Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i Bazily, milahatra araka ny daty
Bazily
(
28/09/2009 12:23)
Izay indra hono e!
Tsy azo hanaovana fihetsiketsehana politika indray hono i Mahamasina sy AMBOHIJATOVO E!
Izay no arrété municipale vao nivoaka androany. Dia tsy lasa Place de democratie ve I Ambohjatovo sanatria ? ...
tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 29/09/2009 12:37
Bazily
(
23/09/2009 14:11)
Revy alohan'ny fanambadiana
Ndao hoe tsika bandy samy hilaza zay revy vita talohan'ny nidirana tao @ fanambadana :
Ny ahy zao efa nataoko daholo ny : nisotro toaka; nitety sipa, nitsambikina tatatra, nifoka jamala, namonjy boo...
tohiny
novalian'i arialy ny 17/11/2009 08:24
Bazily
(
10/09/2009 06:39)
Lainga
Ilaina ve ny mandainga? Dia @ fotoana manao ahoana no tokony handainga....
tohiny
novalian'i ndenn ny 21/09/2009 11:49
Bazily
(
09/09/2009 05:55)
Miandry ny décision-n"ny CI hafa koa
Izay zao no andrasana, efa namoaka ny azy ny SADC, ary mbola hamoaka ny azy koa ny hafa. Tratra ny tanjona dia ny hahatapaka ilay fitarihan'ny locomotive ohatr'ilay sarisarykely atsy ambany atsy, hady...
tohiny
novalian'i pikatti ny 09/09/2009 11:55
Bazily
(
28/07/2009 04:56)
30 taona hoe de afaka mirotsaka ho filohampirenena?
Tsy hivarina ankady ve zany ity Madagasikara ity raha izany. Mba jerena ihany ny fahamatorana e! Fa tsy de entanikafanampo be loatra dia izay haroso dia tapahina. [quote][u][b]Afaka mirotsaka ho fidia...
tohiny
novalian'i xxx ny 31/07/2009 11:07
Bazily
(
10/07/2009 06:31)
FANOMEZANA SA FAMATSIANA
Fanomezana 1 tapitriza dolara no natolotry ny Printsy Saodiana ho an'ny fampiasambola hataony eto Dago. Feno fireharehan ny HAT fa na tapaka aza ny famatsiam-bola avy @ CI dia misy mpanome vola foana....
tohiny
novalian'i bozyboleta ny 10/07/2009 19:01
Bazily
(
09/07/2009 05:13)
Ao amin'ny D. Politika
:-D :-D :-D :-D :-D Misy andy efa hivika ao =)) =)) =)) Tena tsy ilery @ mahalery azy intsony no ao fa tena efa kofa tratran'ny déviation =)) ^:^ ^:^
Ilazao ihany zahay rehefa handeha lav...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 12/07/2009 15:53
Bazily
(
03/07/2009 04:50)
Tsimbadika 0-0
Mikasa ny hamahandalitra ny mpandray anjara @ assise regional ny HAT ka nitsimbadihan'dry zareo. Kobo fa efa vonona avy any ifotony ny fehinkevitra raisina fa sinema fotsiny ny fikaonandohamparitra.
...
tohiny
novalian'i ndotofetsy ny 03/07/2009 11:54
Bazily
(
25/06/2009 13:29)
Mihamahantra ny Malagasy
Izay lalovanao amin'ny hariva dia manjelanjlatra itony arendrina vita vazaha itony. Hita fa betsaka (loatra) ny mpivarotra azy ireny manamorona ny lalana.
Tsapa noho izany fa be ny tsy an'asa amin'iz...
tohiny
novalian'i xxx ny 28/06/2009 20:49
Bazily
(
16/06/2009 13:06)
Tsisy ilà na anao aty, ndà na any
Voan'ny daka be koa Sarkozy klé!!!
