Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i Belami, milahatra araka ny daty
Belami
(
16/05/2008 22:03)
Fitsenana manetriketrika any Bozy
Araka ny fanaterana manetriketrika any Bozy eny Ivato, dia hisy koa ny fitsenana azy tsy ambakanizany.
Koa hisy ny fizarany voandalana ho any mpisera eny ampahatongavana : Bonbon Joc, pecto, contre t...
tohiny
novalian'i Belami ny 12/06/2008 21:17
Belami
(
13/05/2008 22:53)
Fa de naninona loatra ? (TOHINY)
=(( =(( =(( ...
tohiny
novalian'i Belami ny 04/06/2008 17:10
Belami
(
13/05/2008 22:47)
Hazo midoroboka
Mba misy manana io hirany LOLO SY NY TARINY io ve mp3 na tonokira farafaharatsiny :-D :-D de misaotra mialoha...
tohiny
novalian'i ratonga ny 13/05/2008 23:44
Belami
(
13/05/2008 20:48)
xxx
Eritreritra nandalo de nihezaka namantatra le dikanile xxx aho ka valiny telo no hitako, tsy haiko na marina na tsia :
1°) xxx = x3
sa ?
2°) xxx = 3x
( mpilalao kajy izany i xxx )
...
tohiny
novalian'i Belami ny 20/05/2008 11:52
Belami
(
09/05/2008 00:03)
Fa de naninona loatra ?
fa de naninona loatra tokoa e ?...
tohiny
novalian'i Falyfona ny 04/06/2008 16:25
Belami
(
07/05/2008 21:00)
Kobandravina
ahoana no tena fika fanamboarana anireny e?...
tohiny
novalian'i lemurbaby ny 24/01/2010 17:18
Belami
(
30/04/2008 20:57)
Mitoraka @ kapa
Iza aminareo no karazan'olona le nanahirana be reny t@ mbola kely ka raha sendra narary dia tsy mety mihinana fanafody fa enjehina, misy aza vao mahita le olona manantona hanome fanafody de [b]mitorak...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 14/05/2008 15:11
Belami
(
26/04/2008 22:02)
TIANJAMA - Pitira oaka
Sao dia mba misy manana io hirany Tianjama io , na mahay ny tonony :?: :?: :-w :-w :-w ...
tohiny
novalian'i Belami ny 16/05/2008 21:53
Belami
(
26/04/2008 21:49)
Soa toavina
Manahirana ahy io teny io satria tsy azoko tsara ny tena dikany, inona ny tena heviny @ teny frantsay ry reto :?: ...
tohiny
novalian'i dziana ny 02/05/2008 11:26
Belami
(
25/04/2008 18:01)
Ravi-taboara
Masaisay rehefa hohanina fa ahoana ny tena fikarakarana azy ? :?: :?: ...
tohiny
novalian'i ikotoleta ny 28/04/2008 13:10
Belami
(
25/04/2008 12:11)
Fahazarana
Asa ianareo raha mba mandinika fa misy olona sasany, vao misokatra ny vavany dia izao no teny avoakany " EST CE QUE TU COMPRENDS ?" na dia tsy mbola misy resaka manomboka akory aza
Manorisory ny mih...
tohiny
novalian'i Belami ny 01/05/2008 18:15
Belami
(
22/04/2008 18:49)
"Miandry fa gasy"
Tokony ho foanana @ teny malagasy mihitsy io fehezanteny io satria lasa fiteniny ankizy, ny olana dia lasa manaraka anio koa ny toe tsaina raha motramotraka le mpiteny azy. Fomba fijeriko io fa tsy ha...
tohiny
novalian'i Falyfona ny 04/06/2008 16:41
Belami
(
21/04/2008 17:29)
Inona no tena tsara ?
:-w :-w :-w :-w :-w :-w ...
tohiny
novalian'i kiadi ny 23/04/2008 17:36
Belami
(
21/04/2008 17:21)
Mitsakoahana
mety diso ny fanoratro azy fa io no fiteny azy aloha
Inona no atao mba hampijanonana haingana rehefa mitsakoahana fa tena manorisory mihitsy indraindray eny imasonolona. Misotro rano ka ee, de ahoana...
tohiny
novalian'i martino ny 04/12/2019 19:03
Belami
(
18/04/2008 23:04)
Mamono akoho
Iza amizay mipetraka aty ivelany no efa mba namono akoho atao laoka tao antranony ? Dia ny ran'akoho le araraka eo ambony vary amilay manapaka ny tendany iny dia atao rony sady asina sakamalao; :roll:...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 21/04/2008 06:51
Belami
(
16/04/2008 20:12)
Trondro gasy
Mba misy trondro gasy ve aty andafy e ? :-D :-D :-D ...
tohiny
novalian'i rapala ny 09/05/2008 09:12
Belami
(
16/04/2008 19:12)
Bonbon Jok
tena te hihinana bonbon Jok fa ela izay...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 18/04/2008 05:45
Belami
(
16/04/2008 19:09)
Baranjely
Tsy mbola nihinana ireny mihitsy aho fa fantatro tsara anefa io Baranjely io.
Ahoana ny tena fikarakarana azy mba hanombohako hankafy azy avy hatrany ho anizay mahay azy tsara ?...
tohiny
novalian'i mangabe ny 09/07/2008 16:51
