Liste des messages

Liste des messages, inserés par dakoma, par ordre de date
dakoma ( 28/08/2005 10:26)
Aza mba manambady bandy gasy ry reto aa.
Fa sady kizitina,mikasitanana,mapirafy,ge revy tsy tamana an-trano,kamo miasa,kely bôbôsy tsy mahay manao akory.Ny ray sy reniny sarotra rafozanina Mitedava vazah na hakana taratasy ihany aza.Ra vo... suite
répondu par Sorate le 17/01/2006 10:10
dakoma ( 26/08/2005 19:41)
Tsy misy dikany na virjiny ny vehivavy na tsia.
Fa heverinareo llahy nga fa io ihany no valeurny vvavy?Nareo manao etsy sy ero tsy misy miteny hoe virja ve iny nanambady.Nareo manana io foto-pisainana io no tena Taliban. Rehefa tsy tia miala fa iz... suite
répondu par tivinah le 26/01/2006 13:52
dakoma ( 26/08/2005 13:05)
Mba tsaroanao ve ny fifankatiavana tao Antsirabe fahiny?
Antsirabe mo dia tanàna kely,saika efa nifapisipa daholo ny ankizy tao.Taminy androny fahatanoranay 1984-1990 dia mba efa nisy nisy ihany ireo zatovo nisipa tamiko.Mety anisany ianao io. Nde hifanor... suite
répondu par fijo le 04/10/2005 21:43
dakoma ( 25/08/2005 14:25)
Teny anglisy tokoa no nde atao ofisialy ao Dago.
Misy fitenim-paritra maro aty Dago.Ka nahoana kosa moa no fiteny merina no atao ofisialy.Raha haka teny vahiny tsy aleo ve ny teny anglisy io mba interntionale.sady efa mankaleo ihany koa ny mihaino i... suite
répondu par mignone le 13/10/2005 11:25
dakoma ( 25/08/2005 14:21)
Pôlitkan'ny tany vaventy ny fahantrantsika.
Tany midadasika ary mahavokatra i madagasikara.Azontsika vokarina eto avokoa ny légumes,ronono sy hena ilain'ny La-Réunion sy Maurice.Mihena avy hatrany ny fahantrana eto @ tsika raha izany no tante... suite
répondu par Herimiafina le 25/08/2005 23:02
dakoma ( 25/08/2005 13:44)
Fohano ny famadihana,efa nolaozan'ny toe-trandro.
Izahay bara dia efa tsy mangery anaty rano intsony. Rahoviana ianareo Merina mba ho afaka @ famadihana?Mba tsapanareo ve ny havoretrana misy @ io ? Tsy mifanaraka @ normen'ny fahasalamana mihintsy.Tsy... suite
répondu par fijo le 16/09/2005 20:43
dakoma ( 25/08/2005 13:25)
Andao hifampitanisa olona fantatra eto Antsirabe.
FAntatrao ve ny zafim-bazaha ao Antsirabe?Ry Hanitra sy ry NAina ry Landy eny @ Volavita E! Fantatrareo ve ny groupe viking fahiny ilay mpi-organiser boum tao @ Thermes?Ilay bandy mpiady lava miray t... suite
répondu par betty le 25/10/2005 11:29
dakoma ( 24/08/2005 12:00)
Resaka homosexuel
Any @ tany mandroso rehetra dia hiharan'ny lalàna ianao raha manavakavaka azy ireny.Betsaka anefa ny ankizivavy no manao lesbienne eto an-tanàna izao ny antony raha ny fahitako azy dia ireto :betsak... suite
répondu par deghany le 13/09/2005 15:09
dakoma ( 23/08/2005 19:32)
Voatery mivady ve ny mpifankatia?
Raha mety be ny relation-nao @ sipanao. @ lafin'ny fifankatiavana,fifanajana,fifankazahoana, économie,emploi du temps,sexe sns...Misy antony tokony hanimbana izany indray ve ka hirosoana @ fanambadia... suite
répondu par vonindraozy le 12/09/2005 10:21
dakoma ( 23/08/2005 19:07)
Ny bandy gasy mikasi-tànana ka hitsoahan'ny sipa.
Mba nidinidinika t@ ireo tanora namako ity tenako. Ny fanontaniana napetraka dia ny hoe maninona ny sipa gasy no tsy tia bandy gasy intsony? Ankoatran'ny resaka fahantrana aloha dia niara-nihaiky iza... suite
répondu par Herimiafina le 24/10/2005 05:08
dakoma ( 22/08/2005 20:59)
Inona marina no fiveloman'ny Ratsiraka ireny any an-dafy?
Mba manitikitika ny saiko inona marina no mba asan'i Ratsiraka aty an-dafy?Sa ve dia manao chauffeur livreur koa izy sy Xavier? Marina aloha fa efa nanangona ihany izy fahiny,nefa dia tsy hinoako mih... suite
répondu par SNAR le 28/08/2005 19:00
dakoma ( 22/08/2005 20:53)
Mila manankarena ve isika bandy raha mba te hi-kôty ilay sip
Mila manakarena ve isika bandy raha mba te hi-kôty ilay sipa gasy manja ireny? Tsikaritro mantsy e,fa ny bandy ankehitriny toa tsy misy mijery intsony raha tsy metimety ara-bola. Toa ohatran'ny tsy... suite
répondu par bonaventure le 21/02/2006 16:05
dakoma ( 22/08/2005 18:53)
Mampateza ny fitiavana ve ny manao sex betsaka?
Rehefa avy mivady 5taona amin`ny vadinao ve ianao dia mbola mitsôda rehefa manao aminy? Aminay le mbola misipasipa mantsy dia mamy be mihintsy izany.... suite
répondu par deghany le 26/09/2005 15:37
dakoma ( 21/08/2005 21:02)
Pianatra tao Antsirabe fahiny ve ianao?
Za dia pianatra tao aminy CEG,sy lycee taminy taona 1985-1989.Be zatovo tsara tarehy tao fahiny.Mahay mirevy be ny vakinakaratra,mihoatra aminy ankiziny Tana,sy Fianarantso. Teo ankaikiny hotel Diama... suite
répondu par xxx le 20/10/2005 13:12
dakoma ( 19/08/2005 08:20)
Zafy be molotra mba menatra,mandiniha tena fa tsy alehany.
Ry le Zafy al. tsy manan-katao afa tsy mitarika olona hikomy,sy manenjika ny zava-bitany filoha.Fa mba nahavita inona hono le rasista lahy io taminy izy teo aminy fitondrana? Raha ny fahankalana meri... suite
répondu par fijo le 24/08/2005 21:08
dakoma ( 18/08/2005 11:27)
Betsaka @ bandy gasy no enta-mavestra ho an'ny firenena fots
Firifiry moa ireto tovolahy miseho ho tsara tarehy nomanao akoholahim-bohitra erakin'ny tanàna fotsiny. Tsy mianatra tsy miasa. Ny ankamaroan'izy ireny dia na velomin'ny vadiny na ny RAR-ny. Ny sigar... suite
répondu par deghany le 13/09/2005 08:51
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0084