Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i Belami, milahatra araka ny daty
Belami ( 30/10/2009 21:31)
KOH LANTA
Rahoviana aza no mba hisy malagasy hahazo ny final @ Koh Lanta ! Ny mahatonga ahy hieritreritra izany dia satria manana faharetana be ny malagasy, na dia @ ny fahasahiranana andavan andro sy ny crise... tohiny
novalian'i Belami ny 07/11/2009 19:33
Belami ( 15/05/2009 10:45)
lasa nangina
lasa somary nangina ny sehatra hafa ato @ serasera fa ao @ politika ao no tena misy teratsemboka mihitsy :-D :-D :-D ... tohiny
novalian'i xxx ny 25/05/2009 12:06
Belami ( 08/05/2009 19:28)
Bonanif diamondra27
:-* ... tohiny
novalian'i bobone ny 09/06/2010 06:44
Belami ( 30/01/2009 22:34)
Mompera Pédro
Amin'izao dia mandeha daholo ny tsikera rehetra toy ny hoe : 1) Tsy mitsinjo ny madinika Ra8 fa manao izay mampanakarena azy fotsiny, 2) Ampiasainy TGV ny vahoaka madinika hakana seza 3) Raha ny ... tohiny
Belami ( 30/01/2009 11:23)
tena TGV sa train à vapeur ?
Raha ny fitranganjavatra nisy hatr@ izao (hetsika, korontana, ...) dia vitesse TGV ny zava-nitranga (tena ara-bakiteny), fa mipetraka ihany ny fanontanina hoe sao dia mivadika ho train à vapeur ny to... tohiny
novalian'i aikon ny 31/01/2009 08:27
Belami ( 26/01/2009 22:48)
RNM
Na inona korontana na inona hatramin'izay, io RNM ao Anosy io dia teo foana, fa dia "[b] inona loatra no nahazo ny Malagasy no dia nodorana ny Radio mbahoaka ohatran'io ?"[/b] Mba saino antsaina ng... tohiny
novalian'i aikon ny 31/01/2009 07:55
Belami ( 13/11/2008 00:11)
Arnaque sa tsia ???
Misy namana iray aty ivelany saika hiasa amina malagasy iray hanao manutention, dia nanizingizina ilay mpampiasa fa manao essai 2 jours ary raha tsy voaray aminilay asa dia tsy mandray ilay karamana 2... tohiny
Belami ( 06/10/2008 22:54)
Haody ry Analamangako
Mba misy manana ny MP3 nio hira io ve ? "Haody ry Anlamangako" hira kalony fahiny ... tohiny
novalian'i xxx ny 15/10/2008 04:36
Belami ( 27/07/2008 20:31)
La beauté...
La beauté d'une femme est une valeur inestimable !!! :-w :-w :-w ... tohiny
novalian'i fijo ny 14/08/2008 20:32
Belami ( 13/07/2008 21:29)
Ao ambany sôsety
Mazoto mihaino http://gasykamanja.com/clip_gasy/clip_malgache-0-0-ok-ao_ambany_sosety-eshm-635-0-0.html#clip . :wink: :-D :-D =)) =)) ... tohiny
novalian'i ainaheri ny 20/07/2008 18:19
Belami ( 01/07/2008 08:29)
Le coeur d'une femme...
" Le coeur d'une femme est un océan de secret " marina ve zany ry zavavy isany ??? :wink: ... tohiny
novalian'i jobamilay ny 01/08/2008 01:16
Belami ( 30/06/2008 19:56)
Nopehako
Ny bandy entre bandy no mpiteny hoe " Nopehako le sipa" na hoe "Tratrako le sipa" ... Ny sipa koa ve mpiteny ohatrizany entre sipa ??? ... tohiny
Belami ( 23/06/2008 21:11)
Asaramanitra
Ho avy ny fetimpirenentsika, fotoana iray hifaliana sy fandinihana ny dingana vita sy izay mbola hatao eo @ sehatra nasionaly. Fa mino aho fa toy izany koa na eto @ sehatry ny serasera aza, fotoana... tohiny
novalian'i jobamilay ny 06/07/2008 00:18
Belami ( 17/06/2008 21:18)
Fiarahana virtoaly
Mety hivadika obsession ve ny fiarahana virtoaly :?: :?: :?: ... tohiny
novalian'i xxx ny 21/08/2008 11:57
Belami ( 12/06/2008 20:00)
laza adina
iza no mahazo le laza adina ? za tsy mahazo mihitsy !!... tohiny
novalian'i Belami ny 19/06/2008 23:21
Belami ( 10/06/2008 17:44)
Bozy mikopaka lamba
:lol: :lol: :lol: :lol: :lol: ... tohiny
novalian'i Belami ny 12/06/2008 22:20
Belami ( 05/06/2008 12:37)
Mots d'amour
Tiako ianao, Je t'aime, I love you, Ich liebe dich, ..... teny mitovy ny dikany fa ny lanjany samihafa arakarak ilay mpiteny azy. Raha malagasy no miteny hoe "Tiako ianao" mavesatra sy manandanja kok... tohiny
novalian'i mangidy ny 04/07/2008 13:16
Belami ( 03/06/2008 21:32)
Sarandalana makany Dago
Fotoana toy ny inona tsara no tena maha mora ny sarandalana makany Dago ao anatiny taona?... tohiny
novalian'i Belami ny 11/06/2008 17:34
Belami ( 22/05/2008 18:52)
Fanamboarana ny serasera
Nandritra ny fanamboarana ny serasera t@ atoandro izao marobe mihitsy ny teto :-w :-w :-w fotsiny... tohiny
novalian'i cutie ny 25/05/2008 14:58
Belami ( 16/05/2008 22:50)
ODOIE
Ozy ny sipa matetika :-D :-D ... tohiny
novalian'i Belami ny 11/06/2008 17:41
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0251