Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i dolby, milahatra araka ny daty
dolby
(
12/09/2006 09:55)
Mangetaheta be
Tonga dia valio izay valiny tonga aloha ao an-tsaina hoe fa aza mieritreritra.
Raha mangetaheta be ianao dia misy olona miteny hoe inona no tianao omeko rano iray vera zao sa afaka roa andro dia om...
tohiny
novalian'i mimich ny 20/09/2006 06:53
dolby
(
12/09/2006 09:54)
Lafo loatra ny hetra (douane) amin'ny fiarakodia
Fa maninona no dia atao lafo be ny hetra aloha amin'ny fiarakodia ? Aiza no mety ho tombony ?
Hoe mety mampitombo haingana ny toekarena ve ny hetra azo sa ny fanomezana fiara ireo olona any ambanivoh...
tohiny
novalian'i prime ny 06/10/2006 14:57
dolby
(
06/09/2006 13:44)
Michat dia mihaona dia misipa
Ahoana ndray no tena fandehan'io, mba tantarao hoe izay efa niarany....
tohiny
novalian'i fiderana ny 13/10/2006 11:17
dolby
(
01/09/2006 07:45)
Siligany sa Kalisaonina
Inona no manintona anareo vehivavy kokoa lehilahy manao siligany sa kalisaonina ?...
tohiny
novalian'i vale ny 08/09/2006 22:13
dolby
(
31/08/2006 13:09)
Hatraiza ny fahasarotam-piaronao
Rehefa be loatra angamba ny fahasarotam-piaro dia tsy mba mampiadana fa lasa toa manafitohana.
Fantatrao ve hoe saro-piaro (be) ianao ary manao ahoana ny fitrangany na rehefa inona izy no mitranga ...
tohiny
novalian'i fiderana ny 11/10/2006 07:17
dolby
(
30/08/2006 12:16)
Izay mahihatra ihany ve no lany be ?
Raha hahavitana economie be mety ho interessant ihany, asa aloha.
Jerijereo ihany ary aloha itony sao mahasoa : http://lesradins.com/index.php...
tohiny
novalian'i Kadoda ny 10/10/2006 14:57
dolby
(
30/08/2006 10:15)
Rehefa miteny hoe je t'aime
Inona no mba zavatra tsapanareo rehefa misy olona miteny aminareo hoe [b]"je t'aime"[/b]
zah ohatran'ny tsy dia tiako ny hitenenana an'io fa aleoko tsapako ho azy eny....
tohiny
novalian'i jennifer2 ny 21/09/2006 14:16
dolby
(
30/08/2006 10:11)
Milaza zavatra betsaka ny fomba fihaingo
Hita soritra avy hatrany eny amin'ny fomba fihaingo ne mety ao ambadiky ny fiainan'olona anankiray.
Betsaka no hitako ary namariniko fa matoa ny vhv somary jejojejo na mifanaraka tsara ny akanjo ha...
tohiny
novalian'i ninih ny 11/09/2006 14:01
dolby
(
30/08/2006 08:00)
Maninona ny vadin'ny sasany foana no mampitsiriritra ?
Matetika izay efa eny antanan-dry zalahy dia mampitsiriritra indraindray. Tsy hoe akory hoe ratsy ny eo am-pelatanana. Ary mandaitra io na amin'ny lahy na amin'ny vavy.
Ataoko angamba fa mba sady e...
tohiny
novalian'i Rovampitia ny 19/09/2006 09:52
dolby
(
29/08/2006 14:44)
Lany zara
Fa maninona no matahotra ()kokoa ny ho lany zara ny vhv ?...
tohiny
novalian'i kanto10 ny 26/10/2006 00:20
dolby
(
29/08/2006 14:37)
Lehilahy gasy miaraka amin'ny vazaha
Mba izarao temoignage izay azo zaraina rehetra....
tohiny
novalian'i melody ny 05/10/2006 11:49
dolby
(
28/08/2006 07:50)
Mitovy tarehy no miaraka matetika
Lehilahy aho aloha no manoratra an. Fa asa ianao na nandinika fa betsaka ny olona miaraka no mitovy tarehy, hany ka betsaka no miteny hoe mpianadahy. Anisan'ny ao anatin'ny safidin'ny lehilahy mantsy ...
tohiny
novalian'i titis ny 12/09/2006 19:05
