Liste des messages

Liste des messages, inserés par dolby, par ordre de date
dolby ( 26/10/2006 12:30)
Rehefa otran'ny ahoana no atao hoe mi-frime ?
Ohatran'ny ahoana izany vehivavy mi-frime izany ? Ohatran'ny ahoana izany lehilahy mi-frime izany ?... suite
répondu par little le 27/10/2006 09:45
dolby ( 26/10/2006 12:27)
Rehefa mijery lehilahy ....
Ho anareo vhv rehefa mijery lehilahy dia inona no jerenareo voalohany. Ny mahasarika anareo izany, raha lehilahy gasy ohatra no resahina.... suite
répondu par titis le 04/11/2006 13:14
dolby ( 26/10/2006 12:25)
Fa naninona no nasiana volo ny helika ?
Tena tsy azoko mihitsy aloha fa hoe naninona ary no natao hoe helika , maninona koa no nasiana volo maniry ? lasa mahabe fahasahiranana ilay izy :-) Maninona tsy natao toy ny ao ambadiky ny lohalik... suite
répondu par papounette le 03/11/2006 09:30
dolby ( 26/10/2006 12:20)
Halehibiazina ny soratra
Ho an'ny tompon'andraikitra : Asa na mba misy miombom-kevitra amiko fa mety ve raha mba [b]halehibiazina kely[/b] ny haben'ny soratra eto amin'ny forum fa dia [b]bitika tokoa[/b] hany ka sarotra sy... suite
répondu par Fiffi le 28/10/2006 14:48
dolby ( 18/10/2006 09:29)
Hividy zavatra lafo ve nefa ......
Inona ary no tsara hividy zavatra lafo dia mety hoe mateza (aman-taonany) kanefa mora lany daty sa hividy zavatra mora dia solosoloina matetitetika ?... suite
répondu par Fiffi le 23/10/2006 20:31
dolby ( 12/10/2006 10:07)
Ilaina ve ny amant na maitresse ?
Ahoana indray ny fahitanareo an'io ?... suite
répondu par mandrindra le 06/11/2006 15:47
dolby ( 06/10/2006 15:22)
Tsy rariny kosa izao
http://www.akenini.com/nepascliquer.php3... suite
répondu par bilakarenjy le 11/11/2006 23:15
dolby ( 27/09/2006 07:35)
Dinika
Ary fa maninona no ela be vao afaka mijery ny dinika manokana e ? Efa ho herinandro izay mbola miandry foana ?... suite
répondu par ANARIM le 28/09/2006 06:42
dolby ( 20/09/2006 12:50)
Teny tsy fantam-piaviana
Misy maro ireo karazana teny tsy fantam-piaviana fa tongatonga ho azy teny. Eo hoe izay mba mahita mba samy miteny sy manazava ny dikany. Indrindra ireo argo fampiasan'ny tanora. [b]odoie[/b] : ity... suite
répondu par sitlo le 03/03/2007 18:11
dolby ( 19/09/2006 07:47)
Nisaraka dia avy eo mifanena
Ataontsika hoe nisaraka tamin'ny sipanao ianao, dia aty aoriana ianao mifanena aminy indray fa izy miaraka amin'ny sipany vaovao (mbola tsy hitanao). Inona avy no mety manitikitika ny sainao ao ? m... suite
répondu par kanto10 le 27/10/2006 09:45
dolby ( 15/09/2006 15:08)
Manimba ve ny maha-Kristianina
Mahagaga sy mahavariana fa raha vao misy resaka somary mivoana kely, na resaka tokony hiadiana hevitra malalaka dia tonga dia mivatravatra be (agressif) ny Kristianina manome valiny manampim-bava, sat... suite
répondu par soanja le 07/10/2006 11:58
dolby ( 15/09/2006 10:17)
Andro zoma : inona zao no ho ataonareo rahariva ?
Inona zao no tena mba programa kasainareo atao rahariva... suite
répondu par mandrindra le 05/10/2006 08:56
dolby ( 14/09/2006 13:26)
Ny fofom-bava
Anisan'ny zavatra miasa indrindra eo amin'ny fiainan'ny olombelona ny vava. Matetika koa avy amin'io ihany no hahitana ny olana rehetra :). Fa ny resaka fofom-bava no tiako asiana resaka. Betsaka ny o... suite
répondu par fijo le 05/10/2006 21:02
dolby ( 14/09/2006 12:20)
Nihinana mpamosavy
Zavatra tena nisy ity zavatra tantaraiko ity, nisy namanay anankiray izay sendra nandeha nivoaboaka alina; mipetraka eny amin'ny trano akaiky fasana moa ry zareo; raha iny handeha hody iny hono izy di... suite
répondu par tianalala le 27/04/2007 14:37
dolby ( 14/09/2006 08:41)
Tsy niaraka ela dia nanambady
Couple vitsivitsy hitako (tsy be dia be akory) fa misy izany hoe vao tsy niaraka ela (1 à 3 mois) dia efa manambady sahady. Dia miaraka eny, 1 taona, 2 taona tonga eo @ efa-taona eo amin'izay manombo... suite
répondu par mamzelkely le 19/09/2006 07:25
dolby ( 14/09/2006 08:37)
vehivavy kizitina
Tsy hoe tsy kizitina ny lhl fa ny vhv rehefa kizitina dia kizitina be mihitsy. Harerahana ve no mahatonga an'zany sa efa toetra hiraisana ?... suite
répondu par booboo le 15/11/2006 18:13
dolby ( 13/09/2006 10:15)
Niaraka tamin'ny sipa tao am-piasana
Mba tantarao hoe. Ataovy anonyme raha matahotra ny hoe gain !!... suite
répondu par Ankazomanga le 11/01/2007 08:08
dolby ( 12/09/2006 14:35)
Raha samy mivavaka dia iza no mandresy
Mba lasa ihany ny saiko rehefa misy ekipa roa mifanandrina (baolina kitra ohatra) dia samy mivavaka na ny andaniny na ny ankilany. Raha atao hoe mitovy ny hivavahana dia iza izany no maharesy ?... suite
répondu par Fiffi le 17/09/2006 06:54
dolby ( 12/09/2006 12:00)
Mamba -bavy
Teo amin'ny firy taona lisany no nahatsapa hoe tena mamba-bavy be :) Ilay hoe 'be' na tsara valiana fa tsy ilay hoe mamba (io mantsy mety mitohy foana) ...... suite
répondu par heribe le 23/12/2006 09:45
dolby ( 12/09/2006 11:57)
Ny any an-dafy any hono ...........
Maninona raha samy mba milaza kely izay zavatra hitany fa marina tsy araka ny hiheverana azy any Madagasikara. Mba hiomanan'ireo izay ho avy sy hampitony ny sain'ireo izay any. Ohatra : - Ny ... suite
répondu par ilafy le 23/12/2015 20:56
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0092