Mba tsaroanao ve ny fifankatiavana tao Antsirabe fahiny?
21. fijo
(
27/08/2005 20:57)
sonwin sy maditra;i dakoma dia sady lahy no vavy,ary ny ao an tsainy dia tsy misy hafa tsy ny fanaovana.ny antony dia tsy mahita sy hafaka manao izany izy,hany ka resa be no mba hamenoany azy.
22. dakoma
(
27/08/2005 21:08)
fijo:
sonwin sy maditra;i dakoma dia sady lahy no vavy,ary ny ao an tsainy dia tsy misy hafa tsy ny fanaovana.ny antony dia tsy mahita sy hafaka manao izany izy,hany ka resa be no mba hamenoany azy.
Ndryyy.Zo nao ny miteny izay tianao.Dakoma mahalala ny fiainany.Ny amiko aza tsy fantatrao kory hoa lah na vavy.Enao zao fantako hoe lah.
23. maditra
(
27/08/2005 21:12)
dakoma> izao ny tiako tenenina Dakoma> Misy zanaka vavy enao hanaovanay an'ilay revinareo taloha tany ANtsirabe?Satria enao sady tsy fantatra na lahy na vavy no somary soir soir koa enao raha ny zavatra soratanao no dinihina. :-D:-D
24. fijo
(
27/08/2005 21:19)
ny olona rehetra ry dakoma samy mahalala ny fiainany an.ary sahy milaza mivantana na lahy na vavy fa tsy sariny toa io ataonao io.
25. dakoma
(
27/08/2005 22:18)
Inona no ivakianareo izay sex-ko?Zah nge olona tsy important e.Mba olona cool fotsiny eny zah.
Le fanotaniana hitaritako ny resaka banjinina.Mety efa nanao tamiko ianao io.
Le fanotaniana hitaritako ny resaka banjinina.Mety efa nanao tamiko ianao io.
27. dakoma
(
28/08/2005 09:34)
fijo:
za tsy mamely sariny ka.aza mitonatonana fa diso adresy.
Ndryyyyyy tonga fofona be ny havako.Avy aiza ny fiavianao?Satsy nga ny fahatsiarovanao ny fiainanao fahiny?
29. sasa
(
29/08/2005 04:22)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D mampmé be le resaka ato san an
o lety frera an, teneno rasefo d asiana lohahevitra fifamaliana indray ato klé:-D:-D:-D
o lety frera an, teneno rasefo d asiana lohahevitra fifamaliana indray ato klé:-D:-D:-D
30. rigidraga
(
29/08/2005 06:34)
dakoma:
Antsirabe mo dia tanàna kely,saika efa nifapisipa daholo ny ankizy tao.Taminy androny fahatanoranay 1984-1990 dia mba efa nisy nisy ihany ireo zatovo nisipa tamiko.Mety anisany ianao io.
Nde hifanoratra hifapitanisa ny fahiny.
Tena tsy marina mihintsy izany e ! Raha ny tenako manokana aloha dia mbola tsy niaraka taminao izany raha izay taona maromaro nipetrahako teto zay 1984-2005 sao dia diso hevitra be ianao; miombo-kevitra tanteraka amin' i soa14 aloha izaho e !
31. sonwin
(
29/08/2005 11:21)
sasa>zay mhitsy owa=D
misy dakoma manala azy ato ry zama, pounk kely eo^o
misy dakoma manala azy ato ry zama, pounk kely eo^o
34. Papoose
(
08/09/2005 05:14)
Dakoma a!! afaka jerenao ao anaty livre doro-nao v na azanda fahiny raha mbola voatahiry raha efa niaraka tsika sy enao na tsia fa tena otsan'ny mbola vao maika zah tara aminao kle!!!! Zah koa mantsy tena nahatadidy ny fifankatiavana teto bira fahiny.
Ndryy zato izy, dia tena mampite-hiverina tanora ndray koa ngah hit e!! Ary sady dia tena nisy nitovizana mihitsy ny lalantsika teny @ Niavo, Espace rojo, adray ny adiady any ambany reziaunall chy ny chicha ee!!
Amiko njay enau mandeha foana na lah na vah ka!!! fa mbo tsipazo teny kely fotsiny le sipa raha tafiditsa anaty listra fa toa tena vonnahatsa beu LOL

35. ralaisa
(
08/09/2005 10:39)
Zay vao fantatro i Dakoma.Olona avy any Toliara izy fa tsy Dakoma araka ny anarany.Efa valovotaka teto Bira tokoa ny akama.Llahy ranamana maro tokoa ireo zatovo vavy no tia azy,satria ananany ny vola,bika,hendrika.Izy koa mpanao sport mafatrapo atrizay.I Haingo be no tena anarany,ary panangona vokatra no tena asany ankehitriny.Mikirakira vola tokoa i namana.Tsy napoiziko ho pangoraka vvavy izany namana iny.Zay le hoe aza mitsara fa tsy ampoizina ny olona.
39. Papoose
(
10/09/2005 03:01)
fijo:
asa ko.
zany aza efa hoe ny ray ralaisa de ny ray dakoma koa mitovy @ 2 tsy ho egal zaro mahitsiny onn! :-P