Mba tsaroanao ve ny fifankatiavana tao Antsirabe fahiny?

1. dakoma ( 26/08/2005 13:05)
Antsirabe mo dia tanàna kely,saika efa nifapisipa daholo ny ankizy tao.Taminy androny fahatanoranay 1984-1990 dia mba efa nisy nisy ihany ireo zatovo nisipa tamiko.Mety anisany ianao io.
Nde hifanoratra hifapitanisa ny fahiny.
novalian'i fijo ny 04/10/2005 21:43
2. soa14 ( 26/08/2005 13:42)
azafady kely ry Dakoma, izaho dia 1984-1988 no tao Antsirabe fa mbola tsy nifampisipa t@nao zany, tanana kely tokoa Antsirabe, na dia izany aza anefa dia azo lazaina fa manana tanora madio fitondra-tena ny ao fa tsy tahaka an'i Dakoma hoe niarahana daholo izay hita !!!!dia mba zavatra misy lanjany resahana raha ny momban'Antsirabe fa tsy lohateny tsy hahitana fisondrotana tahak'izany, ohatra hoe avy ao Antsirabe ny tomopondakan'i Gasikara @ lomano sokajy zazavavy kanefa tsy manana afatsy dobo filomanosana 20 metatra izy, ny ao andranovisy vao haingana no nosokafana, dia ny toy izany tanisaina eh !!
3. dakoma ( 26/08/2005 13:49)
soa14:

Masika kely.Zanaky ramose Taga tao aminy CEG ngamba ianao Ô.Ka naninona mo no tsy notaritinao io resaka io? ny ahy zao no tiako.Sao mba mifanena aminy sipa na namana fahiny.Olona masika sy kizitina toa anao lo tsy hiaraka amiko mandrakizay.Mety tsy ampy fitiavana ianao.

4. soa14 ( 26/08/2005 13:57)
Tsa fantatro zany ramose Taga'nao izany, za tsy kizitina fa tiako ny ahy ny resaka mazava sy tsotra ary tonga dia mahitsy fa tsy miolakolana tahaka ny tady, ary ny oe tsy ampy fitiavana : iza moa no sahy mitompo teny fantatra fa ampy azy ny fitiavana atolotry ny manodidina azy ???? jereo : ny zaza raha vao teraka dia mitomany, mitaky fitiavana sahady, ny ankizy rehefa midongy, mitady fitiavana, ny tanora salantsalany rehefa manao "crise d'ado" tsy ampy fitiavana, ny tanora matotra rehefa mamitaka ny olontiany : tsy ampy fitiavana, ny olondehibe rehefa miady ao antokantrano, ny fitiavana no tsy ao intsony, ary ra Dakoma raha nanao ny loha-hevitra dia mitady fitiavana plantonika amin'itony tranokala itony, tantara lava be ny tsy fahampian'ny fitiavana fa ra-olombelona tsy mahalala ny AMPY.....
5. soa14 ( 26/08/2005 14:01)

6. soa14 ( 26/08/2005 14:02)

7. soa14 ( 26/08/2005 14:04)

8. soa14 ( 26/08/2005 14:05)

9. soa14 ( 26/08/2005 14:06)

10. dakoma ( 26/08/2005 14:06)

Rah ny fazahoako azy deh zao.Bedy be zah fa tsy nanao resaka lomano.Tsy mitsiriritra ny toerany vadinao zah amleh toriteny tsy mety vita.Fantatro ny problemanao,tsy mahay manao ny vadinao deh tsy afapo mihinsty ianao.Tsy ampy fitiavana zany.

11. soa14 ( 26/08/2005 14:06)
Tsa fantatro zany ramose Taga'nao izany, za tsy kizitina fa tiako ny ahy ny resaka mazava sy tsotra ary tonga dia mahitsy fa tsy miolakolana tahaka ny tady, ary ny oe tsy ampy fitiavana : iza moa no sahy mitompo teny fantatra fa ampy azy ny fitiavana atolotry ny manodidina azy ???? jereo : ny zaza raha vao teraka dia mitomany, mitaky fitiavana sahady, ny ankizy rehefa midongy, mitady fitiavana, ny tanora salantsalany rehefa manao "crise d'ado" tsy ampy fitiavana, ny tanora matotra rehefa mamitaka ny olontiany : tsy ampy fitiavana, ny olondehibe rehefa miady ao antokantrano, ny fitiavana no tsy ao intsony, ary ra Dakoma raha nanao ny loha-hevitra dia mitady fitiavana plantonika amin'itony tranokala itony, tantara lava be ny tsy fahampian'ny fitiavana fa ra-olombelona tsy mahalala ny AMPY.....
12. soa14 ( 26/08/2005 14:10)
raha ny resaka fanaovana indray tsy afaka ny hitsara Dakoma hoe tsy mahay rakoto na rabe na rasoa satria samy manana ny fahazoany ny hoe fahafinaretana, raha io no avelabelatra eto dia ho voasazin'y webmaster tsika fa aoka fotsiny.....fa raha mangitsy nareo avy any bira any dia areheto ny afo dia tonoy ny ovy !!!!
13. soa14 ( 26/08/2005 14:13)

14. soa14 ( 26/08/2005 14:13)

15. soa14 ( 26/08/2005 14:14)

16. Veloo ( 26/08/2005 14:28)
:roll::roll::roll::roll:
17. dakoma ( 26/08/2005 17:48)
soa14:

raha ny resaka fanaovana indray tsy afaka ny hitsara Dakoma hoe tsy mahay rakoto na rabe na rasoa satria samy manana ny fahazoany ny hoe fahafinaretana, raha io no avelabelatra eto dia ho voasazin'y webmaster tsika fa aoka fotsiny.....fa raha mangitsy nareo avy any bira any dia areheto ny afo dia tonoy ny ovy !!!!

Tsy hainao tsara ny mampiasa ity fitaovana ity.Potsero in1 fotsiny dia lasa ny ttsinao.Sa ve zao koa hoy ianao no normala.Ndryyyy bado.
18. maditra ( 26/08/2005 19:36)
Ary milay indray ny any amin'ny lisany izany ry dakoma. Ela ve lesy mba misy zanaka vavy?
19. dakoma ( 26/08/2005 19:50)
maditra:

Ary milay indray ny any amin'ny lisany izany ry dakoma. Ela ve lesy mba misy zanaka vavy?

Efa mamo nga enao.Tsy misy azoko ny tianao tenenina.
20. sonwin ( 27/08/2005 10:00)
maditra> sipa nge leity i dakoma fa tsy kofa e:cool:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.848