Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i Bazily, milahatra araka ny daty
Bazily
(
17/03/2009 14:13)
Tena faly ndray ny Pahana klé
Vetsovetso sendra mba nisy nanome ahy dia zaraiko eto
Ry RENY MALALA
Diam-penina tsotra sy andalana vitsivitsy
No entiko hanehoana ny zava-misy
Raha toa ianao nahatsapa fa tara
Dia manasa ana...
tohiny
novalian'i xxx ny 17/03/2009 15:00
Bazily
(
18/12/2008 05:31)
Ahoana ny amin'ity ?
[quote=Gazetiko]Tsy fantatra na saran'ny fahatongavana na tsia fa nomena vola 400 tapitrisa Ae. ireo antoko politika maherin'ny 40 tonga nanatrika ny fihaonana tamin'ny Filoham-pirenena momba ny lalan...
tohiny
novalian'i Fanjaibe ny 26/12/2008 04:13
Bazily
(
14/05/2008 15:57)
TENA NAMANA
Aminao : Inona ny hoe:"TENA NAMANA" fa raha ny hevitro dia "MANOME IZAY TSY ANGATAHINA, MANOLOTRA IZAY TSY TADIAVINA" ary koa ANTSOINA RAHA MAINA ANDRO : TONGA , IANGAVIANA MISASAKA ALINA : TSY MANDA
...
tohiny
novalian'i niryna ny 18/05/2008 20:36
