Izay indra hono e!
1. Bazily
(
28/09/2009 12:23)
Tsy azo hanaovana fihetsiketsehana politika indray hono i Mahamasina sy AMBOHIJATOVO E!
Izay no arrété municipale vao nivoaka androany. Dia tsy lasa Place de democratie ve I Ambohjatovo sanatria ?
http://www.orange.mg/index.php?option=com_orangeinfo&Itemid=403&newscatid=4
ARRETE MUNICIPAL : tous meetings à caractère politique seront interdits au stade de Mahamasina et à Ambohijatovo suite à un arrété récemment décrété par la municipalité d’Antananarivo

novalian'i tsiafoi1 ny 29/09/2009 12:37
2. Mirananirina
(
28/09/2009 13:26)
nefa anie teny ry zalahy taloha e.Matahotra ny hahazo olona be dia be eny ko.Fa ahoana ary no ananany zo hanao izany ,sa hafindra eny indray ny lapa panjakana.Miseho milay tsssssssss
3. bozyboleta
(
28/09/2009 13:37)
Ka izay le hoe foza kah!
T.. no ao anaty loha ka tsy afaka misaina.
Dia manaotao foana, mirediredy foana, ...
T.. no ao anaty loha ka tsy afaka misaina.
Dia manaotao foana, mirediredy foana, ...
4. Mirananirina
(
28/09/2009 14:05)
Ka izay le hoe foza kah!tena izay mihitsy eh.Sao kosa ary efa azy (novidiany aminy anarany)kosa Ambohijatovo sy Mahamasina.
T.. no ao anaty loha ka tsy afaka misaina.
Dia manaotao foana, mirediredy foana
5. Bazily
(
28/09/2009 14:18)
Ary raha tsy diso aho dia fanazavana ny Charte Maputo1 sy 2 no antony famoriana olona, ary koa ny fangatahana fampiharana an'ireo, koa inon no olana raha izany, aiza ilay democratie e! Lasa kobaka ambava izy ty, Dia manao didin-ko fe lehibe fotsiny ireto izy, Ry zareo ve mihevitra fa izao blocage madinidinika izao no hampihemotra ny fitakiana ataon'ny olona. Atahorako ho mafiafy noho ny teo aloha aza ary tsy ho zakan-dry zareo fa hihintsana ampitoerana eo ireo.
6. Bazily
(
28/09/2009 14:23)

7. bozyboleta
(
28/09/2009 14:25)
Demokrasia @ fomba fiheverany azy no antony nanaovany an'Ambohijatovo ho kianjan'ny demokrasia-NY.
Fa tsy Demokrasia ho an'ny rehetra.
Sady tsy an-drainy io no tsy an-dreniny fa an'ny Vahoaka Malagasy rehetra; ary izy mpitantana fotsiny fa tsy tompony.
Raha manaraka ny fepetra napetrany @ maha-mpitantana azy ny olona na antoko te-hampiasa dia tsy tokony ho sakanany.
Efa hi-vaha koa razafindravahy atsy ho atsy. Aleo hijabaka @ politika maloto fa ho very vola otran''itompokolahy razafimankaleo eo koa vao gaga.

8. terrywui
(
28/09/2009 14:51)
Zay zany no baikom-panjakana sy ny arrété municipale fa mba maneke anatra ry Bozy sao goagoaka fahatany eo aa!! mpanakorotana ve omena toerana ?? ref tsy ti le Atsonjombe de ndana miainga any !!!
9. ifiona
(
28/09/2009 14:57)
manaona daholo e, dia miarahaba an'i bozyboleta manokana fa efa ela be tsy hita! bizzzz :-*
11. pikatti
(
28/09/2009 16:48)
Zay zany no baikom-panjakana sy ny arrété municipale fa mba maneke anatra ry Bozy sao goagoaka fahatany eo aa!! mpanakorotana ve omena toerana
I andry zao no efa goaga ry bainn a,elah ngà torana tao no zao vao hita klé :-D :-D
15. Mirananirina
(
29/09/2009 11:42)
mpanakorotana ve omena toerana ?? ref tsy ti le Atsonjombe de ndana miainga any !!!zao ilay toetranolona vendra :roll: :roll: mpanakorotana???????Iza no nanomboka ny korotona azafady????Tsy izaho aloha an 8O 8O
16. tsiafoi1
(
29/09/2009 12:37)
Rehefa izy manomboka manao didy ko fe-lehibe io de efa hihintsana ho azy otran'ny voankazo lo izy zay. Tsary maharitra io tsisy transition mihoatra ny 24mois zany eo, koa raha tsy paiso ny mpanam-bola koa hamela an'io hitarazoka... Plus io mitarazoka, plus betsaka ny vola very...