Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i Onjakeli, milahatra araka ny daty
Onjakeli
(
23/06/2009 14:34)
Ny miaramila ihany no manao ireny baomba ireny!
Tsy hita intsony ny fika handravana ny mpanohana an'i ravalo etsy amin'ny Magro de atao avokoa izay mety handotoana azy ireo. Le resaka baomba ohatra. Mboçla misy toerana 5 mampiahiahy mety misy fa...
tohiny
novalian'i essera ny 24/06/2009 06:19
Onjakeli
(
22/06/2009 15:53)
Volan'iza indray no angalarina homena ny miaramila?
De otran'ny mba manambola toy inona ery ry vendrana. hampanantenanaina avokoa izao atsanga tsy aman'orana. hampidinina ny vidim-piainana e, solika e, vary mora, menaka mora e, jiro sy rano e, aiza iz...
tohiny
novalian'i benkintana ny 23/06/2009 20:54
Onjakeli
(
21/06/2009 15:40)
Hanaiky hverina an-databatra boribory ve ny fitondrana Foza?
Hiziriziry amin'ny heviny indray ve izao ny fitondrana foza amin'io fahatongavana mpanelanelana vahny vaovao io. De foza toko raha toa ka tsy miverina. tsy mahalala izay hahafaty azy fa de mitorona ...
tohiny
novalian'i Onjakeli ny 22/06/2009 15:42
Onjakeli
(
05/06/2009 15:03)
cellule tactique
Mba nahavariana ahy ity article tamin'ny gazeti ity. Fa inona ary aizany no tena zava-misy ao amin'io fitondrana io. Ilay resaka fisavana angalana ny fananan-dravalo ity matetika no tena saika hitrang...
tohiny
novalian'i rajorina ny 06/06/2009 13:33
Onjakeli
(
06/05/2009 17:25)
Ry Kaomanda Charles sy ny ekipany
Aona ny hevitrareo mahakasika ny filazan-dry Komanda Charles sy ny ekipany fa tsy misy mahabaiko azy ireo na hatramin'i Andry TGv aza fa izay tiany no hataony ka izay mahasosososotra azy ireo de atao ...
tohiny
novalian'i fijo ny 08/05/2009 22:04
