Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i Onjakeli, milahatra araka ny daty
Onjakeli ( 01/09/2009 11:38)
Mifampiampanga amin'ny varin'ny orinasa Tiko ny FAT
sy takona afenina izany izao ny ady an-trano ao amin’ny fitondrana izay efa mitatra amin’ny ady amin’ny fangalana ny varin’ny Magro. Vaky ny ady eo amin-dry Pety Rakotoniaina sy ny Minisitry ... tohiny
novalian'i xxx ny 05/09/2009 20:34
Onjakeli ( 16/08/2009 16:16)
Torana in-2 i Tgv tany Maputo
Tsy zakan'ny sain'ilay Kely ny fandehan'ny raharaha ka sasatra ny torana le dala tany Maputo. in-2 be izao. Sady mampahalahelo no maharikoriako. Bandy miana-kendry. Mbola miseho be saina ihany nefa ef... tohiny
novalian'i pikatti ny 17/08/2009 22:28
Onjakeli ( 31/07/2009 13:02)
Misy minisitra manana kaonty amina miliara sahady
Tsy fitiavan-tanindrazana intsony fa tena fangoronan-karena tsotr'izao. Enim-bolana monja niakarana teo amin'ny fitondrana dia efa misy sahady ny mpanampitrisa eto Madagasikara. Tsy miafina intsony ny... tohiny
novalian'i fijo ny 31/07/2009 19:54
Onjakeli ( 28/07/2009 15:48)
TGV a détourné un avion du vol Reunion-Tulear
Le President de la HAT recidive. Cette fois ci, Andry Rajoelina detourne un avion commercial au depart de la Reunion a Antananarivo pour aller a Tulear ou il etait attendu Apres ce de Tana-Paris, det... tohiny
novalian'i fijo ny 29/07/2009 20:06
Onjakeli ( 27/07/2009 15:17)
Presidà milalao lela i Andry TGV
Aleo indray sika mba hiresaka zavatra mahatsikaiky amin'ny Filohan'ny fitondrana Foza. Mba tsara ihany ny mampahafantatra izany ho an'ireo izay tsy mbola nahatsikaritra. Mampihomey zareo fa milalao le... tohiny
novalian'i locl ny 27/07/2009 19:23
Onjakeli ( 23/07/2009 15:01)
Ny tiana sa ny tia no tokony hotiavina
Tsy vitsy angamba ireo mitovy fanontaniana apetrako ity. Eto amin'ity tany ity dia heveriko sy araka ny fahafantarako azy dia par hasard ihany ny hifanojoan'ny olona samy tia ary miaraka eo amin'ny f... tohiny
novalian'i rhina ny 11/09/2009 06:36
Onjakeli ( 23/07/2009 14:52)
Naniraka olona tamile 35 ans azo fidiana i TGV tam Conf Reg
Tena adin\'ny maizina sy foza ny zavatra rehetra mandeha eto amin\'ny firenena eto. Tsy misy raharaha mandeha amin\'ny fahamarinana sy amin\'ny fahitsiana mihitsy na dia kely aza. Ny zavatra tamin\'ny... tohiny
novalian'i fijo ny 24/07/2009 20:34
Onjakeli ( 23/07/2009 12:34)
Mitohy ny sinema ataon'ny Hat am le bomba
miarahaba antsika indray. Mitohy tsy an-kijanona ny sinema ataon-dry zareo fitondrana FAT sinema amty resaka baomba ity. Fa angamba de tena heverin'ireto olona ireto ga mandeha mitorona otrazy avoko... tohiny
novalian'i fijo ny 24/07/2009 20:36
Onjakeli ( 15/07/2009 14:31)
Otran'ny akoho voakapoka ny Hat
Otran'ny akoho voakapoka ireo mpikambana ao amin'ny HAT sy Governemanta nihaino ny kabarin'ilay anmbasadaoro Frantsay teny Ivandry tamin'ny fankalzana ny 14 olay. Nitonatonana tery aloha tety satria n... tohiny
novalian'i fijo ny 18/07/2009 19:30
Onjakeli ( 13/07/2009 17:16)
Inona no atao mba hitiavana olona iray