[quote]La cérémonie a été précédée d'un bref incident lorsque la France a été prise à partie à l'arrivée au palais de Nicolas Sarkozy, auquel plusieurs...
tohiny
novalian'i Noue ny 16/06/2009 15:27
Bazily
(
12/06/2009 13:42)
Miketrika ady ve no atao sa fitakiana e!
Tsy iraisako atidoha @ TIM kosa aloha raha ady no ketrehina fa tsy fitakiana ny ara-dalàna e! Ao amin'ny site-TIM ao misy resaka mandreraka be ndraindray fa toa fanomankomana ady, vono sns no hita ao...
tohiny
novalian'i fijo ny 12/06/2009 19:57
Bazily
(
11/06/2009 05:56)
Samy milaza azy ho lohany ve reto e?
Manomboka miseho tsikelikely ny tsy fifankazahoan-kevitra ao @ HAT ao.
Efa mihamibaribary fa tsy dia compétant loatra ireo nantsoina sasany fa noho ilay hoe mpiara-nitolona fotsiny dia omeko seza ka...
tohiny
novalian'i fijo ny 11/06/2009 20:34
Bazily
(
10/06/2009 12:16)
general Andrywui mitana KALLACK
ha ha ha ha ha ha ha
Miverena mianatra dia hamafiso ny info fa tsy donto loatra.
=)) =)) =)) =))
Miovà dinika rehefa tsy voafehy ny politika, any @ hatsikana sy lalao zao no tena mety @là...
tohiny
novalian'i fijo ny 10/06/2009 19:19
Bazily
(
19/05/2009 13:36)
Hainao moa izany hoe pamba zany sady izay mbola kidoro
Ampahafantarina anao ndrematoa fa ny pamba dia isan'ny zvt poak'aty sady maivan-danja, ambonin'izay mbola fatao kidoro koa izy any @ faritany. Noho izany tsy dia manan-danja loatra. Tsy mahagaga raha ...
tohiny
novalian'i xxx ny 21/05/2009 00:28
Bazily
(
01/04/2009 08:00)
amboletra
[img]http://img58.imageshack.us/img58/9900/lflash.jpg[/img]...
tohiny
novalian'i xxx ny 17/04/2009 13:42
Bazily
(
28/03/2009 05:33)
29 Mars eny Mahamasina
Miarahaba antsika jiaby.
Hono ho aho, ny fotoana rahampitso izay atao eny Mahamasina ve fotoam-pivavahana hitondrana ambavaka ny fiainampirenena izay tanterahan'ny FJKM manerana an'i Mcar ve sa tolon...
tohiny
novalian'i Bazily ny 28/03/2009 06:13
Bazily
(
26/03/2009 08:46)
copier-coller hafahafa
Efa mahita atao mihitsy kah! :-D :-D :-D :-D
http://namana.serasera.org/?rub=namana/namana&user=sohitika2008
...
tohiny
novalian'i xxx ny 29/03/2009 12:56
Bazily
(
19/03/2009 12:13)
Vaovao avy aty Mahajang ihany
Marihiko eto ampiandohana fa tsy fanosorampotaka fa zava-nisy:
Vaovao eto Majunga :
1°) Omaly nisy andianjatovo niditra ankeriny tao @ Biraon'ny FOkontany Ambovoalanana ( Mahajanga I ) ary nanesotr...
tohiny
novalian'i fijo ny 19/03/2009 21:56
Bazily
(
19/03/2009 06:44)
Tena ho fanjakan'ny Baroa marina raha izao no mitohy
http://www.moov.mg/actualiteNationale.php?articleId=479626
...
tohiny
novalian'i fijo ny 19/03/2009 22:36
Bazily
(
18/03/2009 13:56)
Mahagaga ahy elaisany reto
Elaisany mipetraka any Tanà ndray ve no mahita ny aty Jangil fa mikatona ny port, de tsy manaiky ny fitonrana TG ny vahoaka aty.
De tsoriko eto aloha fa ny port dia misokatra soa amantsara, ary ny f...
tohiny
novalian'i sero ny 18/03/2009 18:26
