Liste des messages

Liste des messages, inserés par Vaika, par ordre de date
Vaika ( 03/02/2007 10:11)
"Stationement illicite"
Mba vonjeo ry zareo izay mba mahay lalàna eto Frantsa a ! Toy izao ilay tantara : Indray alahady maraina (tsena taty aminay) dia mba ni-stationner amoron-dàlana 'ty zaho fa maika loatra.:D Kay ity... suite
répondu par cutie le 04/06/2007 03:25
Vaika ( 29/12/2006 10:40)
Ho an'i Kelly13 !
Joyeux Noël ankia ry malala a !:*:*:* http://www.youtube.com/watch?v=hdjidfbMHDw... suite
répondu par Vaika le 07/02/2007 20:29
Vaika ( 09/08/2006 18:41)
TROJAN !
Trojan.win32.Qhost.hm application : verclsid.exe emplacement : C:\WINDOWS\system32 Sao dia mba misy afaka manampy fa mbola amatera e ? Ahoana ny fi-vérifier-na an'i leiry io fa tena voadio tsar... suite
répondu par Vaika le 08/09/2006 12:58
Vaika ( 27/04/2006 14:37)
Revin-gadra sa ...?
Lasa eritreritra ny tena raha sendra nahatsiaro an'i Zoto, nanao fanatanjahan-tena, nanomana ny dian-tongotra nanodidina an'i M/kara, efa ho 30 taona lasa izay. Adala angamba 'ty ranamana, sa fitadiav... suite
répondu par Fiffi le 29/04/2006 12:59
Vaika ( 10/04/2006 11:09)
Mofo gasy !!!!
Aiza ny recette-na mofo gasy ry zareo fa manana lasitra izahay e ? Sao dia harafesina ao fotsiny na dia aluminium aza. Mety ve ny farine de riz novidiana tany amin'ny épicerie chinoise ?... suite
répondu par Fiffi le 20/04/2006 16:47
Vaika ( 06/04/2006 09:12)
Gambit du Roi !
1.e4-e5 2.f4-... Dia ahoana ?... suite
répondu par Vaika le 10/04/2006 10:59
Vaika ( 31/03/2006 22:22)
Pb de son !
Mba mila fanampiana ry zareo a ! Lasa mikasaosaoka be sady lasa ambany be ny son amin'ny pc-ko. Ohatran'ireny radio tsy mahazo fa tsy misy antenne ireny. Ny volume anefa ok (auto-diagnostique). Iz... suite
répondu par cutie le 05/04/2006 12:50
Vaika ( 17/03/2006 14:41)
Capteur lambda !
Izay mba mahay mécanique dia mba hampio aho e ! Sao dia mba misy afaka manoro hevitra amin'ny fanolona capteur lambda fa tena mamay mihintsy aho amin'ny essence : 10 l au 100 ? Dia misaotra dieny ... suite
répondu par Vaika le 19/03/2006 15:57
Vaika ( 16/03/2006 20:05)
La route des zébus
France Ô : la route des zébus Zomà 17/03 ; 14h10 (france) Ho an'izay afaka na te-hahita fandaharana momba an'i M/Kara. Dia mba hilazao i M. l'Ambassadeur fa raikitra indray ny an-kanoratra fa ... suite
répondu par Veloo le 19/03/2006 04:07
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0191