Mbola olan'ny sipa akama ihany izy ity. fa namana hafa indray. Misy namako izay. Misy olona tena tia azy. Tena tia azy tsy misy otran'zany. Efa nambaran'ilay bandy azy avokoa na hatramin'ny mariazy a... tohiny
Onjakeli ( 10/07/2009 14:40)
Misaotra anareo namana tamin'ny toro-hevitra
Mankasitraka sy mankatelina anareo namana rehetra nanoro hevitra. Efa nampitaina tany amin'ilay sipa akama ny toro-hevitrareo. Tapa-kevitra izy fa hanadaboka an'ilay bandy any an-dafy. Nataony otra ts... tohiny
Onjakeli ( 09/07/2009 15:18)
Tena boikely mitorona i TGV, vo nahita vola
Tonga ny arabo, ho avy tsy ho ela eto izany ny mpampihorohoro.hivadika arabo daolo ny gasy atsy ho atsy. Fa ilay kely io ve izany de mieritreritra fa hanome vola azy tsy aminapa eo fotsiny ny arabo. ... tohiny
novalian'i xxx ny 10/07/2009 06:17
Onjakeli ( 07/07/2009 16:48)
Niala oanina i Monja
mod niala oanina i Monja tamle decision ny UE de nilaza lainga indray Mihozongozona ny sezan'ilahy. Tsy misy mahalala ny fitondrana foza. Anaovan'ny olona tsipaka am-bavafo de mbola mizesta ihany. Ts... tohiny
novalian'i fijo ny 08/07/2009 21:20
Onjakeli ( 07/07/2009 16:25)
Olan'ny namana:any an-dafy ny sipany
Misy namana, manana olana mba mila toro-hevitra. Misy namako niditra tato am sersera. Nisy olona nifanoratra taminy tao. Izy eto Dago fa ilay tovolahy any an-dafy. Raikitra fa hifankalala bebe kokoa.... tohiny
novalian'i Onjakeli ny 27/07/2009 14:58
Onjakeli ( 07/07/2009 14:39)
Saika tapaka ny tendan'i Isamel, radio Antsiva
Saika tapaka ny tendan'ny Ismael tamin'ny atoandro nanao famakafakana momba ny decision ni Union Eropeene. Fa anga rehefa mahazo vola ami TGV de manala baraka tena otrireny e!Mba manake oe efa tsy mis... tohiny
novalian'i fijo ny 08/07/2009 21:28
Onjakeli ( 07/07/2009 13:28)
Mody amin'ny pataloa ry TGV avy any Bruxelles
Miapana otran'ny akoho voakapoka. Nitetateta ka tratran'ny tsipaka am-bavafon'ny Vondrona Eropeanina. Tsy nahazo fankatoavana. Mihinana mihitsy. Asa indray izao izay lazaina amin'ny fahatongavana. Mb... tohiny
novalian'i pimaso ny 08/07/2009 12:51
Onjakeli ( 03/07/2009 17:53)
Confere reg. raikitra ady tsaramaso
Hita mihitsy hoe olona mamba vola sy sakafo ireto foza nantrika ny fikaonandoham-paritra. Raikitra ny ady tssaramaso tetsy amin'ny Palais de sport satria nisy tsy nahazo tsy nahazo, nisy ny narary k... tohiny
Onjakeli ( 24/06/2009 17:06)
Tonga rahampitso Ravalo
Tonga rahampitso Ravalo. De hitifitra sa hanapoaka ny TGV, nita eo izay mhavita azy.... tohiny
novalian'i fijo ny 25/06/2009 21:16
Onjakeli ( 24/06/2009 15:32)
Variana mangalatra de tsy mahavita n'inon'inona
Aleo ihany Ravalo fa na lazaina nangalatra aza izy nahavita zavatra be dia be. Mba takona izany ilay lazaina fa halatra satria misongadina ny zava-bita. Zao ve rangahy, variana mangalatra sy mameno... tohiny
novalian'i xxx ny 29/06/2009 07:58
Onjakeli ( 23/06/2009 15:54)
Voan'ny surmenage i TGV
Tsy zakan'ny sain'ny debakely intsony ny fitondrana ny FAT ka voan'ny surmenage lery araka ny vaovao azonay tamin'ireo akaiky azy. Te handeha hialala sasatra any Paris izy fa matahotra GTT. Te hampan... tohiny
novalian'i essera ny 24/06/2009 05:25
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0096