy Hery.
Mila ny fahavononan...
tohiny
novalian'i tsara ny 26/11/2004 05:43
fyjl
(
28/10/2004 03:05)
Tsy hitomany aho satria...
- Efa nankiniko tamin\'Andriamanitra tanteraka ny momba ny fahasalaman\'ny zokiko.
- Efa nanaiky aho fa izay sitra-pony ihany no aoka ho tanteraka.
- Efa tato amiko ny finoana fa tsy manome mihoatra...
tohiny
novalian'i fyjl ny 17/11/2004 12:21
fyjl
(
12/10/2004 16:09)
Mangataka vavaka amintsika namana aho.
Ho an\'ilay rahalahiko izay marary mafy, tratran\'ny aretin\'ny voa (Insufisance renale) http://serasera.org/forum/index.php?rub=viewthread&msgid=m416a4e167f18e no angatahika amintsika namana rehetra ...
tohiny
novalian'i tenio ny 21/10/2004 08:53
fyjl
(
30/08/2004 11:44)
Nahafinaritra ny Fitsangatsanganana teny Varahina
Amiko manokana dia nahafinaritra tokoa aloha iny fitsangatsanganana indray mitoraka iny e! Satria na ilay toerana aza dia amoron-drano ary tsara rivotra tokoa sady madio.
Nahafinaritra ny fiarahana s...
tohiny
novalian'i fijo ny 04/10/2004 19:57
fyjl
(
17/08/2004 05:52)
Hiakatra ny frais de connexion eto Madagasikara
Hiakatra tokoa ny frais de connexion eto Madagasikara ka raha ny fahalalako azy dia mety ho 150fmg/mn indray ho an'izay nanao 100fmg/mn. Mavesatra @ mpanjifa io, indrindra isika NAMANA izay mbola mpia...
tohiny
novalian'i besoiiin ny 08/09/2004 20:48
fyjl
(
16/08/2004 11:56)
Fihaonana teny Ampefiloha (15 Aout)
Misaotra antska rehetra namonjy io fihaonana io. Misaotra ani Lucien sy Voahirana ary mcz sltenan'ny Birao nanatrika izany. Misaotra ihany koa nanam-pikasana ny ho avy nefa tsy tonga noho ny antony sa...
tohiny
novalian'i fyjl ny 27/08/2004 06:03
fyjl
(
11/08/2004 05:55)
Mangala-badin'olona
Izaho tsy dia manaiky loatra io fitenenana io raha toa ka tsy nisy an-keriny tao satria samy manana ny sainy sy ny fo ny tsirairay ka nifanaiky an-tsitrapo :^) :-* ...
tohiny
novalian'i mimich ny 03/09/2004 08:05
fyjl
(
07/08/2004 05:13)
Sortie @ faran'ny volana Août
Nahafaly ny fihaonako t@ solotenan'ny birao satria nilaza izy fa :
- Antsika rehetra izay zavatra atao eto
- Miaraka amintsika mandrakariva izy ireo
- Tohanany izay fanapahan-kevitra lanintsika sat...
tohiny
novalian'i fijo ny 17/08/2004 20:16
